Тёмный

AGRAD - ZANAK'I DADANAY ( Officiel video 4K ) 

Agrad Officiel
Подписаться 19 тыс.
Просмотров 1,2 млн
50% 1

Zanak'i Dadanay (Z-D) , Nouveau clip d'Agrad , realisé par YS Entertainment

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 259   
@marysue1146
@marysue1146 4 месяца назад
efa lehibe aho, tsy mba mpihaino an'itony karazan-kira itony fa raha toy izany daholo ny hafatra omena ny tanora dia ho tafita ny firenena. merci Agrad. efa henoko foana ilay anarana fa tsy nampoiziko hoe izany ny tonon-kiranao. tongava lavitra be.
@royysantatra
@royysantatra Месяц назад
Agrad aura bientot son premier Millions de vues sur RU-vid après Tantara Taloha de Agrad & Skaiz 🔥🇲🇬 Possible ho Artiste de l'Année 2024 any amin'ny RDJ Mozika mihitsy ara 🙃🏆
@heryRakotoson
@heryRakotoson 5 месяцев назад
Depuis le lycée à 17ans et là maintenant 15 ans après, moi et mon fils de 5 ans kiff toujours tes chansons . Respect Agrad , sans oublié skaiz aussi.
@alexandyfamoriany6538
@alexandyfamoriany6538 4 месяца назад
C'était quand que tu la entendu la première fois
@razaiarimalalamariepaquere2260
@razaiarimalalamariepaquere2260 2 месяца назад
Tsarabe n'y hira NAREO ❤👍😘
@JumperSnoop
@JumperSnoop 2 месяца назад
Agrad à quel âge ?
@AinaMIRINDRA
@AinaMIRINDRA 2 месяца назад
ohatran izao ny style old school rap, miteny ny tononkira ary mananatra fa tsy hoe misy manenjika zan fona. Respect amle izy lesy dada a. Asio ohatran zao fa bobaka ny vodonan la tam ty vazo ty
@baggiococo
@baggiococo 7 месяцев назад
Tsy dia tena mpankafy RAP za fa mihaino AGRAD fona noho ny atsaran'ny tonony! Respect 🤝👊
@fanoxp
@fanoxp 6 месяцев назад
Marina izany l'artiste a 🎶
@baggiococo
@baggiococo 6 месяцев назад
@@fanoxp 🙏🙏
@rantorakoto8452
@rantorakoto8452 6 месяцев назад
​@@fanoxphjd😅
@tsioryfitiavanaanhykrishna6992
@tsioryfitiavanaanhykrishna6992 6 месяцев назад
Hafa ihany mihaino rap mifono hafatra fa tsy feno teny ratsy sy fanambaniana, bravo !
@dimbynavarro4753
@dimbynavarro4753 17 дней назад
Tsy mikiff Agrad fa ity kosa tena chef d'œuvre ny Rap-gasy eh Big up lesy eh
@djamyllahlacouture
@djamyllahlacouture 4 месяца назад
Je suis une grande fan depuis les années collège lycée jusqu’à maintenant . J’ai aujourd’hui 28 ans et tjrs la . Le meilleur de sa génération . J’espère pouvoir bientôt assister à un de tes concerts mon rêve de te voir ❤ bravo ma star
@faramalalarabe5989
@faramalalarabe5989 3 месяца назад
Tena hoe mahay mihira Agrad, misaotra foana, tsy mihaino rap firy fa Agrad henoana foana❤
@ericarakotonirina822
@ericarakotonirina822 6 месяцев назад
Tsy misy miracle, fa fihezana ihany ny tickets 🤝💪🤜
@mampaherynyzoramamonjisoaa2231
@mampaherynyzoramamonjisoaa2231 7 месяцев назад
👍👍👍👍👍 tena hoe raitra foana izay mivoaka e, mahay e, hita mihintsy hoe zavatra natao tsara no avoaka, tsy misy kitoatoa
@TokyAinaRaharison
@TokyAinaRaharison 7 месяцев назад
Zanak'i Dadanay 💗💗💗 Miarina rah mba mianjera 🥺💪🏻
@ManoaAndriamasitiana
@ManoaAndriamasitiana 7 дней назад
