Тёмный

Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023) 

THT
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 1 млн
50% 1

Anciennement connu au sein du groupe THT, Farao commence à s'imposer en tant qu'artiste Solo
Decouvrez son tout dernier Single
Farao - Raha avelanao (Clip Officiel)
Abonne-toi à la chaîne de THT : bit.ly/370oAcX
Streaming : artist.nudacy.com/farao/raha-...
Production : Chris tophe beatmaker
Studio : Blooky Studio
Réalisateur : FTJ
► Facebook : / faraofisialy
Contact : +261 34 39 020 59

Видеоклипы

Опубликовано:

 

14 фев 2023

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 227   
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Retrouvez les paroles ici ==========x========== Refrain: Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely, Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly? Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony, Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany. Ka avelanao aho ve? Avelanao aho sa ve tsy mety re? Raha avelanao aho, dia Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e. Couplet 1: Menatra aho no sady koa tia hanampoitra angamba, Te hanafatra ihany e, Izaho hitanao bandy iray toa mba tsotsotra nefa, Izao solafaka ihany e. Rehefa tonga any aho, hila vonjy e. Aleo hanonofy kely hasambarana hoy aho. Tena ho any aho, minitra monja e, Mino aho fa rehefa any aho dia hahatsapa azy ianao. Bridge: Misy ary ve hitoerako oh! Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy? Na izaho hilaza aza menatra oh! Tia handroso aho fa misy ahiahy. Refrain: Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely, Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly? Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony, Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany. Ka avelanao aho ve? Avelanao aho sa ve tsy mety re? Raha avelanao aho, dia Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e. Couplet 2 Mba sambatra ihany aho mantsy raha manantena, Raha misy fitia ihany any afaka omena. Fa any aminazy aho mantsy toa tsy harena, Mangitakitaky ny hiala eo. Tsy ahita hafa ankoatra azy aho ve sa, Sa mety hoe tia be loatra azy aho ve sa, Voafatotra sa voasazy aho ve wa, Na mafy aza ve dia hiafy aho ve izany? Bridge: Misy ary ve hitoerako oh! Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy? Na izaho hilaza aza menatra oh! Tia handroso aho fa misy ahiahy. Refrain: Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely, Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly? Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony, Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany. Ka avelanao aho ve? Avelanao aho sa ve tsy mety re? Raha avelanao aho, dia Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e
@randriantodybazoly1890
@randriantodybazoly1890 Год назад
Je comprends maintenant ces gens qui écoutent un morceau en boucle!😊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp , j'en profite pour proposer le dernier morceau n date de l'équipe ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@hanitriniainahenintsoa2687
@hanitriniainahenintsoa2687 6 месяцев назад
Any aho no handeha hamikitra... Tiako loatra. Bravo b Farao
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
Merci bcp 😍😍 manenjika 1 million de vues a ka satriko dia satriko tokoa raha partagenao 😎
@atelierboisrivomanana7164
@atelierboisrivomanana7164 Месяц назад
Tena oe en boucle 😊😅 Miheno hira 1 hafa dia miverina indray J'adore ❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Месяц назад
mankasitraka feno
@cathradegonde7301
@cathradegonde7301 8 месяцев назад
Magnifique Chanson❤ Gros bisous de l'île Maurice😘❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 8 месяцев назад
merci bcp
@tatianaTAMBISOA
@tatianaTAMBISOA 12 дней назад
Vraiment top ❤ merci Farao 🥹♥️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 12 дней назад
merci bcp...reste connecter...la suite arrive ce jeudi
@verohanitraarimanana8577
@verohanitraarimanana8577 Месяц назад
2024 vo henoko ilay hira. tsara feo be Farao
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Месяц назад
Mieux vaut tard que jamais.. Mbola feno hira solo an farao.ao ka manasa anao hankafy
@richardrakotomahefa4224
@richardrakotomahefa4224 Год назад
Respect zoky farao ooo
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
speed tsika zany an , msaotra é
@hanoukmitaha2758
@hanoukmitaha2758 Год назад
Dia mieno hiranao za fa ity kosa aloha tena. Chapeau baina.
