Тёмный

Geoscar - tsy ho lasan'ny rivotra (clip officiel) 

Geoscar
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 1,2 млн
50% 1

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 168   
@arlinehaingominarisoa806
@arlinehaingominarisoa806 3 дня назад
.......Tsara be ilay hira,🥰🥰😍
@guigolguineeafrica3050
@guigolguineeafrica3050 Год назад
Depuis mama Africa on aime cette chanson bien écrite ❤❤force a toi frero c'est l'Afrique qui gagne 🎉🎉
@patriciarakotojoelina6286
@patriciarakotojoelina6286 3 месяца назад
Tena dodo tena tsarabe👎
@tovopro-wy9hf
@tovopro-wy9hf 8 месяцев назад
Ra nisy nandrava ny omaly, ny ampitso afaka manarina ihany, 💪💪 tsara loatra, motivation song 🙏
@guigolguineeafrica3050
@guigolguineeafrica3050 Год назад
Guinee 🇬🇳🇬🇳 Madagascar one lov
@randriammichaelandres7078
@randriammichaelandres7078 10 месяцев назад
Tena tsara ilay hira,tsy karazan’ny olona mihaino hira ohatran’izany ah,bravo tohizo
@diamondraliantsoaandriaman395
Olona efa aman'arivony angamba no nahazo courage tamin'ito hira ito ❤‍🩹👏👏👏
@narindrarandriamananjara544
Mandona lesy zn textes zn ry Geoscar 🔥🔥🔥! Milay lessseeeee👊👊👊
@user-kx1cm5zl2k
@user-kx1cm5zl2k 13 дней назад
Kay lesy eh tao milay be laotra ❤❤❤
@farahravoavy6513
@farahravoavy6513 Год назад
En boucle mihits za miheno anty hira ty tena we mampiakatra ambompo b misaotra anao am tononkira sy feony tena kanto🎉
@AnthonyLandreno
@AnthonyLandreno 19 дней назад
❤❤tiko be mafy ee 🎉
@abdallah_bsk
@abdallah_bsk Год назад
Parmis les plus belles chansons malgaches que j’ai pu écouté...celle-ci fait parti de mon Top 3 !
@alainnomenjanahary7239
@alainnomenjanahary7239 Год назад
tsara be le texte ❤, miampy anle vocal tonga de ao tsara❤🇲🇬
@ANDRIAMIRADOHarenasoa-ff2md
Tsara loatra lesye.Mchapeau❤
@tokynyhasina8356
@tokynyhasina8356 Год назад
Ten vraiment ça me touche le coeur ref maheno anty hira ty
@njaranyaina8235
@njaranyaina8235 Год назад
Ay ve zany ty hira malaza be 😍😍ao amin'ny tik tok ty ee, Tsara be
@JayshaPatty
@JayshaPatty Год назад
Tena mankasitra be amin’ilay hira. Tena tsara lotra. Bravo❤
@haingoirisraharinirina
@haingoirisraharinirina 5 месяцев назад
Tsmety leo anty hira ty mints a na d efa ataoko en boucle aza ❤❤❤❤❤❤❤❤
@ZoAnjaraRajaonarisoa-yr5tq
@ZoAnjaraRajaonarisoa-yr5tq Год назад
Kanto tena kanto loatra e 🔥🔥
@AnnemarieRalaizoma
@AnnemarieRalaizoma 7 месяцев назад
Cette chanson a été ma révélation,l'hymne de l'année 2023,merci à l'auteur compositeur de faire revivre l'espoir en nous ❤
@SoniavinaRajenafanampiny
@SoniavinaRajenafanampiny 6 месяцев назад
Bei mir auch ist es genau so😊
@haingorahajamanana5606
@haingorahajamanana5606 Год назад
Manome motivation be ho anah ty hira ty 🥰 milay lessy ❤
@sitrakaaina-nomenjanahary8443
@sitrakaaina-nomenjanahary8443 9 месяцев назад