Vatanay feno holatra be Valiny eny amin'ny solaitra be💪💪🤜
@ericarakotonirina822
@ericarakotonirina822 6 месяцев назад
Je suis pas trop rap gasy mais celui ci m a fait changé d avis, j aime trop la chanson ❤️
@rakotondraibevaoraissa8382
@rakotondraibevaoraissa8382 4 месяца назад
Tsara be foana e! Na latsaka ambany be aza mahazo hery kely indray ❤
@florenceperpetue4490
@florenceperpetue4490 2 месяца назад
❤❤ mlay fona Agrad 🔥🔥🔥🔥
@soulierhortencia4654
@soulierhortencia4654 6 дней назад
Merci beaucoup agrad j'étais encore petite à l'époque j'aimais déjà tes chansons, j'étais ado
@raza7958
@raza7958 6 месяцев назад
Raha rap gasy dia irery ihany Agrad no tiko…Nanomboka nahalalako an’i Agrad h@zao mbola fan fona ❤
@sylvanorazafimahatratra
@sylvanorazafimahatratra 6 месяцев назад
Cv be lesy le vibe e.tonga dia miteny,,big up lesy r' Agrad🤘👊
@NicolasRandrianirina
@NicolasRandrianirina 5 месяцев назад
Respect lesy Agrad 👍,,tsara lesy zanaky dadanay 👏🙏
@MiaroRabemananjara-gn3vh
@MiaroRabemananjara-gn3vh 5 месяцев назад
Tena tsara❤ mampatsiaro an dada fogna indrindra fa izy le lavitra anah 😢❤
@idaroussizainilanbidine772
@idaroussizainilanbidine772 5 месяцев назад
cette chanson qui motive quand tu étudies ou travail ♥
@LOUISETTERAZANAKOTO
@LOUISETTERAZANAKOTO 2 месяца назад
Merci Agrad. Tena tsara ilay hira
@TafitaNoel
@TafitaNoel 7 месяцев назад
mpankafy atramfarany Agrad aaa miandry ny nouvaute ndray 😘✌🤜🤜
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 12 дней назад
1:36 vatanay feno olatra be...zanak'i dadanay❤
@TafitaRaza
@TafitaRaza 7 месяцев назад
Zanak'i dadanay ah .. Norma kapaina tsy hita fery ..
@fanomezantsoamamyrandrianasolo
@fanomezantsoamamyrandrianasolo 7 месяцев назад
Respect.👊 Ela niandrasana f tnga iz tiii. Zai makafi fognagni.👍
@ShagZRandria
@ShagZRandria 6 месяцев назад
Ao tsara lesy baine aa @Agrad❤🎉
@MitiaRafenomanantsoa
@MitiaRafenomanantsoa 6 месяцев назад
Tena mandona be ilay parole! RESPECT !!
@Njatovo7568
@Njatovo7568 7 месяцев назад
Tsy tratra mintsy iray tii ral 🤙👊 tena chapeau 🙆, punchline, flow tena pro lisany
@JoharySedra
@JoharySedra 6 месяцев назад
Fiezahana ihany no tiquet 💪💪✨✨
@Redwolf-km7mf
@Redwolf-km7mf 7 месяцев назад
Encore un morceau qui déchire, moi je kiff👍👍👍, merci Agrad , le prochain c'est pour quand, 😁😁😁😁😉😉😉😉
@MixtapePodcastMG2.0
@MixtapePodcastMG2.0 7 месяцев назад
Apprenez à apprécier le morceau vient de sortir hier et vous cherchez déjà un nouveau titre soyez patient bordel
@Redwolf-km7mf
@Redwolf-km7mf 7 месяцев назад
par contre kan mi domand de koué lo morso i parle na poin personne i repon a moin@@MixtapePodcastMG2.0
@RinoROBERTO-e5t
@RinoROBERTO-e5t День назад
ça va le izy ,merci Agrad
@tsantatafita4896
@tsantatafita4896 7 месяцев назад
Tsara loatra 😌 , chapeau Agrad .
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 5 месяцев назад
Mafy elah ry zoky. Grand respect. Tena mafy. Tohizo foana
@Akymdiilyon
@Akymdiilyon 7 месяцев назад
KIASY BE !!!!AFA IANY E!!!!! kiasy zoki-be Agard !!Big respect ho anao ee!!!Peace !!
