Тёмный

Anao ny dera - Tana Gospel Choir OFFICIAL 

TANA GOSPEL CHOIR
Подписаться 1,6 тыс.
Просмотров 361 тыс.
50% 1

TGC 2016 Heaven Project.
"Ary raha ny zava-manan-aina hanome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay."
Apokalipsy 4:9

Видеоклипы

Опубликовано:

 

6 май 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 41   
@WhiteLotusPetal
@WhiteLotusPetal 8 лет назад
Another beautiful song! Thank you, Tana Gospel Choir. I love your beautiful country. Much love from Germany!
@rasoaniainanadialeonard2633
@rasoaniainanadialeonard2633 6 лет назад
Efa fomba fihirany Gospel Choir no mikikika be hoatrany zao, hatraty Norvege hotranizany daholo ry reto a 😍💝,tsara be Deraina mandrakizay jesosy Tompo 💝, Misaotra Tana Gospel Choir 😄😄😍🙏🙏🙏choral hoatranareo io ko ny tenako aty Norway!
@Arison14
@Arison14 2 года назад
Sambatra nareo izany akaikin-dry Oslo Gospel Choir
@niavoandrianarivelo9624
@niavoandrianarivelo9624 5 лет назад
Tiko be 😍😍😍 Merci TGC, ho an' Andriamanitra ny Dera 🙏
@user-kp2sg8md7r
@user-kp2sg8md7r Год назад
tena tsara ,tiako be mintsy le fiderana! merci TGC!
@hajafahaleovantenarazafind3034
Henjana be zany feoan ilay lead vocal zany. Chapeau
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 5 лет назад
tsara rangah a. mipàka aty am aty fanahiko. na aleloia sy hosanna ftsn ar n tononkira ts olana zn eeee. deraintsika foana Jesosy :) ravaho lokoloko izay tianareo ravahina lokoloko :) mankasitraka eee
@christopherazafimahatratra567
@christopherazafimahatratra567 6 лет назад
Tsara be e. (Y) Mankafy hatrany ny sangan'asan'i TGC.
@ranarisoakasaina3533
@ranarisoakasaina3533 5 лет назад
Le fiakanjo le vevayy ray io kosa aloha Ten ts mendrika @le je m'en fou ee..Nareo nge tsy noterena hoe atao hira fiderana e... Tokony mba ho maontina hatrany reefa Mitory an i Kristy satria zao ianareo mjoro mpitory ny filazan tsara
@nyainamichelangerakotondra3448
Mlay ranga le Hira a!!!!! Sotra e!!!! Sotra Betsaka!!
@runforjesususa136
@runforjesususa136 2 года назад
RUN FOR LORD JESUS! The origin and the direction of this is found in Hebrews 12:1-2. We, sincerely and most earnestly encourage our friends in other nations to see if they could host RUN FOR LORD JESUS in their church neighborhood on 16th of April 2022 to openly and publicly celebrate the resurrection power of our Lord Jesus Christ who had conquered death. Invite all youth to run together in an orderly manner to showcase the message of the Cross and the power of Resurrection of our Lord. PRAY about it. May the Lord guide and guard your steps in your spiritual journey. Isaiah 52:7, Psalms 121:3, Romans 16:20.
@maminiainarazafimahandry1920
@maminiainarazafimahandry1920 5 лет назад
ho azy irery hiany ny dera mandrakizay
@jessicanadison9156
@jessicanadison9156 8 лет назад
Deraina ni tompo , mafmaritr b le hira 😊😊😊
@rakotozafyhajaniainajosia1744
@rakotozafyhajaniainajosia1744 4 года назад
Tsara be le iz fa mtovy2 daôl l anareo le fomba fihira nin2 gadon atônareo fza manokana ti TGC fa lasa zatra b l sofina mihaino
@andonirinarazafintslama6710
@andonirinarazafintslama6710 8 лет назад
ho anao ny dera sy haja mandrakizay
@miarofitahiana9204
@miarofitahiana9204 4 года назад
Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra
@equipesgcdrhmica185
@equipesgcdrhmica185 6 лет назад
Amen
@carredasvintatsoa4456
@carredasvintatsoa4456 8 лет назад
merci e,tsar beuh
@zoharinala5888
@zoharinala5888 6 лет назад
Tena tsara (Y)
@nrgozkew6375
@nrgozkew6375 5 лет назад
Tsara ! Ilay mpivavaka sasany mi kritique koa mamoihomehy be ! Oh la la :D
@LiAnkantu
@LiAnkantu 8 лет назад
Ho an'Andriamanitra ny dera sy haja mandrakizay
@andriamahandryraharimanana3041
Amen!
@manoumanou5539
@manoumanou5539 8 лет назад
👍👏
@TsimokaR
@TsimokaR 8 лет назад
Tena tsara, Mankasitraka ny A/C : Jaovola.
@jordyyvanio3548
@jordyyvanio3548 4 года назад
Mahafinaritra eeh
@fitiavanarbrl4581
@fitiavanarbrl4581 6 лет назад
tsara e
@bienraharizaka5667
@bienraharizaka5667 5 лет назад
mankasitraka e
@yazratsimba-ofisialy5166
@yazratsimba-ofisialy5166 5 лет назад
tiako manokana
@martinahanjarasoa6053
@martinahanjarasoa6053 5 лет назад
Tsy maita fiderana an'i Jesosy eto. Tsy maita dera ho Azy eto za. Mandiniha tena oe tena ny Fanahy Masina ve no mitarika. Mila miara mivavaka tsara manankina izay zavatra rehetra hatao de Izy no mitarika de ze mety @ny no atao fa tsy ze mety @nareo