Tsara feo, tsara tonon-kira, tsara arrangement Tena hira mampiasa vocale ohatran'izany no mety aminao namana a! Le rap azonao atao fa tsara mifantoka kokoa amin'ilay kanto! Courage dia miandry vokatra vaovao izahay ity iray ity tena tsara sady nankahery be
@ElmioraHajarivony
@ElmioraHajarivony 6 месяцев назад
Cette chanson m'a beaucoup inspirer je l'adore❤❤❤ Top 1 de toute les chanson que j'ai entendue❤❤❤ Trop bien
@HarveyMartin-q7m
@HarveyMartin-q7m Год назад
Androany mamaha ny fatorana tairo mandroso fa tsy olana💖💖
@NantenainaMichaelRAKOTONIAINA
Ndao tohizo fa norme be lesy eh😉✌
@leonniemada249
@leonniemada249 Год назад
❤❤❤❤ tiko lotra💖💖💖
@AndoRaza-d7e
@AndoRaza-d7e Год назад
Tsara loatra❤❤❤ mampahery be lay hira❤❤
@VanessaRAKOTONIRINA-e5l
@VanessaRAKOTONIRINA-e5l Год назад
❤tena hoe manome motivation be mintsy❤
@AinaMIRINDRA
@AinaMIRINDRA Год назад
hoan i neny izay efa lasa nialoha lalana, tiako jy
@hanitriniainahenintsoa2687
@hanitriniainahenintsoa2687 11 месяцев назад
Na be mpanakora tsy maintsy ho roso... Nampitraka sy nanohana ary nanampy tamin'ny ezaka natao sy mbola ho hatao. Un vrai chef d'oeuvre, chapeau bas à Geoscar, très belle parole, belle mélodie, kanto loatra
@babygold2804
@babygold2804 Год назад
Tafavoaka loatra ny hafatra 👌🙏 merci 🌹
@fanilorahasitera6712
@fanilorahasitera6712 Год назад
Tohizo fa tsara lesy 👌✊
@ThynahValencia
@ThynahValencia Год назад
Tena oe tsara❤❤❤ Mankasitraka bdb🙏🏾🥰
@onitianapatricianomenjanah7464
@onitianapatricianomenjanah7464 6 месяцев назад
Tiako loatra ❤❤❤ indray2 tena mafy e. Selfove. Selcare.
@Fancia12Rasoanirina11-mb6qq
Vraiment tsara bravo 👏👏
@ratsinomponiainadimbiniaina
tokony asina hira wada sy youngs karanjany koa ee🤣🥺🥺🥺
@zohanitriniainafamantanant8452
@zohanitriniainafamantanant8452 9 месяцев назад
Hiara hifaly amin´ny family lessy e One day Papa Lyam❤❤
@MarcelRABARISOA
@MarcelRABARISOA 4 месяца назад
mchapeau les bro!!!
@CastiauxKevine
@CastiauxKevine Год назад
Tena ça me touche énormément le cœur no maheno anity hira Ty to-de manome motivation Sady mapalatsandranomaso Ana no maheno anito hira ito, makasitra e tohizo fona ny music fa tena tsara❤️
@soatianaraderandrainibe7930
Tena tsara le hira❤
@JuliannaRkt
@JuliannaRkt 7 месяцев назад
Courage fona eh 💪❤️💯
@magneva
@magneva Год назад
Tiko loatra manome courage
@tarashakti1990
@tarashakti1990 Год назад
J'aime, j'adore, tiko be... misaotra betsaka
@AndrianinaRajoelintsoa
@AndrianinaRajoelintsoa 11 месяцев назад
tsara indrindra ito vazo ito 💗
@SunxSan26
@SunxSan26 Год назад
Chapeau l'artiste ela nendrasany azy tam youtube tyh ah
@patriciarakotojoelina6286
@patriciarakotojoelina6286 3 месяца назад
Popakoto tena tsara 🕐tenaatsokopolici🚔
@Alexharisson
@Alexharisson Год назад
😢GEOFONAVE norma fona lesy mirarysoa frera ❤️
@sylviashaellafanomeza7908
@sylviashaellafanomeza7908 Год назад
Mampahery zah izy ty! Merci ❤❤❤❤
@Lorie.rbe1
@Lorie.rbe1 Год назад
tsara lotra!!
