Тёмный

Mifohaza - Tanora Masina Itaosy (feat Ampifitia et Hosana Ambohijatovo Fitiavana) 

Tanora Masina Itaosy
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 511 тыс.
50% 1

Ho famaranana ny fankalazana ny faha-25 taona, izahay Antoko Mpihira Tanora Masina Itaosy dia manolotra anao antsan-kira kehibe ahitanao ny Tanora Masina Itaosy - Ampifitia ary Hosana Ambohijatovo Fitiavana ny alahady 05 febroary ho avy izao - manomboka @ 2 ora tolakandro ao amin'ny Palais des sports Mahamasina.
Ny karatra (3000Ar) sy ny famandrihan-toerana (6000Ar) dia efa azonao vidiana @ ireto toerana ireto :
- Radio RTF (FLM Ambatovinaky)
- Tsena Zina (Tohatohabato Antaninarenina)
- Librairie Loterana Select Hotel (Analakely)
- Magasin Motul (ampitan'ny station Galana Behoririka)
Ny vola azo rehetra dia ho entina hampitaovana ny Masina Studio izay trano fandraisampeo tsangambaton'ny faha-25 taonan'ny Tanora Masina Itaosy.
Mankasitraka indrindra Tompoko !
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny dera sy ny laza ary ny voninahitra.

Хобби

Опубликовано:

 