@gasifille
@gasifille 3 года назад
Tsy ianao no Andriamanitra angamba ka hitsara e!
@kostkaniekostkanie4474
@kostkaniekostkanie4474 6 лет назад
Sao d mb ts fanomezamboninahitra an'Andriamanitra ndray ity e
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 6 лет назад
Zesta ne zao ee,,kavina glad be, maquillage mifotetaka be,volo mena pataloha tery,,, Saino iany fa nareo ane hitory filazantsara ee,,,Le fitafy zao tonga d tsy maharesy lahatra avy hatrany. Inona no maha samifa anareo @ Black Nadia @zao tsy ny hira fotsiny????,,,
@fenosorakot3701
@fenosorakot3701 6 лет назад
Fa iza kay le omena ny ndera lazainareo eto fa ra hirampivavahana ho an'Andriamanitra angah de zao v npozy tsmontina mtsy nef Andriamanitra ny ho deraina maika ameno album ftsn fa le hira lo de ratsy mikikika b fahatany.sady ts ampy lay tononkira fa 1 yany no averimberina.mba ovay fa tsmety fso ts Andriamanitra n lanitra lay derain fso lay Andriamanitry n tany?
@sylviemariesymonia315
@sylviemariesymonia315 6 лет назад
Ny posy aloh tena tsiao eee,,,karah posin'olo anao hiran'ny zao tontolo zao
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 5 лет назад
d rehefa kelikely koa d hoe ts Jesosy no izy fa Iesosy. lol. za mahalala zanaka Psitera ratsy toetra. za mahalala olona lava volo be ts mba manao zipo ambonin'ny lohalika fa mpivavaka mpihatsara velatsihy... mbola azoko tohizana ny lisitra.. rah zao poznzareo zao tsy hitako loatra ze maharatsy azy.. tsy mihanjaka. tsy maninona. raha tiany rahavahina lokoloko ny maso nomen i Jesosy azy maninona ? vakio romana 14. ary aza malaky mitsara fa na atontsika hoe diso ary zareo dia hitanareo mifanaraka am sitrapon'Andriamanitra ve izao fomba firesakareo zao ? momba ny tononkira miverimberina... ouh la laaa. henoy Agnus Dei an' Michael Smith.. tsara ery. ka na aleloia fn ar n averimberiny eo maninn ? ny anjely ary manerimberina tononkira. vakio any am apokalipsy any. mankasitraka. mirary fifaliana ho anareo. hitombo ao anatinareo anie ny fitiavan'i Kristy
@fenosorakot3701
@fenosorakot3701 5 лет назад
@@andriafehizoro686 sao dia ho voafitaka amresak pozy sny mozika fa tsy rehefa miteny akory nvava hoe anao ndera sns dia zay no izy fantaro tsar fa losifera no lehibehiny antokopihira tany andanitra ka sao dia voafitaka ra miteny izany akory aza alefa any am resk hoe mitsara fa kosa tokon mb fantarina nzavtra atao.ary npozy otrzao dia ny égyptien feno fanomptsampy no manao otrzao ar tsarovy fa ny Andriamanitra bediabe ka sao dia ho diso adiresy eo ilay deraina.tsy midika koa rehefa miteny izany fa tokony irebareba amzipo na Inona fa zao sampy zao fijejojejona tafahotra
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 5 лет назад
@@fenosorakot3701 misy hira zay an'i TGC ihany. "Tiako e" ny titre. tsy haiko hoe mahafa-po anao v. asa.. enga anie.
@fenosorakot3701
@fenosorakot3701 5 лет назад
@@andriafehizoro686 ts any amny hoe afapo ve sa tsya fa amboary npozy
@ninie93190
@ninie93190 6 лет назад
On dirait que vous crier.vous ne chantez pas . Maquillee oui mais le trop est toujours nefaste les filles . J'ai tenu a ecouter jusqu'au bout mais sincerement je n'ai pas vu de la spiritualite . Ce n'est pas mechant et ce n'est que mon opinion .Desolee
@noroandrianasolo
@noroandrianasolo 8 лет назад
Amen
Далее
THE SINGERS OF JESUS_MANDONDONA
4:46
Просмотров 1,9 млн
Best Toilet Gadgets and #Hacks you must try!!💩💩
00:49
CLANCY 🦞 Operation Squid Ink (New Animation)
00:58
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 991 тыс.
Misaora an'i Jehovah (Tana Gospel Choir)
4:09
Просмотров 197 тыс.
JAWS BAND   TSY VITAKO   Clip Official
4:04
Просмотров 490 тыс.
Tana Gospel Choir - Lehibe Jehovah (Live)
4:04
Просмотров 237 тыс.
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
ZAKAIOSY _ TGC (Tana Gospel Choir) Official Video
3:57
Stand by me TGC
5:01
Просмотров 54 тыс.
MANANA ANAO GMMC
5:00
Просмотров 503 тыс.
Joseph d'Af - LOVE  CLIP EVANGELIQUE
4:26
Просмотров 1,2 млн
TGC - Ny Fanatrehanao
4:47
Просмотров 78 тыс.
Tsara Ianao - The Singers of Jesus
5:00
Просмотров 377 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 3,8 млн
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 167 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 112 тыс.
Doston Ergashev - Kambag'alga (Official Music Video)
5:32