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
mankasitraka indrindra é, aza adino ny mizara
@harenaaheartfilia3468
@harenaaheartfilia3468 Год назад
Tjrs au Top🎶💯
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
sur sur
@tianjanaharyolivierandrian4327
Tsara kosa ranga zany vazonao zany a!!!!!m'lay e! miandry ny manaraka indray....👍👏👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Misaotra indrindra, mandra mpiandry ny manaraka dia indro atolotro hoanao ny clip vaovao be an'ny tarika izay misy ahy 😉 mino aho fa ho raisinao tsara ohatran'ity ihany koa.. ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@tsiryandriamanantena8363
@tsiryandriamanantena8363 6 месяцев назад
Tsara lessy aaa, 🔥🔥🔥🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
mankasitraka eeee....aza adino ny mi partage
@olivafenintsoarakotonirina633
@olivafenintsoarakotonirina633 4 месяца назад
Mlay trop 🔥❤‍🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 4 месяца назад
Merci..aza adinoina ny partage
@elkevofficial6820
@elkevofficial6820 Год назад
Kiass be less farao ahh💯💯💯💯
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Misaotra
@lantoandriambololonanahary3812
J'adore 😍 Bravo Farao
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci ity koa ny nouveauté an'nytarika farany ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@FanantenanaFaliarisoa-vw9sw
Matsiro fona ity hira ty BRAVO FARAO
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
mankasitraka, manasa anao ihany koa hijery an'ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@hents67
@hents67 Год назад
Mafy be ilay Farao 🇲🇬🔥🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Merci, ankoatr'izay ity koa misy nouveauté an'ny tarika THT ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@mariejosettearimisy8432
@mariejosettearimisy8432 8 месяцев назад
Tiko lotra❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 7 месяцев назад
merci bcp ...aza adino ny partage mazava hoazy
@toavinatsiresy3012
@toavinatsiresy3012 Год назад
Bonne continuation frèro....good song
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Mankasitraka lesy é, araraotiko ihany ny mizara ny vokatry ny tarika misy ahy na izany aza ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@user-rc5dk2nu2d
@user-rc5dk2nu2d Год назад
Bravo Farao, Tiako be
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Mankasitraka feno é, sady manasa anao ihany hijery ny vokatra farany avy amin'ny tarika : ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@mahefasoaandry-manou9867
@mahefasoaandry-manou9867 Год назад
Tena hita oe niangaliana mitsy lesy hira zany .top
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
nohezahina mafy mints
@dannytokiniaina1022
@dannytokiniaina1022 Год назад
je kiff De ouffff💥❤🔥🔥🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp, aza adino ny partage
@onontsoaratiarinalina2891
@onontsoaratiarinalina2891 Год назад
Respect 💪👏 Alefa foana
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@HariRama-ld7fu
@HariRama-ld7fu Год назад
tsara eeh (y) tena mlay ❤‍🔥❤‍🔥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp, manasa anao ihany koa hijery sy hankafy ity hiranay vaovao ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@nirintsoasandratra
@nirintsoasandratra 3 месяца назад
TENAmlai
@nirintsoasandratra
@nirintsoasandratra 3 месяца назад
Aza fade
@kattyrabearivelo9018
@kattyrabearivelo9018 Год назад
Bravo Farao 🥰🥰
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp Katty
@cocokifzuka5254
@cocokifzuka5254 Год назад
Matsiro lesy cousin 👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Mankasitraka lesy cousin an, mino aho fa efa hitanala koa ity ANAY ITY ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@dodaromualdjuvanio2438
@dodaromualdjuvanio2438 6 месяцев назад
👌💯 ankafiziko 💗
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
mnkasitraka
@dodaromualdjuvanio2438
@dodaromualdjuvanio2438 6 месяцев назад
@@MalagasyMozika ye 😊!! misaotr'eee......
@narindrarakotovoavy7092
@narindrarakotovoavy7092 Год назад
Tiako e, mankasitraka ♥️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp Narindra
@tafitanomenjanahary7017
@tafitanomenjanahary7017 6 месяцев назад
Slow tena mety be am Farao, tena milay be..
