Тёмный
setra rado
setra rado
setra rado
Подписаться
MAGE4----- TSY HITENY AHO
4:40
8 лет назад
HIDERAKO ANAO ___NY SANDRATRA
3:51
8 лет назад
ERITRERETO___ NY SANDRATRA
3:40
8 лет назад
TENA BABO -- HIRA KATOLIKA
5:42
8 лет назад
Комментарии
@MarioRak
@MarioRak Месяц назад
Hafa iany le taloha par rapport nen ken zan tena tsara alavitra
@mamyjacques4394
@mamyjacques4394 5 месяцев назад
Tsara izy zany, Sady mampalahelo no mahafinaritra
@luciennevololonirina6645
@luciennevololonirina6645 6 месяцев назад
ISAORAKO LALANDAVAVA NY ANARANAO
@FitiaRayana-ed8mh
@FitiaRayana-ed8mh 9 месяцев назад
Tsy manenina aho Jesoa manana anao,isaorako lalandava ny anaranao🙏❤
@user-ln5hj4rr3k
@user-ln5hj4rr3k 10 месяцев назад
Tsy maneniny aho jesoa ô Manana anao ❤❤😢
@raharisoaanais4
@raharisoaanais4 10 месяцев назад
J'adore
@tatianahandriamialy193
@tatianahandriamialy193 Год назад
tiko ity hira ity. Mankasitraka.
@mbilout
@mbilout Год назад
❤marina mintsy zany tono kira zany ❤
@raharisoaanais4
@raharisoaanais4 Год назад
Isaorako lalandava ianareo mpihira sy mpamorona lay hira fa indrindra i Jesoa
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Efa ho avy n'y fitsarana. Miambena. Mihomana. Mivavaka. Mibebaka.
@safidyandriankina172
@safidyandriankina172 2 года назад
Tena babo ny fitiavanao tokoa izany fiainako. Eny tsy nanenina tokoa aho Jeso oh
@zotorabenja340
@zotorabenja340 2 года назад
😍😍😍🥰tiko be daholo e!
@soaminaroberthinejudithjij4578
@soaminaroberthinejudithjij4578 2 года назад
Misaotra Jesoa ô ❤❤❤❤
@michahrj8886
@michahrj8886 2 года назад
babonao ao Jesoa
@juliennerasoanirina1088
@juliennerasoanirina1088 2 года назад
Tsy manenina aho Jesoa ô manana anao 🙇‍♀️🙇‍♀️🙇‍♀️🙏🙏🙏💖💖💖😘😘😘💘💘
@laingoniainanirinanancyraz9413
@laingoniainanirinanancyraz9413 3 года назад
Tsy manenina aho Jesoa ô manana Anao, hisaorako lalandava n'y anaranao 🙏🙏🙏
@solofoniainarobertain7010
@solofoniainarobertain7010 3 года назад
Misaotra Jesoa tompo o 🙏💞🙏
@fidyanjaramanasoa1913
@fidyanjaramanasoa1913 3 года назад
Radio Don Bosco avy hatrany raha vao maheno an'izany hira izany
@kiadygerald3175
@kiadygerald3175 4 года назад
2020 a 10000km de Madagascar. Tsy manenina aho Jesoa oh .❤️
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 4 года назад
misaotra betsaka frere Christophe!!! ndriiii! mahatsiaro ny lasa rehetra!!! ny fiarahana tamin'ny fikambanana masina!!! ity hira ity tena mamoha be ny fanirina hanatona an'i Jesoa isanandro isanandro!!!!
@rodinmanampisoa1978
@rodinmanampisoa1978 4 года назад
tena babonao aho jesoa
@marieangeleravololonirina340
@marieangeleravololonirina340 4 года назад
mankasitraka amin'ny fampidirana ireo hirantsika katôlika ireo a, manaitaitra ny finoana!
