Тёмный

RED METAL "IZY INY..." MIARAKA @ IMIANGALY SY ROLF 

Andriambelomasina Rambeloson
Подписаться 526
Просмотров 6 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

14 дек 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 27   
@auroredujour9186
@auroredujour9186 3 года назад
👍
@fantasialiege6170
@fantasialiege6170 4 года назад
😭😭😭😭😭👍👌👌
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
HANKAFIZO HANGALAO NY MAMY REHETRA E!! MIRARY FAHASAMBARANA HO ANAREO E!!
@norosoahasambarana1528
@norosoahasambarana1528 4 года назад
👏👏👏🤘👍👍👍
@tsuhary
@tsuhary 4 года назад
Aaahhhhh 🤩🤩 tena ireo artista tiko indrindra ireto mampiara-peo reto, mankasitraka indrindra zareo a👏👏
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
AZA ADINO MIHITSY MIHAINO HIRA MALAGASY ATAO VATSY RAHA MANDEHA LAVITRA...FA MANKAHERY TANTERAKA...
@joxdior
@joxdior Год назад
Mamiko loatra nareo e
@mirantsoa6226
@mirantsoa6226 4 года назад
Mandona be kosa le trio anareo. Tena tsara be ❤️👍
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
TENA MISAOTRA ANAO KOA NAKA TSIRONY T@ ILAY SANGAN'ASA.
@oliviarazafimanantsoa7107
@oliviarazafimanantsoa7107 4 года назад
Tiako tsotr'izao! 😍 feo kanto 3 natambatry ny fitiavana. Mankasitraka ♥️
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
AMPIAKO KOA HOE NATAMBATRY NY AINGAM-PANAHY, NATAMBATRY NY FITIAVANA MIHITSY, FITIAVANA ZAVA-KANTO MALAGASY..TENA HISAORAKO BE DIA BE IANAO NAMPATSIAHY IZANY VALEUR GRANDEUR NATURE IZANY...
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
TSY SANATRIA FIHAMBOANA, FA IZAHAY SY RY ROLF TSY MIHIRA RAHA TSY MISY ANTONY GOAVANA SY HO LAZAINA...BREF TSY MIHIRAHIRA FAHATANY NA SANATRIA HIHIRA HITADIAVAM-BOLA....NY ART TSY NATAO HIVELOMANA FA AMBONY LAVITRA NOHO NY SURVIE NY ART....ANJARANAO MAMANTATRA NY ANTONY NANAOVANAY IO HIRA IO....RAHA TOA KA METY MAHALIANA ANAO DIA MIANDRY ANAO ANY @ SEHATRA DISCRET KOKOA LIVE NAY ATSY HO ATSY NA MP
@oliviarazafimanantsoa7107
@oliviarazafimanantsoa7107 4 года назад
@@andriambelomasinarambeloso6871 Mankasitraka fa hainareo ilay mizara kanto e. Maniry dia maniry ny hanatrika ny seho indrindra ny hisian'ny seho aty Fort Dauphin 😊
@rafalimananatoky9652
@rafalimananatoky9652 4 года назад
pao-tsatroka zalah grand an. Tena tonga dia nisidina ho azy teo zah. Matsiro e
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
TOKY A!! IANAO TOA ANY AMPITA E!!!??? TENA TSARA RAHA TIANAO BE ILAY HIRA, OMENA ANAO IO E!!!
@yahikomahandritiana420
@yahikomahandritiana420 4 года назад
Tsara loatra
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
MAHANDRITIANA A!! NATAO HO ANAO..NATAO HO ANAREO...IZAHAY NO MISAOTRA ANAREO @ FANKAFIZANA
@roberthopozina4928
@roberthopozina4928 4 года назад
Serieux be daholo tenisany zany a. Milay e
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
MANJA ROBERTHO A!! MISY MPANJAKA IRAK ANDRIANAMPOINIMERINA MILEVINA ANIE AO AKAIKY AO TSY MAHAZO MISARY GAIGY
@johnkely125
@johnkely125 4 года назад
Tena tsy nampoiziko ny fivoakan ilay fampiarahana tena tsara .Red metal mbola tsy nandiso fanantenana ahy hatramin izay manantena fa mba hisy live ho an ny mpankafy aty dilambato e ,misaotra Vony a
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
OKAY JOHN A!! FALY IZAHAY RAHA TENA NANAMPY ANAO ILAY HIRA, NANAMPY ANAO HO TIA KOKOA NY TANINTSIKA, NY ANY IVELANY MBOLA HO AVY...
@johnkely125
@johnkely125 4 года назад
@@andriambelomasinarambeloso6871 miandry zahay e
@vonyrakoto293
@vonyrakoto293 4 года назад
tsis fsorana o
@auroredujour9186
@auroredujour9186 3 года назад
Très belle chanson !!! Belles voix !!! Si il y avait la traduction ? 👍
@soulyrajim3382
@soulyrajim3382 4 года назад
Tsara feo be Rolf
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 года назад
TSY FEO FOTSINY FA OLONA FARAN'IZAY TSARA, IZY MIVADY IRETO IRERY NO ARTISTES MALAGASY METY BE AMIKO, SADY TSY MANAO HIRA EVANGELIQUE!!! NO MANAMBOATRA HIRA TENA MATOTRA, MISY LANJANY SY HEVINY!!! HENJANA NY PUISSANCES AN'IZY MIVADY IRETO, SEHATRA NAMOLAVOLA AZY TENA FARAN'IZAY AVO..TSY FATINA ARTISTES TOY IZAY HITA @ IZAO!!!! ARTISTES à JETER FENO ETO MADAGASCAR ETO.
@soulyrajim3382
@soulyrajim3382 4 года назад
@@andriambelomasinarambeloso6871 Fa grâce an'i red metal no naha tsara ny gadona aaa
Далее
RED METAL FITIAVANA YANJASOA VONIANJASOA HD
8:07
Просмотров 17 тыс.
Avelao Izahay
3:54
Просмотров 674
ФОКУС С БАНАНОМ🍌
00:32
Просмотров 362 тыс.
Maybe a little TOO much gel 😂
00:12
Просмотров 13 млн
GASY FOMBA SIKIDY 12 JUIN 2016
33:24
Просмотров 10 тыс.
"RED METAL" IZA IRY AMBONY IRY?
7:03
Просмотров 3,9 тыс.
NON, JE NE REGRETTE RIEN par Imiangaly & Rolf Raza
3:07
Iray Kilasy(RED METAL)
4:41
Просмотров 79
"RED METAL" POIZINA MAHERY KATEDRALY
8:53
Просмотров 15 тыс.
bitsiky ny foko _ Yanja & Vony Red Metal
7:34
Просмотров 35 тыс.
Ambondrona - Wind of change (Scorpion)
5:38
Просмотров 9 тыс.
RED METAL FULL ALBUM "POIZINA MAHERY"
45:09
Просмотров 15 тыс.
Imiangaly -  Avelao izahay LIVE
6:21
Просмотров 15 тыс.
ФОКУС С БАНАНОМ🍌
00:32
Просмотров 362 тыс.