Тёмный
Ando Nacho
Ando Nacho
Ando Nacho
Подписаться
Комментарии
@voavonjyrichardalbertboto703
@voavonjyrichardalbertboto703 Месяц назад
Eeeeh!Tena tsara.Merci bcp Tonton pa.La nostalgie
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 4 месяца назад
Mankasitraka ôôôô ! Tahin'ny TOMPO hatrany foana isika rehetra éééé ❤️🙏
@user-ot2pe4dy4e
@user-ot2pe4dy4e 6 месяцев назад
mahafinaritra e. Tahian'ny Tompo
@miarintsoafanomezanaradora4963
Tsara loatra.❤❤
@andrytianaramiandrisoa-px1hq
Tiako b Ty hira Ty , merci tonton Pa
@zoherilantoramaroson2977
@zoherilantoramaroson2977 Год назад
Tsara be ! Mankasitraka
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Tsy rariny.
@jeanpierrerandemisoalahini9735
@jeanpierrerandemisoalahini9735 11 месяцев назад
🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 Год назад
🙏💟🙏
@fulgencioandriamahefasoa5145
tena tsara eee! fa mba tiko hiraina karaoké fa mbola tsy nahita mintsy oooo
@rakotohaingo6810
@rakotohaingo6810 Год назад
Milay e hahatsiarovana zavatra maro e!
@volarovamanoelajeannescott6500
@volarovamanoelajeannescott6500 2 года назад
Mahafinaritra be le pitendry mankasitraka tompoko
@volarovamanoelajeannescott6500
@volarovamanoelajeannescott6500 2 года назад
eee!!! Mahafinaritra mankasitraka ho tahin itompo nareo
@nionisitrakarasoaray198
@nionisitrakarasoaray198 2 года назад
tiako be, mandona fo, mankasitraka
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
Mankasitraka indrindra Tompoko o ♥️ ❤❤❤❤❤❤❤❤
@hanitriniavorakotomavo2017
@hanitriniavorakotomavo2017 2 года назад
Orima sy Tomima mamiko
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Lasa izy fa Tsy tamana ka nandrava. Tsy rariny. Triste.
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
Mankasitraka indrindra re Tompoko o ❣tiako be aby ny hiranareo🤍🤍🤍🙏🤍🤍🤍🙏
@vonjyhary3216
@vonjyhary3216 2 года назад
Milay e
@lembagnol5882
@lembagnol5882 2 года назад
Bravo mille fois...praise THE LORD. I love this piece Mozart's eine klein nachtmusik.. bravo indray
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Ianao no fialofako s'y fiadanako, Tompo bé famindram-po. Isaorana n'y Anaranao masina. :-)
@suzannerazanadrasoa8144
@suzannerazanadrasoa8144 2 года назад
Tena tsara loatra , mandona ny foko manontolo Mankasitraka indrindra e
@kantomanantsoa3006
@kantomanantsoa3006 3 года назад
Tsara ny midera an'Andriamanitra, mankasitraka an'ny mpamoron-kira, tena tsara loatra.
@titieolga3979
@titieolga3979 3 года назад
eny na dia aty an tany lavitra aty aza ny tena dia tsaroana foana ilay toerana namoazan ny tompo
@rakotondratsimbaandrytiana1610
@rakotondratsimbaandrytiana1610 3 года назад
Tena tsara. Tena pro ianao raha famamoronan-kira .Tohizo fa teana talenta!