@harisoathereserakotoson3934
@harisoathereserakotoson3934 4 года назад
Ianao ry Jesoa no herin'ny fiainako ary Isaorako lalandava
@herimahefarandrianasolo422
@herimahefarandrianasolo422 4 года назад
zany ka tena hira , samy faly eh
@anjaramamyrakotoarimanana7353
@anjaramamyrakotoarimanana7353 4 года назад
Iza no mihira an'izany,,,ra tsy diso aho Mompera lay manao 1er voix
@eddylaraharisoa2932
@eddylaraharisoa2932 4 года назад
Ts manenina aho jesoa oooh Fa manana anao Isaorako lalandava ny fisianao Tompo oooh fa Tena mankahery ahy sy mameno ny banga eo aminy fiainako Tsara be le hira misaotra betsaka💖💖💖
@impona1423
@impona1423 4 года назад
Mahereza amin ny asany TOMPO
@carlitojunior1031
@carlitojunior1031 4 года назад
Jesoa zokinay babonao tanteraka ny momba ahy manontolo tsara lotra ianao..
@olivierrazafindrazaka1763
@olivierrazafindrazaka1763 4 года назад
Tsy manenina tokoa aho manana Anao ry Jesoa be fitiavana ary tsy manary ny mpanota Ianao fa miandry foana azy mba hiverina.
@nadiagrenadine372
@nadiagrenadine372 5 лет назад
Jesoa o misaotra Tompo a, tia ahy loatra Ianao. Hisaotra Anao mandrakariva.
@andrianirinaainaferdinand5715
@andrianirinaainaferdinand5715 5 лет назад
Tena misaotra betsaka fa tena mamelombelona sy tena babo fitiavany marina, tsy manenina aho Jesoa ô
@chance1404
@chance1404 5 лет назад
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 5 лет назад
Kompatanana madame zafilanbe any ste jules any e ,io hirany njy neny an, 😂😂
@rasolonjatovotojohery3990
@rasolonjatovotojohery3990 5 лет назад
Tsy manenina aho manana anao Jesoa ô
@harenanomena7367
@harenanomena7367 5 лет назад
Tsar tompo Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany Amen !!
@sharyestflavie5986
@sharyestflavie5986 5 лет назад
Tena babony Fitiavanao Fiainako ... Tena babony Fitiavanao izany saiko.. Isaorako lalandava ny Anaranao .. Ankafiziko sy tiako loatra ity hira ity ...Mankasitraka ee 👃
@nathymyah3615
@nathymyah3615 5 лет назад
Tiko hira zany
@lucialantoniaina8252
@lucialantoniaina8252 6 лет назад
Lé angolampeo tamizany no tena nandrotsirotsy tiko ra zay feo zay fona tsy miova
@johnkendrix785
@johnkendrix785 6 лет назад
raha mba ity moa no misy clip vaovao an!
@tolotrahuguesjose5549
@tolotrahuguesjose5549 6 лет назад
Tsy manenina aho Jesoa ô, manana Anao Isaorako lalandava ny Anaranao
@rakomandimbyrivoarilalageo8642
Misaotra e, tsara be
@marielleannie2571
@marielleannie2571 6 лет назад
❤ Tena babon' ny fitiavanao tokoa ❤
@GalaxyGalaxy-jw1yw
@GalaxyGalaxy-jw1yw 6 лет назад
E mahatsiaro ny any mada ery maheno ty hira ty
@francoiserasoamiadana1713
@francoiserasoamiadana1713 6 лет назад
tsia horaisiko ny anjara manandrify ny fiantsoanao ahy
@GalaxyGalaxy-jw1yw
@GalaxyGalaxy-jw1yw 6 лет назад
Misaotra!Tsara o
@herivolaravoniarisoa2849
@herivolaravoniarisoa2849 6 лет назад
hiran'ny fahazazana, tena tiako
@nirinadaynirinday9914
@nirinadaynirinday9914 6 лет назад
Tsara Tompo
@nirinadaynirinday9914
@nirinadaynirinday9914 6 лет назад
Voninahitra ho an Jesosy
@hubertmartialandrian1136
@hubertmartialandrian1136 6 лет назад
Mihaino an'izany le mahalasa mômpera tampoka !!!
@raherizahaurelie9076
@raherizahaurelie9076 6 лет назад
hubert Martial Andrian a ! Ho tanteraka anie izany lazainao izany
@sharyestflavie5986
@sharyestflavie5986 5 лет назад
😂😁😂😁
@kiadygerald3175
@kiadygerald3175 5 лет назад
😹😹😹
@miranaanita3721
@miranaanita3721 6 лет назад
Tiako Ianao Jesoa o