@vonjyandreas
@vonjyandreas 7 месяцев назад
ialahy sy boussa lesy no mbola hitako manana hafatra azo henoina sy tsara mba, ny ankoatr'izay fatina rap doli, zaho aloha tia ny hiran'ialahy e, suuuurrrr
@safidinjatovorandriatsifer573
@safidinjatovorandriatsifer573 7 месяцев назад
Manaiky ral a efa niodana efa ela.fa ty kosa tena chapeau ✊ Zah ko zanak'dadanay 👊
@benjaniainajoachimrakotond2937
@benjaniainajoachimrakotond2937 5 месяцев назад
zahay ilay zanakiny taona 1990 mpanaraka sareraka ,manaja sy manome voninahitra leroa
@CherifLaguy
@CherifLaguy 7 месяцев назад
Punchlines , flow , wordplay Agrad lesy no GOAT ny Madagascar
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 5 месяцев назад
Tena trop, manana inspiration hafa mihintsy le bandy iray ity. Grand RESPECT
@n.jhonie.candrianarivonive4397
@n.jhonie.candrianarivonive4397 5 месяцев назад
Makasitra les ee, mankafy atram farany💯💯tiko, tena mlay ee💯💯
@harenasoaandriamirado
@harenasoaandriamirado 6 месяцев назад
Tsisy mankasitraka le beatmaker Mahay,Mchapeau S6-jiz mlay e❤
@KįãFÿh
@KįãFÿh 6 месяцев назад
Tiko bé le hira mampahere bé anao zavtra tsara💗🥺🙏🏼
@GrégoireAnnickoRoyaldo
@GrégoireAnnickoRoyaldo 7 месяцев назад
merci less broh tonga le hafatra 🥺💪🏻
@sarobidypagni3556
@sarobidypagni3556 5 месяцев назад
J’ai pas les mots !!! Je suis pas trop rap gasy mais là j’ai trop kiffeeeeeeeeeeeeeer 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
@ZafimamyHoffmanbruel
@ZafimamyHoffmanbruel 7 месяцев назад
Mankasitraka grand, malombelon'aina be 😢❤
@natachacorinenorosoasehenoandr
@natachacorinenorosoasehenoandr 7 месяцев назад
agrad forever , atrany anaty fond d 'ecran atrany anaty playlist na manin na manin, agrad oa milaiiiii, peace tato ho ato niondana rose
@raitraandriamampionona617
@raitraandriamampionona617 6 месяцев назад
Zay mivoaka iray babany, je kiffe cette chanson
@ravoavisonharinjaka2123
@ravoavisonharinjaka2123 7 месяцев назад
Nandona tsara ny tato antsaiko mints , well done Agrad
@herodias9273
@herodias9273 4 месяца назад
fière be zao dadanareo 👍👏
@robsonclarkerick8585
@robsonclarkerick8585 7 месяцев назад
Norme ra tsy nanao mopera ,,,,,,, RESPECT
@soulierhortencia4654
@soulierhortencia4654 6 дней назад
Respect agrad lesy
@alfredinesitraka5215
@alfredinesitraka5215 6 месяцев назад
tena oe chapeaux Agrad tsy dia mpihaino rap izany za fa tena mihaino tsara le toniny ah tena miteny be daholo
@sandratrasafidimalalarandr7547
@sandratrasafidimalalarandr7547 2 месяца назад
Manaja e! Mino aho fa maha tonga saina an'ny Tanora ity hira ity
@salohy-xj4gw
@salohy-xj4gw 6 месяцев назад
tiako kosa aloha ty e,merci agrad ,misy isainana tsara👌👌🎶🎶💕💕💕💕
@OlombelonaMg
@OlombelonaMg 6 месяцев назад
Norma lesy. Tohizo foana 🖤
@kevinrabemanjara8171
@kevinrabemanjara8171 7 месяцев назад
Trop be Zoky ah , respect 🥵
@tahiryemmanuel9719
@tahiryemmanuel9719 5 месяцев назад
chapeau be ho Anao Agrad🙏🙏🙏
@armandandry3523
@armandandry3523 4 месяца назад
MAFONJA TSARA🤙🤙 Matsiro Peace koa an'ny beatmaker
@Tsykivy
@Tsykivy 7 месяцев назад
Tsara loatra , merci beaucoup 🙏🙏🙏
@jamesraykman9631
@jamesraykman9631 5 месяцев назад
Mafy elah ral 🔥🔥🔥🎵
@DjexaIhany
@DjexaIhany 7 месяцев назад
Mankafy foana lesy Grad e 🤙🏾
@sitrakaeric1509
@sitrakaeric1509 7 месяцев назад
Mandona be lesy ra Agrad e🫶🫶ela oa mbola tsy nandiso fanantenana anay mpankafý zan❤❤mkifa ee🫡🖖🖖
@joelgerardramiliarijaona5101
@joelgerardramiliarijaona5101 6 месяцев назад
norme lesy ra AGRAD👊👊👍
@mamitianadezyfrederic966
@mamitianadezyfrederic966 7 месяцев назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤ Okay Zokinaka 🙏🏾 Misaotra ranga
@valisoaandriamirado8995
@valisoaandriamirado8995 3 месяца назад
❤❤ merci mon gars . Toujours des musiques avec de bonne parole
@adrianrakotomamonjy4487
@adrianrakotomamonjy4487 5 месяцев назад
Respect zoky eh 💪🏻👌🏻👊🏻
@mickaelchristianirazafindr3404
@mickaelchristianirazafindr3404 7 месяцев назад
Mihakara ary mihakatra hatrany les ny level a, noble eee 💯🤏
@mahatondraherinjatovoclark3498
@mahatondraherinjatovoclark3498 7 месяцев назад
En boucle indray mazava ho azy lesy grand !!!!