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
mankasitraka, aza adino n partage
@AmirIsmael-wp3ry
@AmirIsmael-wp3ry 6 месяцев назад
Tsara indrindra ✨🇲🇬
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
misaotra indrindra$
@dannydanny126
@dannydanny126 Год назад
Wow I really love this song🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Thanks, i'm let you enjoy this anathor song : ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@miantsarandrianarisoa
@miantsarandrianarisoa 3 месяца назад
MLAY BEE
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 3 месяца назад
merci bcp...aza adino ny mi partage
@maeljah9980
@maeljah9980 Год назад
Madio lesi zan son zan FaRao
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
mankasitraka éééé..aza adino n partage
@rasoanirinamizakapascaline3580
Tiako loatra ity vazo ity😍😍❤❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Merci, manasa anao ihany koa hijery an'ity hiran'ny tarika vaovao ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@NiainaRazafy
@NiainaRazafy Год назад
TOP hatrany :) mankafia tanteraka😃
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
msaotra indrindra
@oceanemaculgia4933
@oceanemaculgia4933 Год назад
Tsara fona 😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra indrindra
@faranirinaralison7629
@faranirinaralison7629 10 месяцев назад
J adore bravo !
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 10 месяцев назад
merci, on te donne rdv ici demain a 09h pour mon nouveau clip
@btrflyeffect7315
@btrflyeffect7315 12 дней назад
1M LESSGOOO❤🎉
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 11 дней назад
Stay connected....the next is coming
@btrflyeffect7315
@btrflyeffect7315 11 дней назад
@@MalagasyMozika za oa maka anla eh
@mialymbolatianapatriciaran4353
Tsara eryiiii ❤️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@ravotsiferana1047
@ravotsiferana1047 8 месяцев назад
tiko ito🥰
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 8 месяцев назад
mankasitraka indrindra ary
@hasinavolatiana4637
@hasinavolatiana4637 Год назад
Tsara be 😍😍😍😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@ricafara2443
@ricafara2443 Год назад
Tokony mba asina tohiny 😍😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
tairo fa dinihana é
@ainarajaonarivelo6134
@ainarajaonarivelo6134 Год назад
Mampanonofy , mankasitraka ^^
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp...asaina ihany koa ianao hijery ny hira vaovao ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@rafidisonnomenjanahary6464
@rafidisonnomenjanahary6464 Год назад
Mankasitraka be 🎩❤👍👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra indrindra an
@marrymarry8826
@marrymarry8826 Год назад
Top leisy Farao an
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp...aza adino n partage
@ti95-
@ti95- 7 месяцев назад
Milay ranga lisany en, tena reveko
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 7 месяцев назад
Sur e... Aza adino n partage
@mireillerandrianarivo3675
@mireillerandrianarivo3675 Год назад
😢😢❤❤ Mandona fo loatra
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp, aza adino ny mizara é
@zagnsiconception
@zagnsiconception Год назад
Respect grand
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
mankasitraka, aza adinoina n partage
@elenahrivo628
@elenahrivo628 Год назад
❤️ tsara loatra
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@babarycharlie8495
@babarycharlie8495 Год назад
tsara loatra🥰
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra, aza adino ny mizara
@cinepacs7363
@cinepacs7363 7 месяцев назад
tohizo ralah fa milay an surrrr ca va tsara
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 7 месяцев назад
sur sur
@faniryrakotoson1677
@faniryrakotoson1677 Год назад
😍❤😍 Tiako
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Misaotra indrindra o
@njararakotonirinarisoa3716
@njararakotonirinarisoa3716 Год назад
Respect lesy
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Six be
@rafidisonnomenjanahary6464
@rafidisonnomenjanahary6464 Год назад
Mankasitraka amin'ilay vazo 🎩🔥❤🙏
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra betsaka
@fujivanilli9065
@fujivanilli9065 Год назад
Tiako loatra ♥
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Misaotra betsaka
@tsiverizoandriantahiry9067
@tsiverizoandriantahiry9067 Год назад
Sava izy zany
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra indrindra
@herionyandrianandrasana666
@herionyandrianandrasana666 Год назад
Milay leka ra Farao a! Mazotoa laisany 3 mi-tsam
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
msaotra indrindra
@Niniejoy
@Niniejoy Год назад
Tsara loatra bro
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci lesy ckoji a...