@radoniainaravoniaritsialonina
mlay ranga le vazo ah👊👊
@tojoheritianaratolojanahar8374
Norme e mlatsaka b 👊👊👊
@markyinina1710
@markyinina1710 Год назад
une tuerie 😍Tsara be
@iasmannryo5641
@iasmannryo5641 Год назад
👊👊👊M'lay rangah 👊👊👊
@mamycharles4073
@mamycharles4073 Год назад
Milay be lesy, tohizo fa tena tsara, mirary soa ho an'ny tohiny rehetra
@DjamelYT2
@DjamelYT2 6 месяцев назад
manampy be refa midepr na reradreraka iny ity vazo ity, merci 'lah
@heriniainarakotonomenjanah4839
Alefa lesy eee!
@martia.ravelondraibe
@martia.ravelondraibe Год назад
Je me rappelle à une époque, t'étais déjà à fond sur la musique, surtout le rap☺, Maintenant que je vois ceci, je dis waaaouh. Milay lesy, hisandratra ambony hatrany 💛💛
@fycaroliadazo8320
@fycaroliadazo8320 Год назад
❤❤❤ manome hira
@jeanniav.ralazanjafitianak9667
@jeanniav.ralazanjafitianak9667 8 месяцев назад
Mankasitra e🙏🙏🙏
@CLICMARKETING-yp4wp
@CLICMARKETING-yp4wp Год назад
Mato Io nomena de zakanao misaotreeeh💖👍😘👏🎶
@jeanwilsonandrianiaina8197
@jeanwilsonandrianiaina8197 Год назад
tena hafa mihitsy,, tsara ee
@SepticRapToetra
@SepticRapToetra Год назад
Mamay comme d'hab 😁🔥
@andriamanankoavytovolahini1599
tsara be ilay inspiration
@fitia1232
@fitia1232 Год назад
Wow ❤ Fa ahoana no zao vao hitako izao hira izao? Mendrika zaraina be be kokoa. Bravo dia tohizo 🇲🇬🎶
@jaovelageovitine9657
@jaovelageovitine9657 Год назад
Tiako loatra ❤❤😢😢
@josealainraveloson281
@josealainraveloson281 10 месяцев назад
izany letsy ka kanto, mankasitraka e
@dadakhelytheproducer
@dadakhelytheproducer Год назад
Tsara be bro
@luciagilbertandriamahazoso6580
@luciagilbertandriamahazoso6580 Месяц назад
Je suis à Nice ( France) je l’écoute en boucle car je kiffe trop
@geoscar3453
@geoscar3453 Месяц назад
Ohhhh Merci Merci Lucia 😊🙌🏾
@AdolpheDimitri
@AdolpheDimitri Год назад
Mankasitra 🔥
@StarVan0507
@StarVan0507 8 месяцев назад
❤❤❤ Milay ranga
@NilainaDanielRakotondrambola
@NilainaDanielRakotondrambola 8 месяцев назад
Tsara loatra ❤️❤️🙏🏽😭😭
@tsiorygasy
@tsiorygasy Год назад
Tsara loatra😍
@lalainaandrianasolo4341
@lalainaandrianasolo4341 4 месяца назад
Ma plus belle.decouverte musicale de ce mois de mai. ❤
@rasoahanitra306
@rasoahanitra306 Год назад
Tsara loatra ❤
@cedricnandrianina267
@cedricnandrianina267 9 месяцев назад
mlay eh
@nasserabraham7104
@nasserabraham7104 Год назад
Misaotra lesy zandry kely mizara fanantenana an. Tohizo ny ny Mozikan'lah dia aza miova . Ho Ohatra ho an'ireo zandry kely .
