Тёмный

Ahy Jesosy (Clip) - Tanora Masina Itaosy 

Tanora Masina Itaosy
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 465 тыс.
50% 1

Indro ny santionany amin'ilay DVD vaovao tsangambaton'ny faha-25 taonan'ny TANORA MASINA Itaosy.
Ho entina an-tsehatra ho antsika izany ny Alahady 3 Jolay 2016 amin'ny 2ora ao amin'ny Palais des Sports Mahamasina.
Mbola azonao raisina mandritra ny vente-expo eo anoloan'ny Select Hotel Analakely (ampitan'ny Tahala Rarihasina) ny valopy fidirana amin'izany fitoriana an-kira lehibe izany hatramin'ny sabotsy 28-mai izao.

Хобби

Опубликовано:

 

26 май 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 104   
@Antanimora
@Antanimora 7 часов назад
Misaotra sy mankasitra ny TMI , mafinaritra voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ❤
@mianomenjanahary9049
@mianomenjanahary9049 3 года назад
T.M.I. AHY JESOSY Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho, dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny Anao ry Ray Hifonako eto izany Fiv: Ry foko tomany, matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho, Jesosy o manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho, Manana Anao Anjarako eto an-tany “Andriamanitra mahasoa ny olony tokoa dia ny madio fo Fa izao dia saiky nibolisatra ny tongotro Saika solafaka ny diako satria Nialona ny mpirehareha aho Raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy Iza no ahy any an-danitra Ary tsy misy ety ambony tany iriko tahaka Anao Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko Dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra Ary indro very izay lavitra Anao Aringanao izay mahafoy anao ” Fiv: Ry foko tomany, matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho, Jesosy o manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho, Manana anao Anjarako eto an-tany #Tanora_Masina_Itaosy #AHY_JESOSY #believeonly
@sandraravoavy7130
@sandraravoavy7130 4 года назад
Marina loatra ny voalaza rhtr ao anatin ny tononkira iray manontolo. Rahoviana marina vao hifarana ny fiadanan ny ratsy fanahy Mankasitraka ny Tanora Masina Itaosy Fiadan ny Tompo ho aminareo🌹🌹🌹🌹
@odetterani989
@odetterani989 6 лет назад
Tena tsy maty antoka tokoa ny manana an'i Jesosy. Mampahery ny tanora malagasy rehetra, lanio amin'ny fiderana an'Andriamanitra toy izao ny hatanoranao, dia ho hitanao fa ho sambatra ianao sy ny ankohonanao
@rakotoniainaniony7823
@rakotoniainaniony7823 6 лет назад
Anisan'ny hira tena mampirotsaka foana ny ranomasoko :'(
@mialinoroonjalalaina2304
@mialinoroonjalalaina2304 Год назад
Sambatra aho manana Anao Jesoa🙏
@rivonantenainamiaro4492
@rivonantenainamiaro4492 7 лет назад
sambatra aho manana anao , anjarako eto antany ianao Jesoa!mankasitraka ny Tanora Masina Itaosy fa mampahery be ilay hira!ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!Amen
@christineraharivelozafitsi1372
@christineraharivelozafitsi1372 3 года назад
Andriamanitra o! Misotra Anao izahay f manana Anao tokinay amen.
@TxFireJunae
@TxFireJunae 7 лет назад
Tena tsara ilay hira, avy aty ivelan'i Madagasikra aho no maheno azy ity. Fampaherezana be no azoko avy aminy . Misaotra anareo, Jehovah Andriamanitra anie hampitombo ny talentanareo hatrany
@razanapahatelomamitiajaona6899
Tiako be... Tena tiako.... Tsara e... Misaotra an'i Jesosy nanome ny talenta anareo. Misaotra betsaka ny Tanora Masina rehetra. Mirary soa @ asa fanompoana...
@maminiainaravaoarisoa6545
@maminiainaravaoarisoa6545 Год назад
Mankasitraka indrindra fa tena mampahery tokoa lay hira 🔥🔥🔥🔥🔥
@rondrorandriamanantena9095
@rondrorandriamanantena9095 5 лет назад
Jesosy ó manana tokoa aho fa manana anao. AMEN!!! TSARA loatra Ianao Tompp o
@narynantenainarakotondraso1113
@narynantenainarakotondraso1113 2 года назад
