🔴 #Amour_patana💐
fandaharana vaovao iresahana momba ny #fitiavana ho an'ny #tanora🤗 Hanoroana lalana, hanabeaza, hanampiana ireo ray amandreny ihany koa🌺 #malagasytv canal 46 UHF, startimes canal 107,💐Hanasana antsika rehetra miaraka @ #Vonitatamo sy ireo tanora... Asandrato ny antsika 🇲🇬
1 янв 2024