@ramananarivomalalaniaina
@ramananarivomalalaniaina Год назад
Tikou ❤
@RATSIVERINORORATSIVERINORO
@RATSIVERINORORATSIVERINORO 10 месяцев назад
texte, arrangement, vocal etc... top
@HarenaRamanantenasou
@HarenaRamanantenasou Год назад
Nikasika ahy loatra ity hira iray ity 🥰🥲, manohana anah amin' ny lalam-piainako izay lalovako tokoa ity hiranao ity :) Misaotra betsaka , indraindray mahatsiaro ny zavatra niainako dia mihaino ity hira ity dia mandatsa-dranomaso kely :) :) Tohizo hatrany ny mozika , ataovy tsapan' ny mpankafy otrizao :) :) :)
@veromanitra3852
@veromanitra3852 Год назад
Vraiment tsara ❤
@MioraAnsileAndriniaina
@MioraAnsileAndriniaina 28 дней назад
J'adore tes chonchon 🏆🏅🎖️🎆🎆🎆🎆🎇🎇🎇👍👍👍👍🏻
@ratiarison308
@ratiarison308 Год назад
Alefa Geo
@onisoahaniellesharonrabari1679
efa mety e😉
@MegaTafita
@MegaTafita Год назад
Tsara tena tsara
@586Cynthia
@586Cynthia Год назад
Bravo 👏
@MamyjosiaFARASEHENO
@MamyjosiaFARASEHENO 8 месяцев назад
tsara be lay inspiraka anao 🥺🥺😪
@derskinofficial2802
@derskinofficial2802 Год назад
Respect Bro
@faniryloyolamichaelandrian6664
respect lec...... ✌
@mamyakhira3127
@mamyakhira3127 Год назад
Hira Gasy taigna tieko taminy tona 2023❤
@JosianeLAURET-vg4kf
@JosianeLAURET-vg4kf 2 месяца назад
Belle chanson ❤
@KalebaRaneliarison
@KalebaRaneliarison Год назад
C'est vraiment tsara 🔥 Quel paroles ❤️
@guigolguineeafrica3050
@guigolguineeafrica3050 Год назад
On a besoin de cet instrument stp
@ZomaIdaDirector
@ZomaIdaDirector Год назад
❤ales e🙏🏽🥺
@barisoneric3787
@barisoneric3787 Год назад
Milay e!
@Niniejoy
@Niniejoy Год назад
💜 Awesome!
@EricTjrnishu
@EricTjrnishu 3 месяца назад
❤❤ j'adore❤❤
@natacharakotonirainy6139
@natacharakotonirainy6139 Год назад
Tiako loatra! tsara lay hafatra! misaotra lay nanoratra azy
@lantopix4678
@lantopix4678 Год назад
tsara lesy🙂
@tahianamarthine65
@tahianamarthine65 Год назад
J'avais des frissons tout au long de cette chanson, 🥰❣️
@DylanandreMamisoaniaina
@DylanandreMamisoaniaina 8 месяцев назад
F
@maayraamkj73
@maayraamkj73 Год назад
Se trop beauuu ❤❤❤❤😢
@geralddoandrianantenaina1287
Mankasitraka lesy délégué, mirary ny soa rehetra hoan'lah😬
@chrennymichelisham202
@chrennymichelisham202 Год назад
@andriapenitrajean8455
@andriapenitrajean8455 Год назад
Mankasitraka be dia be fa tsara loatra le parole
Далее
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Просмотров 709 тыс.
AZAFADY  [ Jacquis Randria & Njara Marcel ]
4:38
Просмотров 91 тыс.
When Goalkeepers Get Bored 🤯 #3
00:27
Просмотров 3 млн
小路飞嫁祸姐姐搞破坏 #路飞#海贼王
00:45
Geoscar - Tairo fa mandroso
3:52
Просмотров 34 тыс.
GEOSCAR - RANOMASINA (Official video)
2:53
Просмотров 88 тыс.
TSOTA - Mahazo tsirony (Official Video 2019)
3:53
Просмотров 2,5 млн
BOLO  - Ravitoto (Official Video)
5:08
Просмотров 231 тыс.
AGRAD -  ZANAK'I DADANAY  ( Officiel video 4K )
3:55
Просмотров 1,1 млн
Rim-Ka Tsy Magnino (Clip Officiel 2023)
4:14
Просмотров 1 млн
Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao
4:48
Просмотров 1,6 млн
Johan Blouts - Mode Voay Activé
3:55
Просмотров 888 тыс.
Ljo feat Denise - Tadiava Vôla (Lyrics vidéo)
3:49
When Goalkeepers Get Bored 🤯 #3
00:27
Просмотров 3 млн