🙏 sambatra aho manana Anao, anjarako eto an-tany 🙏😇
@lovatinaanjavololona2931
@lovatinaanjavololona2931 7 лет назад
Tena tsara be ny hira sady mampahery be, Mankasitraka o!!!
@anjaniainaraharinjati3569
@anjaniainaraharinjati3569 5 лет назад
Mankasitraka be dia be ny TMI,,,mampitodika hatrany amin Tompo lay hira Tiako loatra,,misaotra Jesoa
@lilianelala4156
@lilianelala4156 8 лет назад
Antsika Jesosy manintsy lalandava hisaorantsika Izy.Ho tahiny daholo! Mankasitraka ny talentanareo foana.
@edmondineandriantsiva5378
@edmondineandriantsiva5378 3 года назад
Amen Haleloia,🌷💌 tsara ny Tompo 🙏🏽💟 Mankasitraka indrindra tompoko ❤
@rakotomalalaginette8412
@rakotomalalaginette8412 3 года назад
Misaotra Jeso fa tena sambatra aho 💕❤️ manana Anao
@fanjamalalaramilandisoa6930
@fanjamalalaramilandisoa6930 8 лет назад
Tn tsara be mankasitraka injinja anarw Tanora Masina Itaosy ❤🌲🌹
@nayraeskanya8023
@nayraeskanya8023 5 лет назад
Tsar ay tiako ay ❤ ❤ ❤ ❤ ❤
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
Mahereza isika zanak'Andriamanitra ♥️♥️♥️
@rakotoarisoajeannot746
@rakotoarisoajeannot746 7 лет назад
Misaotra sady mankasitraka anareo indrindra tompoko . Fiangonana Anglikana Katedraly Ambohimanoro no maniry hiantso anareo ka hiezaka hanaraka ireo toro-marika ireo izahay. Mivavaka ho anareo hahavita be amin'ny asa fitoriana .
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Mankasitraka indrindra Tompoko !
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Miarahaba Tompoko, Ny sabotsy 14 janvier izao @ 7 ora maraina tsy diso izahay no mizara ny daty ho an'ny taona 2017 iray manontolo ka antsoy ny laharana 03301 20901 @ io fotoana io fa @ izay ihany izahay no mizara ny daty. Tsy mila tonga ety Itaosy fa antso antelephone ihany no raisinay. Mankasitraka Tompoko !
@andrianambininasolofotina6950
@andrianambininasolofotina6950 6 лет назад
Tena Tiny Zandriko Vavy Be ito hira ito
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 5 лет назад
Manana aho Jesoa manana Anao , misaotra Tompo ô
@tambyrakotoniaina3898
@tambyrakotoniaina3898 4 года назад
Tsara be ilay hira, tsy mety mankaleo mintsy na enoina imbetsaka ary Misaotra Tompo, mankasitraka tompoko
@rabehnambinintsoa8801
@rabehnambinintsoa8801 6 лет назад
Tena mampahery sy tsara be lay hira hitako hoe tena marina amiko na amin' ny asa na amin' ny amin'ny fiainako mintsy eh;misaotra reto an,tohizo hatrany ny asa fitoriana eh
@heryhobynirinarakotoasimbo1935
@heryhobynirinarakotoasimbo1935 11 месяцев назад
@sandraravoavy7130
@sandraravoavy7130 3 года назад
Sambatra aho manana anao anjarako eto an tany Tsara be ity hira ity
@herizomanga7548
@herizomanga7548 6 лет назад
Jesosy o manana Anao Jesosy o manana Anao
@razafimanantsoaarison4523
@razafimanantsoaarison4523 Год назад
Tsara tokoa ny hira fiderana izay hitako ato
@malalayolandesoarayfaly6186
@malalayolandesoarayfaly6186 6 лет назад
Manana aho Jesosy ô manana Anao
@jorotinarandrianjato9492
@jorotinarandrianjato9492 7 лет назад
Tsara ny Tompo zareo a ampy ahy ny Tompo
@zararandriamanakoto8929
@zararandriamanakoto8929 7 лет назад
Manana aho Jesoa manana Anao. Mankasitraka anareo. Tena mampahery.
@ismaelstephane9264
@ismaelstephane9264 6 лет назад
Feno ny fanahy maheno an'ity hira ity, tsara loatra!!!!
@vololonirinarazanamiarints7227
Tsara tena tsara - mampiorina ny finoana lalina tokoa - sady tena mampahery - misaotra indrindra
@fleuristeamada5059
@fleuristeamada5059 2 года назад
Tena tsara ilay hira sady mampahery 🔥🔥❤️❤️❤️ Mankasitraka ee
@ringitsymanoa8813
@ringitsymanoa8813 8 лет назад
tsara ny hira inona tokoa moa no soa azon'ny olona raha lavitra an'Adriamanitra ny fiainany.misaotra
@haritianaanicette5515
@haritianaanicette5515 7 лет назад
Ampy ahy Jesosy