@kantorakotoarivony8971
@kantorakotoarivony8971 Год назад
mandona fo be 😍💓
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
msaotra indrindra
@domoinafitia2357
@domoinafitia2357 11 месяцев назад
Tiako loatra, merci
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 11 месяцев назад
merci, mino aho fa ho ankafizinao koa ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-OC-wN1TdT9I.html
@andriamihajanoellah3265
@andriamihajanoellah3265 Год назад
Tsar lotra😍😘❤️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@iris2669
@iris2669 Год назад
How is it going : : Message for FARAO & SPHYNX. /// A friend and I often listen to THT's RAPs suggest you write in English. Contrary to what you imagine, this has nothing to do with competition in the USA. But if you write your texts in English, you will extend your international listening area. Unless that's not the goal of THT. It's a shame because you have the potential. The song JUST AKAMA really caught our attention. ///
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Thanks a lot for that suggestion. We already tryed to write in english but as it is dificult because we have not enough skills on language and all argot used. We need to do bath on culture in states for that 😅.. So, we will really think about this possibility for the next step of our carrier.
@user-qh9le4ib1f
@user-qh9le4ib1f 11 месяцев назад
oh ry farao ah asio tohiny ty zavatra ty fa tsss otran mijery film zay
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 11 месяцев назад
efa andala mpanoratana miaraka am ekipan'ny novegasy 🤣
@ntsoanilaina401
@ntsoanilaina401 Год назад
😪tiako loatra😍😍😍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Merci bcp 😉.. Manasa anao ihany koa hijery sy hankafy ity clip iray an'ny tarika ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@rabmanoa6533
@rabmanoa6533 Год назад
Tsara loatra ❤️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Merci bcp
@judicaelrabarison7060
@judicaelrabarison7060 Год назад
Mankasitraka lesy Brada🙏👍
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
ianao koa ankasitrahana manaraka atrany
@fabioratiaray9056
@fabioratiaray9056 Год назад
Mankasitraka rangah fa tena tsara be ilay hira 😊🙏🙏🙏
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Misaotra indrindra é, manasa anao anaraka atrany ary ijery ny vokatra farany ato ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@andraudmananjara7010
@andraudmananjara7010 7 месяцев назад
Tsy aiko intsony milaza azy respet Rasta
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 7 месяцев назад
partage dia ampy ;-)
@NeelamBhoobun
@NeelamBhoobun 2 месяца назад
❤❤❤❤❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 2 месяца назад
Fait tourner stp
@manourasoamahavory7353
@manourasoamahavory7353 6 месяцев назад
Mampangoma e👫🫶
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 6 месяцев назад
aza adino fona ny partage annn
@jbgarner5641
@jbgarner5641 Год назад
La chanson a l’air trop triste
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
eh oui, bonne écoute
@user-et7rz3nj7l
@user-et7rz3nj7l 9 месяцев назад
Mlay lec
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 9 месяцев назад
mankasitraka indrindra eeee
@user-dh7jm9be1k
@user-dh7jm9be1k 9 месяцев назад
Tena milay be! Le misy ADR feo lafika vao maika Kifeko be
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 9 месяцев назад
any e?
@user-dh7jm9be1k
@user-dh7jm9be1k 8 месяцев назад
@@MalagasyMozika Fa feon'i ADR ve aloha ndrao miteniteny foana eto 🤔
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 8 месяцев назад
@@user-dh7jm9be1k oui fehony amin'ilay hifikitra koa mbola izy ihany
@fanantenanarakotomalala9359
@fanantenanarakotomalala9359 8 месяцев назад
❤❤❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 8 месяцев назад
merci bcp, n'oublie pas de faire tourner
@faliraz
@faliraz Месяц назад
tohizo fa tsara😪
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Месяц назад
merciii
@jashiraina2915
@jashiraina2915 Год назад
Good.
