Vous êtes 5 chanteurs(es) ?! 😮 Chapeau !! J'adore ! Vous êtes jeunes (d'où le nom de l'orchestre peut-être....😁 ) lol, je plaisante mais continuez comme ça 👌tsara be
Amin' ireo zay namelona na namoha indray ity hira ity, ho ahy manokana, ry zareo ireto no itako fa nahafehy azy indrindra no tsara ny firindran' ny mozika. Fa ny mpitendry mozika malagasy, maninona no tsy mba mihetsika mihintsy ( labozia be!!!!), nefa mahay mozika , mba milalao eo am-pitendrena eh. Misaotra betsaka dia misondrota hatrany.