@andriramarozatovo9679
@andriramarozatovo9679 8 лет назад
Tsara eh. "Mandehana mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra"
@lalaorazafindratefy6694
@lalaorazafindratefy6694 3 года назад
Mankasitraka n'y fitorianafilazantsara an kira
@jeanmichelrakotoniaina4910
@jeanmichelrakotoniaina4910 Год назад
Amen
@armandrakotondrasolo7730
@armandrakotondrasolo7730 6 лет назад
Misaotra betsaka fa tena nanova ahy mihitsy ity hira ity
@tsantaharimambaranaivo3548
@tsantaharimambaranaivo3548 8 лет назад
Arabaina ianareo TMI fa tena nahafa-po sy nampahery ny fitoriana an-kira t@ alahady. Mankasitraka sy mirary soa hatrany.
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 8 лет назад
Jesosy no isaorantsika fa Izy no nitantana ny zavatra rehetra ka nahafahana nanao iny fitoriana iny. Mankasitraka anareo tonga nanotrona ihany koa zahay.
@sandraravoavy7130
@sandraravoavy7130 4 года назад
Ahy Jesosy
@MerryMerry-fj4gw
@MerryMerry-fj4gw 6 лет назад
Sambatra aho manana anao jesosy ô
@Grace73278
@Grace73278 11 месяцев назад
Merci ❤
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 6 лет назад
Amen!!!
@MrZAHAKO
@MrZAHAKO 6 лет назад
tsara be!!!
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 4 года назад
Tena tiako be lay hira. Mankasitraka
@jemimamalala2073
@jemimamalala2073 8 лет назад
Mapahery b😊
@rafefe2699
@rafefe2699 8 лет назад
tohizo fa tena mampahery be. tiko
@rodinsolohery5149
@rodinsolohery5149 8 лет назад
Finaritra Tompoko mafnaritra ny hiranareo TMI eh tena manambara ny voninahitr'Andriamanitra tokoa.izahay ve mb afaka mahazo partition hiranareo? mb hirainay atu apengunana.mankasitraka eeeeeeeeeeeeeeee
@rasamimananaolivier4896
@rasamimananaolivier4896 2 года назад
tsara be mankasitraka
@jeansergerabearivelo5636
@jeansergerabearivelo5636 6 лет назад
Moa mba hazon' Ny chorale aty an dafy hiraina v ny hiranareo
@hernanrivelo8320
@hernanrivelo8320 3 года назад
tena mandona ny foko sy ny fanahiko, tiako loatra
@MsSambatra
@MsSambatra 3 года назад
Tiako manokana ity hira ity, Misaotra anareo fa tena mankahery :)
@daniellarakotoniaina1557
@daniellarakotoniaina1557 2 года назад
0
@mamisoaandrianambinina949
@mamisoaandrianambinina949 6 лет назад
sambatra aho manana ANAO ,anjarako eto an tany
@andrianambininasolofotina6950
@andrianambininasolofotina6950 6 лет назад
Marina zany Sambatra aho Manana anao Jesosy !
@malalaandrianary3025
@malalaandrianary3025 5 лет назад
❤️❤️❤️
@ravakiniainarandrianarivon5752
ahy JESOSY
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 Год назад
😍😍😍😍
@ratolodratovolova6606
@ratolodratovolova6606 7 лет назад
zay mba te ahazo ny solfa anty hira ty rapossible e!
@user-in1bp5to9u
@user-in1bp5to9u Год назад
Misaotra tompoko
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 3 года назад
♥️♥️♥️♥️♥️
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
🥺♥️
@ainapatricia5798
@ainapatricia5798 2 года назад
💖💖💖
@rasoazery9471
@rasoazery9471 2 года назад
🙏🙏
@santatraandria4792
@santatraandria4792 5 лет назад
Tsara be
@tsioryramboarilalatiana5990
@tsioryramboarilalatiana5990 3 года назад
😍😍🥰🥰🥰
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
🥺🥺🥺🥰
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 2 года назад
🥺🥰
@hantafaustina692
@hantafaustina692 8 лет назад
nareo ve tsy manao spectacle aty Paris?
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 8 лет назад
Miarahaba Tompoko ! mbola tena sarotsarotra aloha hatr@ izao ny ho enti-manana @ fivoahana an'i Madagasikara.
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 года назад
❤️💘🙏
@edwinishaan1882
@edwinishaan1882 2 года назад
I guess it's kinda randomly asking but does anyone know a good place to watch new tv shows online ?
@ainamandimby839
@ainamandimby839 6 лет назад
