Тёмный

𝟎𝟐𝟒𝟖 𝐓𝐙 - 𝐓𝐈𝐀 𝐆𝐑𝐎𝐔𝐏𝐄 (HIVAZO SAMOËLA 2020) 

Samoela
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 1,2 тыс.
50% 1

𝑷𝒂𝒓𝒐𝒍𝒆 :
Any ianao 'zay
Rotsirotsin'ny fiara-ben'ny "Hyundai" ianao 'zay
Ny ...0248 TN hoy aho
Ny nahafantarako anao re tsy nisy neniko!
Any ianao 'zay
Ry Kala-menavolo havako iny
Fa mena tsy foiko no sady tsy foiny
Lokon'ny Arema fa nifankatiavanay!
Isan'andininy :
Sigara "Good look" akia
Ahatsiarovako an-dry
"Good look" amin'ilay tsisy "menthol"
Fa ny fitiavako anao re amin'ny taonina
Ny sarin'i Masina Maria
Anembonako an-dry
'Lay manao hazo fijaliana kely amin'ny tanana ankavia
Any ianao 'zay
Angamba efa tena lasa lavitra be
Rahoviana indray vao mba ho hitako ianao
Fa ataoko manatitra ahy eny Ivandry
Any ianao'zay
Angamba efa mamindra "4ème vitesse" amin'ny "Hydrocarbure" ianao 'zay
Ny fiara tiany no tiako taingenana,
Mahita azy mitsiky dia efa fahafinaretako
Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : MAMPIREVY ( MARS 1997 )

Опубликовано:

 

29 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
Fafao ny ranomaso-Seald Group
4:18
Просмотров 8 тыс.
Новый вид животных Supertype
00:59
Просмотров 211 тыс.
0248 TZ - Samoela (Version originale Album Mampirevy)
4:32
Kôfa Tia (Live)
6:17
Просмотров 417
Jeanne-Seald Group
4:46
Просмотров 4,7 тыс.