Тёмный

FANANTENANA : NY AINGA 

Sheima Clarence
Подписаться 3,5 тыс.
Просмотров 371 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

27 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 35   
@cathysmith3468
@cathysmith3468 3 года назад
Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany Tsarovy fa misy ny avo noho ireo Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa Tozoy hatrany ny lalanao Mba ho zary hafaliana ooooo an an an Lanjao ny fijaliana Iareto am-pifaliana Hanosika hatrany ny vavaka atao Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o Ireo manantena ny hasambarana Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany Tsarovy fa misy ny avo noho ireo Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa Ho feno hafaliana fiadanana hatrany Ny aizina ho zary hazava ooo an an an Hanjary lohataona ny andro ririnina Sikino hatrany ny fanantenana Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o Ireo manantena ny hasambarana Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o Fa soa hoazy no nahatonga izany
@user-pr2bh3uc7g
@user-pr2bh3uc7g Год назад
Cet chanson a de sourire pour m.. classe 4M you Misse l'ay hira nahita Espoir.......Dia Nanaiga n'y Fanahy ho Tia. Senja Misse manina content n'y Do n'a Patty!
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 года назад
Que Dieu tes bénisse très belles chansons ç
@muriellerakotoharintsifa8784
@muriellerakotoharintsifa8784 2 года назад
Tena tiako loatra ity hiran'i Ny Ainga ity. Mampahatsiaro ahy an'i Dominique, titulaire-nay 4e2 tao amin'ny Sainte Famille tamin'ny taom-pianarana 1992-1993
@rambinintsoafelicie7276
@rambinintsoafelicie7276 4 года назад
cette chanson vraiment au fond de mon coeur,j adore
@razakaharisoaclara9258
@razakaharisoaclara9258 4 года назад
Ndriiiiu nofy sisa
@michellaquillara5773
@michellaquillara5773 2 года назад
hafa ihan ny vazo🎤🎵 ny AINGA zanyy👍👍 Ankafiziko hatrany😍
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 года назад
Tres belles chansons en langues étrangères jes la kiffe
@halokuwait5769
@halokuwait5769 2 года назад
Dryyy 😍😍🙏🙏Namela kanto mamy 💗
@heritahinamariaramaminiain6864
@heritahinamariaramaminiain6864 3 года назад
2021 :)
@mobileplus5243
@mobileplus5243 4 года назад
😭😭😭😭😭😭 ndriii nofy sisee
@framboiseboni658
@framboiseboni658 2 года назад
Merci pour les paroles. J'aime beaucoup la chanson
@pierrewilmasrt8695
@pierrewilmasrt8695 2 года назад
J'aimerais connaître la traduction 🥺
@framboiseboni658
@framboiseboni658 2 года назад
En résumé, faites du bien autour de soi et gardez l'espoir en toutes circonstances.
@afm9006
@afm9006 5 лет назад
Lanjao ny fijaliana hiareto ampifaliana mankasitraka ère👏👏👏👏👏👏👏
@randriampamonjijaonatsinjo5734
Merci grand frère ! tu m'as laissé un héritage inestimable ! Repose en paix. Prie pour nous!
@muriella20
@muriella20 6 лет назад
Tsara e , madry ampiadanana e
@lalaojosephandriamihamina2026
@lalaojosephandriamihamina2026 2 года назад
Ppppp
@tiakoianaoianao9974
@tiakoianaoianao9974 5 лет назад
Tiako hira ity hatsarovak ny olontiako zay Misaotra ny groupe ny aiga
@andrianarimangasolofoarima9950
Hafa mihitsy ny tarika ny Ainga,milay fôna
@linahnome1092
@linahnome1092 3 года назад
Tsa adino k n'y ainga n'a Dia aty alavitrab aiza aho
@esperenceramahavalisoa5234
@esperenceramahavalisoa5234 5 лет назад
Mahaliana sy mahatonga saina ary tonga ao am-po ny mahalala ny zavatra ampitaina, mankasitra
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 7 лет назад
tsara afa mitsin Asnah mipodia oeto Annah handihy hihi
@daniellea.rakotonirina2067
@daniellea.rakotonirina2067 6 лет назад
tsara be le hira, tena mankasitraka
@angelinerasoamananoro4039
@angelinerasoamananoro4039 4 года назад
Tsr b le hir misatr n tark n aing mahafinartr be mivern et antanindrzn asnah tsar b n fehonao
@linahnome1092
@linahnome1092 3 года назад
@@angelinerasoamananoro4039 Merci ce vraiment
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 6 лет назад
mankasitrake e!
@tsilanjara7262
@tsilanjara7262 2 года назад
😘😘😍😍🥰🥰
@ranarsontracia2405
@ranarsontracia2405 7 лет назад
😍😇🤗
@naivotianarandriamanantena6156
@naivotianarandriamanantena6156 3 года назад
misaotra e!!!
@harimisimamonjykiadyasandr3475
@harimisimamonjykiadyasandr3475 3 года назад
tsara loatra ty hira ty
@fanjanirinarasamoelisoa2525
@fanjanirinarasamoelisoa2525 2 года назад
Tiko bé
@harryrandria782
@harryrandria782 8 лет назад
TSARA E
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 7 лет назад
tsara afa mitsin Asnah mipodia oeto Annah handihy hihi
@hantanirinaramaronjatovo2478
@hantanirinaramaronjatovo2478 2 года назад
J'adore cette chanson concernant sa parole & le son.Ca me donne un grand réconfort pour les pertes successives de mes chers.Reposez vous en paix mon père,mon petit frère et mes deux petites soeurs🙏🙏FANANTENANA.
Далее
NY AINGA  FIAINAM-BAOVAO
6:21
Просмотров 322 тыс.
20 taona milay NY AINGA clip officiel
6:12
Просмотров 99 тыс.
NY AINGA : TOMPO TSY FOIKO
4:42
Просмотров 309 тыс.
Faniry Raelison - Ekeko satria  (Gahby)
2:54
Просмотров 374 тыс.
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 434 тыс.
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 219 тыс.
Ho fitiavana aho HIRA KATOLIKA (It's Nathie)
4:39
Просмотров 48 тыс.
DIA HO NOFIKO VE Tarika  Hasina
10:08
Просмотров 247 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
Tselatra - Rainay ô
5:22
Просмотров 1,8 млн
Un jour à la fois PATTY ( Ny Ainga)
3:27
Просмотров 820 тыс.