aza miala amin'I TOMPO e!
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Tsara ny hiranareo . Aiza no mety misy tonony?
@ramparanyalain3905
@ramparanyalain3905 4 года назад
Tena tsara
@jeansergerabearivelo5636
@jeansergerabearivelo5636 6 лет назад
Sao misy concert janvier Merci
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 6 лет назад
Miarahaba anao ! Tsy maintsy misy fa tsy mbola fantatra fotsiny ny toerana sy ny daty ka.
@olivierrandriamiandrisoa
@olivierrandriamiandrisoa Год назад
D
@yanisheamelya938
@yanisheamelya938 4 года назад
Tsara fa toizo atrany
@faraniainatantelyrandriana122
@faraniainatantelyrandriana122 24 дня назад
🩷
@rijarabemananjara7242
@rijarabemananjara7242 6 лет назад
aiz ndray n concert manaraka kay azafady
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 6 лет назад
Eny @ FLM Tanjombato ny @ alahady 01 octobre 2017 izao. Manomboka @ 2 ora.
@rijarabemananjara7242
@rijarabemananjara7242 6 лет назад
d misy vidimpidirana ve
@rakotoarisoajeannot746
@rakotoarisoajeannot746 7 лет назад
Miarahaba anareo TMi , maniry mba haka anareo hanao concert ato am-piangonanay izahay ka ahoana no fomba mety hahazoanay ana reo tompoko ?
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Miarahaba Tompoko ! ny sabotsy faharoa @ volana janvier izahay no mizara ny daty rehetra azonay anaovana concert mandritra ny taona (janvier hatr@ decembre) - mila miantso ny laharana 03301 20901 nefa ianao any @ volana décembre 2016 any ahazoanao ny antsipiriany mikasika io fizarana daty io. Io fahazoana daty io ihany no tena sarotra fa rehefa azo io dia miresaka milamina @ izay isika herinandro vitsivitsy alohan'io daty azonareo io.
@risleyandrianarimalala8186
@risleyandrianarimalala8186 7 лет назад
Salut, oviana ndray TMI no hanao concert aty Tamatave svp?
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Raha sitrapon'ny Tompo dia any @ faramparan'ny volana aout 2017 any no mandalo any Tamatave izahay.
@risleyandrianarimalala8186
@risleyandrianarimalala8186 7 лет назад
ok
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Sao mba misy concert ataonareo amin'ny décembre azafady .?
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Raha ny calendrier-nay dia concert tokana (04 décembre eny @ FJKM Ambohibao Antehiroka) ihany no ataonay @ volana décembre.
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Tena tara kely aho izany fa 12 aho vao Tonga any Madagascar.
@user-rw8zg6yt4f
@user-rw8zg6yt4f 6 лет назад
mankasitraka anareo taloha masina itaosy mampahery be l'e hira
@hubertrakotomalala6355
@hubertrakotomalala6355 6 лет назад
Andriamasinoro Fitahiantsoa Mn
@hubertrakotomalala6355
@hubertrakotomalala6355 6 лет назад
Andriamasinoro Fitahiantso
@ratsaraandremichelhenri778
@ratsaraandremichelhenri778 2 года назад
Ny foko mitomany oe hovina hiany no hifarana ity fahorina eto antany?Tonga tao antsaiko ilay teny manao oe eto @zao tontolo ity ahitanareo fijalina
Далее
Fantatrao ny amiko - Tanora Masina Itaosy
4:48
Просмотров 682 тыс.
Я читаю переписки сына
00:18
Просмотров 766 тыс.
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
5:26
Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy
4:20
Просмотров 638 тыс.
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Tsy resy tsy miady:  de Anicet
5:35
Просмотров 270 тыс.
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,6 млн
Tsy ambelako Jesosy - Tanora Masina Itaosy (Clip)
4:10
Hatramin’ny Farany
5:13
Просмотров 246 тыс.
Kalvary (Clip 1) - Tanora Masina
5:46
Просмотров 475 тыс.
Matokia - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)
4:24
Просмотров 1,1 млн
Заварушка на пляже!
1:00
Просмотров 997 тыс.
Как то так🤷🏼‍♀️❤️
0:31
Просмотров 1,6 млн
Соседка лютует
0:25
Просмотров 2 млн