Тёмный

Ambondrona Aza Tsiny Lyrics(parole) 

kopoze rehetra
Подписаться 930
Просмотров 3,6 тыс.
50% 1

Lyrics • Ambondrona Aza Tsiny L...
Ireo fihetsiko inndraindray ifonako aminao raha azo atao
Mahery fijery, eny na fiteny nanenenako avokoa ireny
Ivelany ihany fotsiny ireny tsy avy ao am-po sanatria
Ary averiko ombieny ombieny azafady aza tsiny
Niezaka aho mba ho fantatrao
Oh oh oh! ka aza tsiny tsy fanahy iniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
Hitanao daholo ny rehetra ny hatsarana na ny haratsian-toetra
Satria ianao tiako tsy hihatsarako velatsihy
Toa izany aho rehefa tia
Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny
Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahiniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
Na faly aho, na tezitra na malahelo koa
Tsy nataoko ho ahy irery hanihany, tomany
Sorisory koa manjary hainao avokoa ireny
Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany oh oh
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny
Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahy iniana
Niezaka aho, niezaka aho;
Ho fantatrao , mba ho fantatrao
Aza tsiny, ka aza tsiny
tsy fanahy iniana, tsy fanahy iniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
⭐ Misaotra Indrindra nanaraka sy nizara .
⭐ PLEASE VISIT THIS LINK IF YOU WOULD LIKE TO SHOP ONLINE:
~~Bikini For Men Fashion : www.amazon.com/s?k=bikini+for...
~~Women Elegant Fashion Long Sleeve Deep V-neck Slim Fit Long Dresses : www.wish.com/search/DRESS%20W...
~~Camera Sony Alpha a6000 : www.amazon.com/s?k=for+men&i=...
~~Luggage For Men Fashion : www.amazon.com/s?k=for+men&i=...
~~Bikini For Men Fashion : www.amazon.com/s?k=bikini+for...
~~ Makeup Fashion Luxury : www.amazon.com/s?k=makeup&i=b...
#breathmelethergofixyousaysomethingsomeonelikeyouskinnylovewhepartysover
#someoneyouloveddancingonmyownimnottheonlyonestaywithmeillneverloveagain
#bealrightpoisonandwinecreepiwillrememberyousadsongbacktoblackmarviroom
#ludwigvanbeethovenwolfgangamadeusmozartIronWinedidoKingsofConvenience
#PureSoundsofMusicRelaxingRiverOceanWavesBirdsSingCricketsRainWindWaterfalls
🔴 ✔ You can see more information about payment thresholds here: support.google.com/youtube/an...
🔴 ✔ Here's an article for you to have a guide about it: support.google.com/adsense/an...
🔴 ✔ Ask the Community Adsense support.google.com/adsense/th...
🔴 ✔ Contact Us Google Adsense support.google.com/adsense/ge...
🔴 ✔ Google adsense answer question support.google.com/adsense/an...
🔴 ✔ Google adsense Team support.google.com/adsense/?h...
🔴 ✔ Make money online www.wordpressprotips.com/make...
🔴 ✔ Phone number changing support.google.com/accounts/a...
🔴 ✔ California Consumer Privacy Act (CCPA) support.google.com/adsense/an...
#dejavuwhatwesaidtoneladasshewolfdiditagainlongtimewhywaitgoodstuffmeninthistown
#gypsyspymonamourlobalohechoestahechoanosluzgiveituptomediditagain

Видеоклипы

Опубликовано:

 

10 ноя 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@zavakantoerantany2211
@zavakantoerantany2211 3 года назад
Lyrics: Ireo fihetsiko inndraindray ifonako aminao raha azo atao Mahery fijery, eny na fiteny nanenenako avokoa ireny Ivelany ihany fotsiny ireny tsy avy ao am-po sanatria Ary averiko ombieny ombieny azafady aza tsiny Niezaka aho mba ho fantatrao Oh oh oh! ka aza tsiny tsy fanahy iniana Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana Hitanao daholo ny rehetra ny hatsarana na ny haratsian-toetra Satria ianao tiako tsy hihatsarako velatsihy Toa izany aho rehefa tia Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny Niezaka aho mba ho fantatrao Ny amiko rehetra no asehoko anao Ka aza tsiny tsy fanahiniana Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana Na faly aho, na tezitra na malahelo koa Tsy nataoko ho ahy irery hanihany, tomany Sorisory koa manjary hainao avokoa ireny Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany oh oh Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny Niezaka aho mba ho fantatrao Ny amiko rehetra no asehoko anao Ka aza tsiny tsy fanahy iniana Niezaka aho, niezaka aho; Ho fantatrao , mba ho fantatrao Aza tsiny, ka aza tsiny tsy fanahy iniana, tsy fanahy iniana Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
Далее
AmbondronA Fito andro Clip officiel
6:15
Просмотров 425 тыс.
Tiako Ianao (New Clip)   Ambondrona
5:48
Просмотров 14 тыс.
2DROTS vs RISENHAHA! КУБОК ФИФЕРОВ 2 ТУР
11:31
Secret Experiment Toothpaste Pt.4 😱 #shorts
00:35
Ambondrona - Tontolo Faharoa (Lyrics)
4:46
Просмотров 67 тыс.
AMBONDRONA -tomany irery-lyrics by dadan'loulou
4:44
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Aza Tsiny
5:34
Просмотров 30 тыс.
Geoscar - tsy ho lasan'ny rivotra (clip officiel)
3:45
AmbondronA - Ny Fitempon'Ny Foko (Live Coliseum)
5:38
Просмотров 334 тыс.
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Просмотров 2,3 млн
Ambondrona-Hatramin'zao
5:42
Просмотров 749 тыс.
Ambondrona - Tiako hitoetra (Clip officiel)
4:08
Просмотров 982 тыс.
Lyrics Ambondrona Antso HD
5:00
Просмотров 89 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 4 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 130 тыс.
지민 (Jimin) 'Who' Official MV
3:28
Просмотров 23 млн
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 200 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 400 тыс.