Nankalazaina omaly ny faha-33 taona nisian'ny kung fu teto Madagasikara. Nanamarika ny fotoana araka izany ny rodobe izay notarihan-dRakotoarijaona Avoko, filohan'ny antoko Madagasikara Afaka. Fotoana nahafahana nanamafy ny fotokevitra hijoroan'ny antoko izany.
7 сен 2024