2 янв 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 74   
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 20 дней назад
Tsara tena tsara , tena tiako b ity hira ity , mankasitraka Tselatra
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 года назад
Endrika ivelany toa mamiratra aok'izegny No entin'ilay ratsy hambabo anô Amaray anefa nenigny raha mandalo antenaigny Kara tsy olono raha tsy manao izô Firifiry no nanjeny ny androny ho lava Ianao ve ho toy ireny, sanatria ny cava Fiverenana: Efa ampy izay ry namako ô! Jesosy rango ela niandry anô Mifohaza, andao hipody amizey Tapao ny hevitrao niany fa tsy amaray Miantso anao ny Tompo anio, moa mba Renzo ve izany? Izy tsy hanameloka anô Tsy manery anefa sanatria fa mandigny hatrany hatrany Raiso Izy hanjaka anatinô Firifiry no nanjeny ny androny ho lava Ianao ve ho toy ireny sanatria ny vava Fiverenana: Efa ampy izay ry namako ô! Jesosy rango ela niandry anô Mifohaza, andao hipody amizey Tapaho ny hevitrao niany fa tsamaray Miandry anô ny fifaliam-be Izy ko anao rô manambara hoe Raha izaho sy ny ankohonako Hanompo an'i Jesosy (×3) Amin'ny fo Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany? Izy tsy hanameloka anô
@ravakahenintsoarakotoarino1715
tsar b fa misaotra ooo! oan'Andriamanitra irery ian ny voninahitra. d rovina mba mis TMI sy Ny Koraita eeeeee. miandr zay
@user-so6vd6mc9i
@user-so6vd6mc9i Год назад
Tsara be le hira ❤❤
@todisoarazafindrabekoto8429
@todisoarazafindrabekoto8429 3 года назад
Tsara be. Katolika aho fa tena mba tiko ho ita chorale kristianina rehetra mitambatra miara mihira tahak'izao.
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 6 лет назад
Misaotra indrindra @ itony hira famoazam-panahy itony fa natao ho an'ny olona rehetra indrindra izany @zao fotoana iainantsika ankehitriny izao .....izany tokoa fa miantso antsika isan'andro ilay Tompo tena tia antsika mba hiverenantsika indray honina hiaraka Aminy ...ho Azy irery ihany anie ny voninahitra mandrakizay ...Amen
@hasiniainasarahramarolahy9913
@hasiniainasarahramarolahy9913 10 месяцев назад
Ndroooo 😔🥺❤️
@user-vx6ub1gy3j
@user-vx6ub1gy3j 4 месяца назад
Miandry jesosy tanora masina itosy
@nyainalaris5289
@nyainalaris5289 5 лет назад
Tsara be ilay, Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hampitombo ny tantenta ao aminareo.
@phroshnoo8821
@phroshnoo8821 6 лет назад
Misaotra betsaka t@ fampiharam-peo, mankahery mandrakariva @ asa fitoriana an-kira, ho an'i Jesosy irery ihany ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay Amen.
@lalainarakotoarisoa
@lalainarakotoarisoa 7 лет назад
Tsara be ilay tanjona, mankahery anareo hatrany amin'ny fanaparitahana ny filazantsara, tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina
@nasolovaliavoraharivao7681
@nasolovaliavoraharivao7681 7 лет назад
Mankasitraka indrindra. Misy tsy tena azoko tsara ny tonon-kira fa efa azoko antoka fa mitory an'i Kristy sy ny fitiavany. Tena tsara koa 'lay hira @ lafiny teknika (arrangement, son, etc)
@sanjimiraj1038
@sanjimiraj1038 6 лет назад
Tena tsara le fampiaraham -peo, mankasitraka sy mirary soa hatrany!
@tabaviarinivoleoncia2147
@tabaviarinivoleoncia2147 5 лет назад
Tsara be lay hira fa misaotra ny fiarahanareo ee.Tsara ny misaotra sy midera an'i Tompo eee
@aimeeara7446
@aimeeara7446 7 лет назад
Amen Merci !
@aimeeara7446
@aimeeara7446 7 лет назад
amen!
@aimedochardkaratra5919
@aimedochardkaratra5919 3 года назад
Amena bbbb tsara Jesoa
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Chapeau ! Tsara Ilay fiaraha miasa nareo . Dia manantena ny CD raha hiara hanao spectacle nareo . Mahereza daholo!
@lilianelala4156
@lilianelala4156 7 лет назад
Tsara loatra eh! Mankasitraka tanteraka ary manolotra ny fisaorana feno (Nirina _Vero aoka fotsiny...).Maheraza daholo, talenta fanamperana no nomen'i Jesosy ho anareo.
@mamysergerak9230
@mamysergerak9230 7 лет назад
Mafinaritra izy zany mamo foana mba ianaranay aty euh!
@dadanyhoela8156
@dadanyhoela8156 5 лет назад
Inona koa ity atao amin'ny tarehy!
@choralenytsantanimahamasin8917
❤️❤️ Mafinaritra ery