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 3 года назад
Misaotra Indrindra, Tena Lafatra Tokoa Saotra Sy Dera Ho An' Andriamanitra Irery Ihany
@zaranainasalamarison1819
@zaranainasalamarison1819 3 года назад
any andrefan ambatofotsy any no misy anay any amin ny 4 Km tany ireto amaf ireto tena marobe tokoa ry zareo tamin izany FJKM MORATSIAZO FIDERANA no fiangonana any
@zaranainasalamarison1819
@zaranainasalamarison1819 3 года назад
atsiarovana ny fahazazana sy ny hatanorana eny hatramin izao fahalehibeazana izao tamin ny nanaovana choorale tena tsara
@mauricerabarijaona2215
@mauricerabarijaona2215 3 года назад
Tiako be
@lalieolga2389
@lalieolga2389 3 года назад
Tena mampahatsiaro ny famonjena nataon ny jesosy sy mampanembona ilay toerana niavina
@Lorknith7800
@Lorknith7800 4 года назад
isan ny hiran ny AMAF tena tiko;Mankasitraka e;
@sainahnet2840
@sainahnet2840 4 года назад
"AMBIROA" ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-qbAcsR9o108.html
@Minouche110478
@Minouche110478 5 лет назад
Tsara loatra ilay tonon-kira. Misaotra Jesoa ny amin'ny fitiavanao
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
TSARA Be Misaotra (mirotsaka mihintsy ny ranomaso) Tohano Tsy ho Very Izahay Andriamanitra Satria Samy Zanakao Daholo
@laloulydia4451
@laloulydia4451 6 лет назад
Hiranay taloha koa ito !!! Refa hira nohiraina taloha dia milay foana ny mihaino... Misy feeling hafa mitsy noho ny hira mbola tsy hay, satria hira efa niainanao, nanamarika ny fiainanao ! hira nametraka tantara t@ fiainanao !
@linjean-rene712
@linjean-rene712 6 лет назад
tiko lotra eeee
@olivierraveloson4076
@olivierraveloson4076 6 лет назад
Tsara be
@surveillanceterritoire9769
@surveillanceterritoire9769 7 лет назад
Ze mba manana le hiran'i Tonton PA "Ambiroa" azafady mba publeo fa tena tsara iny hira iny! Misaotra betsaka mialoha
@sainahnet2840
@sainahnet2840 4 года назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-qbAcsR9o108.html
@hassanhatemioussouf6850
@hassanhatemioussouf6850 7 лет назад
ary ts maita le minosy ng elah leti e
@tojonirinarandriamanantoan497
@tojonirinarandriamanantoan497 3 года назад
Za ko rangah tena mitady an'iny mintsy ko!mb alefaso ho an'zay manana e
@tsixran5791
@tsixran5791 9 лет назад
misaotra tonton pà a, hafa ihany ny favori e
@razafindrakotorijaharivony792
@razafindrakotorijaharivony792 9 лет назад
romantique mitsy kosa a!
@jeanpierrerandemisoalahini9735
@jeanpierrerandemisoalahini9735 11 месяцев назад
hira romantique tena milay🥰🥰🥰
@harizorakotomalala1555
@harizorakotomalala1555 9 лет назад
ze manana rangah mba publieo ato ko le hiran tonton pa le " ambiroa " na " minosy " fa tiko daoly reo a! fa ty hira ray ty ko lo de tena atsiarovana an'i tonton mits e! mafinaritra zoky lahy a: mankahery anao @ fanandratana ny kanto malagasy e!
@hassanhatemioussouf6850
@hassanhatemioussouf6850 7 лет назад
le minosy no tena tsara e!!
@ypl-wg4dy
@ypl-wg4dy 4 года назад
@@hassanhatemioussouf6850 rehefa mba azonao ZOKY io minosy io de mba alatsao eto a! zah tena makafy an iny hira iny mihintsy
@sainahnet2840
@sainahnet2840 4 года назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-qbAcsR9o108.html
@rakotoarisonmalala489
@rakotoarisonmalala489 9 лет назад
Tsara! mankasitraka e!
@andryahma8346
@andryahma8346 9 лет назад
ndriii, Neny a, marary anie Dada eeee
@solojeanlucrandriamiarison1540
@solojeanlucrandriamiarison1540 10 лет назад
makasitraka anao ry tonton pa a!!! tena tsara ilay hira,ity hira ity ilay atao hoe tsy tontan'ny ela e! zay makafy foana na tsy be aza ny commentaire ataon'ny olona.....merci bcp
@manjakafenosoa8657
@manjakafenosoa8657 10 лет назад
Misaotra é!!
@manjakafenosoa8657
@manjakafenosoa8657 10 лет назад
Misaotra tompoko nizara!!