@FelicienGerard
@FelicienGerard 7 месяцев назад
Valiny eny amin'ny solaitra be✌👊
@HermannRAFANOMEZANTSOA
@HermannRAFANOMEZANTSOA Месяц назад
Tena tsara zoky le hira , bravo
@RandriaLuck
@RandriaLuck 7 месяцев назад
Ts lani pass Rakap euh ✌🏻✊🏻 respect lah
@dinarakotonindrina7735
@dinarakotonindrina7735 7 месяцев назад
Ho ela velona ny rap sy Agrad😉
@michaelrahamefy3173
@michaelrahamefy3173 6 месяцев назад
Tiako kosa ❤️
@reev9741
@reev9741 5 месяцев назад
Mlay fona e!❤❤
@riantsoarakotomalala4919
@riantsoarakotomalala4919 6 месяцев назад
mandona tsara 😍
@naziralyfarez9972
@naziralyfarez9972 7 месяцев назад
Tsara lesy ❤
@FiniainaAndriamifehimanjaka
@FiniainaAndriamifehimanjaka 5 месяцев назад
J'adore tous tes chansons Agrad❤❤❤❤❤❤😊😊😊🎉🎉🎉
@feexsr
@feexsr 7 месяцев назад
Efa nataonay ny recap Fa mbola enao ihany no Racap eh🤙
@borygervaldos9545
@borygervaldos9545 7 месяцев назад
Mandona be ilay hafatra ka 👌👍👊
@soulierhortencia4654
@soulierhortencia4654 6 дней назад
Normal tsy nanao ma sera ,zanaky dada Nay
@nathaliesarobidy-cj7ko
@nathaliesarobidy-cj7ko 4 месяца назад
Mlay loatra 👊
@EddyRakoto
@EddyRakoto 5 месяцев назад
Fanajana be lesy AGRAD
@nanourandrianandrasana3085
@nanourandrianandrasana3085 6 месяцев назад
Je t'aime agrad❤
@dahlyh1907
@dahlyh1907 7 месяцев назад
raitra be⚡💥
@Fightmanetman
@Fightmanetman 7 месяцев назад
mafy enao zoky ahhhh 👊
@faralahysoja588
@faralahysoja588 7 месяцев назад
Tsy mpihira enao bro fa poète
@miaryRATSARAEFADAHY
@miaryRATSARAEFADAHY Месяц назад
respect🤩😍❤❤❤❤❤👌
@nelaarmando
@nelaarmando 5 месяцев назад
Tseimboka elah vao mikaly otrany lerony mpisera Saucisson🤙
@Taleoff-zy2wd
@Taleoff-zy2wd 7 месяцев назад
Tatra le texte 😂❤❤
@nomenyi1606
@nomenyi1606 7 месяцев назад
Tsy mamoaka isan'andro fa milay fona ze mivoaka 👊
@NyonyToavinaRamanitrarivo
@NyonyToavinaRamanitrarivo 3 месяца назад
On t'adore AGRAD merci❤❤❤❤
@jeryramalaharijaona9071
@jeryramalaharijaona9071 7 месяцев назад
Sur agrad ah , zay le Tena rythme norma , Afa ihany oa rehefa beat rap alefa
@HermannRAFANOMEZANTSOA
@HermannRAFANOMEZANTSOA 6 месяцев назад
merci beaucoup ! Tsara be le son
@anjarasoaraherison9225
@anjarasoaraherison9225 6 месяцев назад
Mafy elah
@MulanAntonio
@MulanAntonio 5 месяцев назад
Sanjy manifinify fa mibata altéra mi Coco ♥️😘
@randrianarisoafanomezana475
@randrianarisoafanomezana475 7 месяцев назад
Za nama mkif fona AAA 👊👊👊🙏
@sylvanoandrianasolo5936
@sylvanoandrianasolo5936 4 месяца назад
LOURD DE FOU LE SON !!!!!! SON DU MOMENT
@narindrarandriamananjara544
@narindrarandriamananjara544 7 месяцев назад
Mandona be pro max e 💥💥💥🖖🖖
@rollandjohnnynajoroniaina
@rollandjohnnynajoroniaina 7 месяцев назад
cava lesy Agrad a 💪
Далее
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Просмотров 2 млн
У КОТЕНКА ПРОБЛЕМА?#cat
00:18
Просмотров 1 млн
Ljo feat Denise - Tadiava Vôla (Lyrics vidéo)
3:49
LIMA - MAMAY (OFFICIAL MUSIC VIDEO)
4:37
Просмотров 2,4 млн
Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)
3:45
Nael - 2024 (Official Music Video)
2:57
Просмотров 977 тыс.
Ceasar - Zaza Mila Vola (Clip Officiel)
3:49
Просмотров 3,6 млн
RAOUTO FANIRIAKO
3:35
Просмотров 660 тыс.