Тёмный

MAGE4----- TSY HITENY AHO 

setra rado
Подписаться 254
Просмотров 15 тыс.
50% 1

Lazao ahy nahoana isika No niezaka handainga foana Milaza samy hoe mangatsika Tsy tsara intsony ny mihaona Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika Hazavao ahy fa tsy azoko intsony Itantarao lainga aho mba ho vita any Fa raha ny foko tsy hitony
F’izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao Fa raha ny amiko hatrizay Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy fa efa ritra Tsy misy intsony ilay fitia Lazao ahy fa anjaran-tsika Ny hisampana ny dia Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika Lazao avokoa izay esona rehetra Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra

Опубликовано:

 

5 сен 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@mamyjacques4394
@mamyjacques4394 3 месяца назад
Tsara izy zany, Sady mampalahelo no mahafinaritra
@tatianahandriamialy193
@tatianahandriamialy193 Год назад
tiko ity hira ity. Mankasitraka.
@MarioRak
@MarioRak 10 дней назад
Hafa iany le taloha par rapport nen ken zan tena tsara alavitra
@rojoramahatantsoa436
@rojoramahatantsoa436 6 лет назад
Hitako ihany!😍😍
@herimahefarandrianasolo422
@herimahefarandrianasolo422 4 года назад
zany ka tena hira , samy faly eh
@herivolaravoniarisoa2849
@herivolaravoniarisoa2849 6 лет назад
hiran'ny fahazazana, tena tiako
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 7 лет назад
driiiiii 😁
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 5 лет назад
Kompatanana madame zafilanbe any ste jules any e ,io hirany njy neny an, 😂😂
@lucialantoniaina8252
@lucialantoniaina8252 6 лет назад
Lé angolampeo tamizany no tena nandrotsirotsy tiko ra zay feo zay fona tsy miova
@ralalatianahafaliana4858
@ralalatianahafaliana4858 7 лет назад
samy faly e!tena efa ela aho no nitady ity hira ity kay efa ato... tiako loatra
@johnkendrix785
@johnkendrix785 6 лет назад
raha mba ity moa no misy clip vaovao an!
Далее
Apost-Ramalala[Low Quality]
5:33
Просмотров 9 тыс.
AmbondronA Fito andro Clip officiel
6:15
Просмотров 425 тыс.
Iraimbilanja-Tsindrimandry(Miritsoka Prod 2020)
6:07
Просмотров 134 тыс.
Rah Ckiky 12h05
4:09
Просмотров 93 тыс.
Ambondrona-Hatramin'zao
5:42
Просмотров 748 тыс.
Ambondrona - I want to break free (Queen)
3:47
Просмотров 2 тыс.
MAGE 4 -  Fanahy Torotoro - Antsahamanitra Août 2018
6:40
Raitra
4:45
Просмотров 112 тыс.
BIG JIM DAH -  Jaolahy mpiarakandro
4:20
Просмотров 91 тыс.
Mpivahiny - LOLO SY
3:41
Просмотров 10 тыс.
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Просмотров 2,3 млн
Zaza fady
5:24
Просмотров 3,6 тыс.