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merciii
@BranchlessBanking-mq3dr
@BranchlessBanking-mq3dr 4 месяца назад
❤️
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 4 месяца назад
Merci
@diamondraliantsoaandriaman395
Ny foko ndray no marary mijery anla lesy
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
courage, ity misy nouveauté hafa mety hiety amnao ko ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@arlinaregazzoni1374
@arlinaregazzoni1374 Год назад
Mankasitraka
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
ianao no ankasitrahana
@edenaRANDRIARISANDRATANA
@edenaRANDRIARISANDRATANA Год назад
Tiako fotsiny tsotra izao :-) Tafita ny hafatra Farao a
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Merci bcp
@kantorakotoarimalala5036
@kantorakotoarimalala5036 10 месяцев назад
Tena mankasitraka fa tsara daholo na ny feo na ny mozika
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 10 месяцев назад
MSAOTRA INDRINDRA
@nampoinasedra3966
@nampoinasedra3966 Год назад
tsara zalah ity vazo iray ity
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Mankasitraka ehhh....Mino aho fa ho tinao koa ity iray ity ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@tanteliniainajemisrollandr2569
Top les
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
Mankasitraka feno
@croissancequotidienne
@croissancequotidienne 5 месяцев назад
Tena tsara
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 5 месяцев назад
mankasitraka, aza adino ny partage
@user-cz5lq8pv8u
@user-cz5lq8pv8u Год назад
❤❤❤❤
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra indrindra oh
@sandadadani4011
@sandadadani4011 4 месяца назад
milay
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 4 месяца назад
Mercioi
@AndryWzk
@AndryWzk 10 месяцев назад
Merci
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 10 месяцев назад
ianao no isaorana
@rafaliarivomarcelo3164
@rafaliarivomarcelo3164 Год назад
Mlay les a mankasitraka
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
six b é
@tsiryrakotonandrasana9557
@tsiryrakotonandrasana9557 Год назад
za lesy manana hira zay de tiako ataon'lah a
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
msaotra am fizarana é, atreto aloha tena mbola miboiboika ny inspiraka fa kozio fona a ao am fb ao sao misy rivotra hafa é
@tsioryranaivomanana2042
@tsioryranaivomanana2042 11 месяцев назад
mavoa ranga nareo a
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 10 месяцев назад
merci bcp
@fotsyintex8721
@fotsyintex8721 10 месяцев назад
Tsara lotra
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika 10 месяцев назад
merci bcp, aza misaraka aminay fa mbola bdd n hoavy eo
@antsagabrielrandriamazoto2960
Çv bə miaraka amle acoustique bə milay b
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra indrindra fa tena nohezahina ho mozika be
@RojoAro-ys2fv
@RojoAro-ys2fv Год назад
Tiako
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
misaotra betsaka indrindra o, manasa anao ihany koa hijery ny clipn'ny tariko vaovao ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-rwh7eK9YZvQ.html
@esmeraldelalao4966
@esmeraldelalao4966 Год назад
tiko
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@esmeraldelalao4966
@esmeraldelalao4966 Год назад
@@MalagasyMozika ef ho 5fois niheno foana hihi
@zazagang7185
@zazagang7185 Год назад
cv brw
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
sur be é
@mandimbytsiverynysedera6321
mlay ee!! zah vao saika hiandry be hoe zany ary solonao vao2 le,kkkkk
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
asina ouverture ihany am mety ho tohin'ilay hira ;-)
@sentoniainarollandrafanomezant
tsara
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp, aza adino ny mzara
@heelienbenitsiafantoka7947
@heelienbenitsiafantoka7947 Год назад
Tsara bé ✊👊
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
@andriamalalaelisa6556
@andriamalalaelisa6556 Год назад
Tsar b ,,mankasitrak tompoko!
@MalagasyMozika
@MalagasyMozika Год назад
merci bcp
Далее
NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video)
4:43
Просмотров 1 млн
Farao  -   Vady anjara (NOUVEAUTE CLIP GASY 2021)
4:04
Просмотров 330 тыс.
EVOLUTION OF ICE CREAM 😱 #shorts
00:11
Просмотров 4,8 млн
2DROTS vs RISENHAHA! КУБОК ФИФЕРОВ 2 ТУР
11:31
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
09:35
Просмотров 475 тыс.
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Просмотров 633 тыс.
Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao
4:48
Просмотров 1,5 млн
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Просмотров 1,2 млн
Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )
4:04
Просмотров 354 тыс.
YCKA'J - RAFOTSY ANAHY (CLIP OFFICIEL 2019)
3:52
Просмотров 1,2 млн
Arnaah  - Mavandy (clip Vidéo)
3:39
Просмотров 227 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Farao  - Iray ny roa (Nouveauté clip gasy 2024)
3:25
Просмотров 131 тыс.
Ljo feat Denise - Tadiava Vôla (Lyrics vidéo)
3:49
Просмотров 792 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
Stray Kids "MOUNTAINS" Video
3:12
Просмотров 1 млн
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 24 млн
I Like It
2:29
Просмотров 2,6 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 57 млн