Тёмный

Orchestre Zandry Mozika 10taona 

Zandry Mozika
Подписаться 826
Просмотров 49 тыс.
50% 1

Ho fanokafana ny 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝐅𝐎𝐋𝐎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 Orchestre Zandry Mozika dia mahafaly anay ny manolotra ity seho arahana resadresaka ity. 🎼🎬
Miarahaba an'i Aina Andriamasimanana ihany koa izahay nahatratra ny faha 10 taona nahamatihanina azy teo amin'ny sehatry ny lanonana, izy izay niara-niasa akaiky taminay namokatra ity azo lazaina hoe "fandaharana" ity, hoarahintsika ao anatin'ny "video" ny momba azy.
Isaorana be dia be ireto mpiaramiasa manaraka ireto satria tsy tontosa izao raha tsy teo izy ireo:
- Thierry J Rakotobe
- Espace Sirius
- Mifeo (Sonorisation)
- Z-Live studio (Mixage)
- Cool Concept Events (Estrade)
- #Background (Video)
- Mamy Joëlle
- L'étincelle Boutique
- #Carental...
Ankafizo ary tompoko dia zarazarao 😊...Ampitiavana be ♥️ 🇲🇬

Опубликовано:

 

29 мар 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 46   
@voninkazomanitra4190
@voninkazomanitra4190 6 месяцев назад
Tandremo tsara ny fanononana ny tononkira amin'ny teny vahiny fa misy diso ao'zareo an. Manampy mahatsara no tanjona amin'ito kihana ataoko ito.
@mielndrainibe75
@mielndrainibe75 8 месяцев назад
Ao tsara, milay ny ensemble e!!! Mirary soa...
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra amin'ny feed back... Mankasitraka 😊
@ANSLAVERITECHRISTIQUE
@ANSLAVERITECHRISTIQUE Год назад
Maka anareo aho, tiko be. Tena tsara be, ary tena tavavoaka tsara ihany koa ilay hira no sady tsara mihoatra n’ny fihiran’ilay tena tomponkira mihintsy aza, tena tiko be, mandrotsirotsy be. Misaotra ho anareo izay nizara sady tsara feo daholo, feo manga avokoa. 🥰🥰🥰
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra 😊 Mbola ho avy ny video manaraka, mankasitraka dia mirary soa 🥰
@gndras
@gndras 2 года назад
Number one it's very good😍🤗
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Thank you so much! I'm glad you enjoyed it. 😍🤗
@MegaRanjee
@MegaRanjee 2 года назад
Milay e! 😍
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Mankasitraka namana 😊🙏
@randrianarisoambolatianaha7234
@randrianarisoambolatianaha7234 2 года назад
Tsara be !!! 👌👍 Mahay be ianareo, bravo 👋👋👋
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Merci beaucoup 🥰
@honorineclaudeon1841
@honorineclaudeon1841 2 года назад
J'aime beaucoup super merci 👍
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Merci à vous 😊❣
@navalonanomenjanahary105
@navalonanomenjanahary105 2 года назад
Tena tsara🤩😍
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra 😊🙏🙏
@olivierandrianarivelo935
@olivierandrianarivelo935 Год назад
Amin'azy tsara
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra 🥰
@jeantonijoby2784
@jeantonijoby2784 2 года назад
Merci eeeee !
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Mankasitraka e ❣
@andryandriatahina1630
@andryandriatahina1630 Год назад
Mahafinaritra be, atsoiko indray andro🥰
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra betsaka, aza adino ary an... Mirary soa indrindra 😊🥰
@MiranaJ501
@MiranaJ501 6 месяцев назад
Vous êtes 5 chanteurs(es) ?! 😮 Chapeau !! J'adore ! Vous êtes jeunes (d'où le nom de l'orchestre peut-être....😁 ) lol, je plaisante mais continuez comme ça 👌tsara be
@hajarahaingoarison9205
@hajarahaingoarison9205 Год назад
Milay be e!!!!!
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Mercii beaucoup 🥰
@nambinintsoafehizoro3006
@nambinintsoafehizoro3006 2 года назад
Mapte andeh fety zany
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misy video hafa mampiseho ny ambiance ihany koa ao an... aza misalasala miantso fa vonona izahay 😊😊
@icarecom43
@icarecom43 Год назад
MANJA E !!!!!!!!!!!!
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Merciii namana 🥰
@haribodaday5374
@haribodaday5374 2 года назад
Sakarah est Stéphanie adala aminao zao
@nainarandria9590
@nainarandria9590 Год назад
Tena mahay ianareo. Mirary soa ho an'ny "Zandry Mozika".
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra, manatsara hatrany e... Mirary soa hoanao ihany koa 😊🥰
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra, manatsara hatrany e... Mirary soa hoanao ihany koa 😊🥰😘
@raissabh9985
@raissabh9985 2 года назад
Présence scenique lo efa tsara: fihetsika, akanjo .Instrumentales : tsara ny elements(musiciens) fa mety ho tsara kokoa ra misy 3ém clavier manao fonds instruments à vent. Feo vehivavy le feo fahatelo masao tsara fa indraindray misy latsaka kely. En somme efa tsara fa ampio plus ny hira mihetsika. Bravo
@joharydimby3439
@joharydimby3439 Год назад
Tsy aleo ve tonga dia manampy mpilalao instrument à vent réel raha izay hevitrao izay, toa izay hanampy clavieriste, mety tsy ilaina akory amin'ny hira sasany dia mi-occuper scène fotsiny.
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Misaotra indrindra amin'ny feed back, voaray fa hiezaka izahay hanatsara hatrany... Mankasitraka 😊🙏
@minishopamboditsiry2754
@minishopamboditsiry2754 2 года назад
tsara be ny nanaovanareo ilay roman d'amitié
@raholiarinosyandriamboavon4308
Limkk😊😊😊😊0pmjķjm
@raholiarinosyandriamboavon4308
Ý😊😊😅😊
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Mankasitraka indrindra 🥰🥰
@yrakotonanahary
@yrakotonanahary 2 года назад
Il est bon Glenn Medeiros !!!
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Merciiii 😊🥰
@chantalhibon6719
@chantalhibon6719 2 года назад
Tsara
@noarivolaramorasatarakoto4499
@noarivolaramorasatarakoto4499 2 года назад
Tsara e
@zandrymozika6286
@zandrymozika6286 7 месяцев назад
Mankasitraka 😊
@nambinintsoafinaritrarabet115
@nambinintsoafinaritrarabet115 7 месяцев назад
Tena mba miala @ groupe ray iny leuh
Далее
Extrait Animation Orchestre Zandry Mozika
16:36
Просмотров 6 тыс.
Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika
4:54
Tom🍓Jerry 😂 #shorts #achayanarmyfamily
00:14
Просмотров 14 млн
Cover Ilay Nosy - Orchestre Zandry Mozika
4:02
Просмотров 29 тыс.
Mozika Tsotra izao - Lacity Ivandry - 29 Fevrier 2020
1:33:52
JAWS BAND LIVE SESSION
1:15:36
Просмотров 70 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 139 тыс.
@CoverMalagasy  T-Kalo Cover Medley Mahaleo
10:09
Просмотров 111 тыс.
CLIP ORCHESTRE ZANDRY MOZIKA ©alaline Mars 2017
5:55
medley 2024
4:46
Просмотров 25 тыс.
Bodo & Poopy - Medley
9:14
Просмотров 2,6 млн