RENÉ MON TRÈS CHER AMI!!! Je reviendrai vers toi en 2025… je t’embrasse très fort…. Je te tiendrai au courant…. Envoie moi un whatsapp !!! 00261324946308..
tadidiko i RaVonjy Nina rehefa makao an tanàna dia tsy maintsy mitendry hiran,i Zoky foana dia anisan,ny vao nivoaka t@ izany i Poizina mahery tany ho any @ 1998 tany.
Mirevy Mannowar ny akama ah. Milay eh. Ny projet misy an'i Vony miavaka foana. Hita foana ilay côté amateur anle mozika, tsy misy fandaniana andro miheritreritra arrangement be fa talent pur. Milay tena milay.
MIANDRADRA ANAREO TANORA SY MIANDRY ANAREO I GASIKARA KA MITSANGANA ARY ASEHOINAREO NY MAHA TIAN TANINDRAZANA ANAREO FA TSY MITOVY ANIN IREO EFA LO IANAREO HO ELA VELONA MADAGASIKARA . MISAOTRA ANAREO RED METAL NANATONTOSA . MANKASITRAKA E !!!!!!!!!