Тёмный

Teto - AMAF (Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana) 

Ando Nacho
Подписаться 241
Просмотров 39 тыс.
50% 1

"Teto no niandrasanao ahy fony aho nania
hiara-monina aminao mandrakizay doria..."
hiran'ny AMAF anisan'ny tena tiako izy ity, tsy hitako teto @youtube fa tany an-kafa dia ampidiriko eto, antenaiko fa tsy hampaninona ny tompon'ny hira :)

Опубликовано:

 

12 мар 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
Mankasitraka indrindra re Tompoko o ❣tiako be aby ny hiranareo🤍🤍🤍🙏🤍🤍🤍🙏
@titieolga3979
@titieolga3979 3 года назад
eny na dia aty an tany lavitra aty aza ny tena dia tsaroana foana ilay toerana namoazan ny tompo
@zaranainasalamarison1819
@zaranainasalamarison1819 3 года назад
atsiarovana ny fahazazana sy ny hatanorana eny hatramin izao fahalehibeazana izao tamin ny nanaovana choorale tena tsara
@miarintsoafanomezanaradora4963
Tsara loatra.❤❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Ianao no fialofako s'y fiadanako, Tompo bé famindram-po. Isaorana n'y Anaranao masina. :-)
@volarovamanoelajeannescott6500
@volarovamanoelajeannescott6500 2 года назад
eee!!! Mahafinaritra mankasitraka ho tahin itompo nareo
@suzannerazanadrasoa8144
@suzannerazanadrasoa8144 2 года назад
Tena tsara loatra , mandona ny foko manontolo Mankasitraka indrindra e
@volarovamanoelajeannescott6500
@volarovamanoelajeannescott6500 2 года назад
Mahafinaritra be le pitendry mankasitraka tompoko
@Lorknith7800
@Lorknith7800 3 года назад
isan ny hiran ny AMAF tena tiko;Mankasitraka e;
@zaranainasalamarison1819
@zaranainasalamarison1819 3 года назад
any andrefan ambatofotsy any no misy anay any amin ny 4 Km tany ireto amaf ireto tena marobe tokoa ry zareo tamin izany FJKM MORATSIAZO FIDERANA no fiangonana any
@mauricerabarijaona2215
@mauricerabarijaona2215 3 года назад
Tiako be
@lalieolga2389
@lalieolga2389 3 года назад
Tena mampahatsiaro ny famonjena nataon ny jesosy sy mampanembona ilay toerana niavina
Далее
fefi 2013 raiso JESOSY (Sacha)
6:17
Просмотров 178 тыс.
Новые iPhone 16 и 16 Pro Max
00:42
Просмотров 1,6 млн
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 418 тыс.
МОЙ НОВЫЙ ДОМ
1:01:04
Просмотров 2,1 млн
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Ny foko hankalaza - Antoko Mpihira Orima sy Tomima
5:23
Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"
3:59
Просмотров 168 тыс.
Ray ô! misaotra e! - FEFI
6:23
Просмотров 98 тыс.
HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024
5:12
Просмотров 161 тыс.
Harena Sy Fananako
6:04
Просмотров 10 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
Ny marina AMAF
4:35
Просмотров 120 тыс.
Tompo O Ny Foko
5:22
Просмотров 26 тыс.
Новые iPhone 16 и 16 Pro Max
00:42
Просмотров 1,6 млн