Тёмный

AMBANY ELANY - Toky Fitia 

Dyari's Organizer
Подписаться 279
Просмотров 23 тыс.
50% 1

nouveauté évangelique 2023
Toky Fitia
ambany elany

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 5   
@dimbyelienrakotoarimanana3015
Voninahitra ho an'ny Tompo Jesosy irery ihany 🙏🙏
@dyarisorganizer2408
@dyarisorganizer2408 Год назад
AMBANY ELANY manopy ny masoko aho an-tendrombohitra avy aiza ny famonjena ahy? Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah lay mpanao ny lanitra sy tany Fa indro tsy matory na rendrehana ny mpiaro ahy, fa miandry ahy dia Izy no fialofako raha tojo ady aho mampandresy ahy ambany elany no andrakofany ahy Raha Izy no mijoro eo anilanao raha Izy no mijery zay alehanao dia tsy mba misy ahiahy fa mandry fehizay ny fo sy fanahy Jesosy no mandeha mitarika Ny olana sedraina dia tsy mampanahy fa ravany hatrany ,tsy misy toa izany ianao no andrasany e
@rijacarpaye1710
@rijacarpaye1710 Год назад
Ho voninahitra Andriamanitra irery ihany AMBANY ELANY NO ANDRAKOFANY AHY JESOSY NO MANDEA MITARIKA AHY
@tanteliniainaravaozafiaril2684
♥♥♥♥♥♥♥
@annemarierakotomahefa3862
@annemarierakotomahefa3862 Год назад
tsara be
Далее
ANILANAO MANDRAKIZAY - Toky Fitia & Jaovola
4:09
Просмотров 60 тыс.
Tazony aho - TANORA IN FAITH
5:18
Просмотров 5 тыс.
ANTSO SAROBIDY
4:20
Просмотров 4,4 тыс.
Izay miandry Anao | Bodokely
5:05
Просмотров 281 тыс.
IANAO NO ITOKIAKO (Toky Fitia & Zouky Andry )
4:14
Просмотров 7 тыс.
Ny Ambasadora - tsy afoiny ''Volume 4''
5:38
Просмотров 59 тыс.
Joseph d' Af - Fanotronany
5:21
Просмотров 103 тыс.
DAYVIDE   MPAMONJY
5:11
Просмотров 70 тыс.
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47