@HobyAndriamoria
@HobyAndriamoria 7 лет назад
Misaotra Tompo Ô, mankasitraka anareo ihany koa manao ny asa!!!! Mahereza annn!
@rosenettececilia1811
@rosenettececilia1811 7 лет назад
Merci amen
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 7 лет назад
merci tahiny TOMPO
@ianitraharimalala9415
@ianitraharimalala9415 7 лет назад
tsara be , mirary soa anareo
@irenevanessa6853
@irenevanessa6853 7 лет назад
makasitraka ee ..❤
@herryvalisoarasam2350
@herryvalisoarasam2350 7 лет назад
manpahery ahy loatra ity hira ity misaotra indrindra..
@hantatianaraveloarisoa8353
@hantatianaraveloarisoa8353 5 лет назад
😘😘tiko b Ty hira ity
@kingskott1294
@kingskott1294 7 лет назад
wouahhhh 😍😙😘
@titeemandimbiarimanana3961
@titeemandimbiarimanana3961 7 лет назад
mankasitrakaoo
@hasinarandria4030
@hasinarandria4030 Год назад
Tena tsara ❤
@ramamycelin4652
@ramamycelin4652 7 лет назад
Mankasitraka e!! TSARA LAY CLIP, TSARA LAY HIRA!!
@ireneandrianantenaina8333
@ireneandrianantenaina8333 7 лет назад
Tsara ilay fampiaraham-peo. Tsara ihany koa ny midera ny Tompo amin'ny alalan'ny Hira. Ho An'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra. Tohizo hatrany ny fitorina ny filazantsara.
@mamysergerak9230
@mamysergerak9230 7 лет назад
Jm
@boni531
@boni531 4 года назад
tiako loatra
@holiarisoaraelinirina6959
@holiarisoaraelinirina6959 7 лет назад
Mankasitraka tompoko !
@mariorakotoarimalala97
@mariorakotoarimalala97 7 лет назад
Tena tsara e! sady mampahery,mankasitraka ô!
@arlette1432
@arlette1432 7 лет назад
Hanompo Anao izahay Jesosy ô
@farahantanirina7347
@farahantanirina7347 7 лет назад
tena tsara fa misaotra ndrindra e...☺👌
@jouadr1282
@jouadr1282 Год назад
Merci ranga amin'ilay clip tsi misolo akanjo be loatra an, dia ilay tsi misy rano
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 7 лет назад
tanora masina oh mba omeo parole ! mirary soa
@erickgitara
@erickgitara 7 лет назад
Mifohaza - Tanora Masina Itaosy Endrika ivelany, toa mamiratra aok’izegny No entin’ilay ratsy hambabo anô Amaray anefa hanegniny Raha mandalo no antenaigny Ka raha tsy ôlogno raha tsy magnagno izô Firifiry no najehy ny androny ho lava Fa ianao ve ho toy ireny ? Sanatria ny vava ! Efa ampy izay ry namako ô (andao, andao) Jesosy rango ela niandry anô (andao namako) Mifohaza andao hipody amizay (andao, andao) Tapaho ny hevitrao niany, fa tsy amaray (miantso izy anio) Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany Izy tsy hanameloka anô ! Tsy manery anefa sanatria Fa mandigny hatrany, hatrany Raiso Izy hanjaka anatinô Firifiry no najehy ny androny ho lava Fa ianao ve ho toy ireny ? Sanatria ny vava ! Efa ampy izay ry namako ô Jesosy rango ela niandry anô Mifohaza andao hipody amizay Tapaho ny hevitrao niany, fa tsy amaray Miandry anao ny fifaliam-be Izikoa anao hanambara hoe « Raha izaho sy ny ankohonako Hanompo an’i Jesosy Hanompo an’i Jesosy Hanompo an’i Jesosy Amin’ny fo Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany Izy tsy hanameloka anô ! Tonony sy feony : Lova N. Taona : 2016 Album : Ahy Jesosy (volume 8) Am-pitiavana be :) Mirary soa
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Nankaiza Ilay lehilahy tsara feo be nanao an'i Mamelà ny nosinay sy Ilay nihira an'i Fiainana an-Tany? Tsara feo be daholo koa ireo nanao solo ireo na lahy na vavy. Tsara Ilay misy anarana Mba ahafantarana ny anaranareo. Mahereza daholo ho ampiasain'Atra mandrakariva.
@njarimanaherisoanomenafiti2661
@njarimanaherisoanomenafiti2661 4 года назад
Tiko be
@pauletterasoanirina4980
@pauletterasoanirina4980 6 лет назад
misaotra anareo fa mahafinaritra loatra
@user-vx6ub1gy3j
@user-vx6ub1gy3j 4 месяца назад
Tsar be le hira
@tahirymanampisoa2802
@tahirymanampisoa2802 6 лет назад
Tsara loatra e!
@zonyhavana4752
@zonyhavana4752 7 лет назад
Misaotra tompoko ô !
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 7 лет назад
misaotra e! Homba ano Jesoa
@sanjimiraj1038
@sanjimiraj1038 6 лет назад
Efa ampy izay namako(marina lotra )
@nanjasariakanoellaandriana4180
tsara loatra lay hiran...fitambaranle choral 3 mafnartrb mitsy ...
@miome4331
@miome4331 4 года назад
Tsara feo be daholo an! Tsara be, tena tsara feo nareo mafinaritra e!
@nororasety8896
@nororasety8896 7 лет назад
Tena nahafinaritra ny tao @ FJKM Mahazoarivo , mankasitra o!
@volaniangavola7566
@volaniangavola7566 7 лет назад
tsar b le hir mampahery mihts ,makasitrak tompoko
@jennymaria1501
@jennymaria1501 6 лет назад
Tena tiko loatra l Medley
@christiancrost2769
@christiancrost2769 4 года назад
Tiako bé lay hira
@mariahaloma9767
@mariahaloma9767 6 лет назад
Tsara be mhtsy
@nasandratrarasoanaivo1196
@nasandratrarasoanaivo1196 6 лет назад
tsara be
@sylviaravelomanantsoa9654
@sylviaravelomanantsoa9654 6 лет назад
Mankasitraka e
@twott4977
@twott4977 5 лет назад
Makasitra eh
@rindraharilantonantenaina6416
@rindraharilantonantenaina6416 5 лет назад
Tsara be sady tafita ny hafatra ;) . Mihaino ilay hira sy mijery ilay clip za dia ohatrany hoe te hahita ranomasina, coco, tora-pasika, lasary manga anaty tavoahangy, sns... ao anatin'ilay clip hihi :) Fiadanana ho anareo. Zaho manokana mankafy :*
@erickgitara
@erickgitara 7 лет назад
@arimahatodylalatiana8651
@arimahatodylalatiana8651 6 лет назад
TIAKO BE ITY HIRA ITY E
@tantelyrafaravololontsoa7686
@tantelyrafaravololontsoa7686 5 лет назад
Tsara loatra
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 7 лет назад
tsara b
@ratolojanaharytokyandriani2519
Tsara ny manao featurin tahaka izao misimisia ehhhh... d oviana ndray ny VLM unie kou? krkrkrkrkr
@jennymaria1501
@jennymaria1501 6 лет назад
Inona no evitry ilay sary@endrika kay
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Azafady miala tsiny , misy tsy tena azoko Ilay tonony, nefa tsara be Ilay hira. Mety afaka mahazo tonony ve na traduction azafady? Na aiza no mety ahitana ny tonony? Misaotra mialoha.
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 7 лет назад
Efa misy nandefa io @ commentaire io ny tonony ka.
@erickgitara
@erickgitara 7 лет назад
Tanora Masina Itaosy - Mifohaza Endrika ivelany, toa mamiratra aok’izegny No entin’ilay ratsy hambabo anô Amaray anefa hanegniny Raha mandalo no antenaigny Ka raha tsy ôlogno raha tsy magnagno izô Firifiry no najehy ny androny ho lava Fa ianao ve ho toy ireny ? Sanatria ny vava ! Efa ampy izay ry namako ô (andao, andao) Jesosy rango ela niandry anô (andao namako) Mifohaza andao hipody amizay (andao, andao) Tapaho ny hevitrao niany, fa tsy amaray (miantso izy anio) Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany Izy tsy hanameloka anô ! Tsy manery anefa sanatria Fa mandigny hatrany, hatrany Raiso Izy hanjaka anatinô Firifiry no najehy ny androny ho lava Fa ianao ve ho toy ireny ? Sanatria ny vava ! Efa ampy izay ry namako ô Jesosy rango ela niandry anô Mifohaza andao hipody amizay Tapaho ny hevitrao niany, fa tsy amaray Miandry anao ny fifaliam-be Izikoa anao hanambara hoe « Raha izaho sy ny ankohonako Hanompo an’i Jesosy Hanompo an’i Jesosy Hanompo an’i Jesosy Amin’ny fo Miantso anao ny Tompo anio, moa mba renao ve izany Izy tsy hanameloka anô ! Tonony sy feony : Lova N. Album Ahy Jesosy (Volume 8) Taona : 2016
@emmalitsinnah6832
@emmalitsinnah6832 6 лет назад
mafinaritra be les hira
@nanjasariakanoellaandriana4180
tsara loatra lay hiran...fitambaranle choral 3 mafnartrb mitsy ...
Далее
Hafa ny taloha - Tanora Masina Itaosy  (Clip)
4:03
Просмотров 382 тыс.
ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana
5:13
Просмотров 297 тыс.
УРА! Я КУПИЛ МЕЧТУ 😃
00:11
Просмотров 584 тыс.
Старый Дим Димыч вернулся😱
00:16
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 140 тыс.
Mpandresy (Clip) - Tanora Masina Itaosy
5:04
Просмотров 333 тыс.
Midera Anao HOSANA Ambohijatovo Fitiavana
5:27
Просмотров 29 тыс.
Matokia - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)
4:24
Просмотров 1,1 млн
Ahy Jesosy (Clip) - Tanora Masina Itaosy
4:20
Просмотров 465 тыс.
Fantatrao ny amiko - Tanora Masina Itaosy
4:48
Просмотров 682 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'
1:05:15
Просмотров 75 тыс.
World Record Tunnel Glide 🪂
0:19
Просмотров 31 млн
Как то так🤷🏼‍♀️❤️
0:31
Просмотров 1,6 млн