Тёмный

ZAKAIOSY _ TGC (Tana Gospel Choir) Official Video 

Toky Andriamisaina I PetitPied
Подписаться 2,3 тыс.
Просмотров 334 тыс.
50% 1

réalisé par Toky Andriamisaina
© Toky.andriamisaina/tgc
Madagascar - Antananarivo

Видеоклипы

Опубликовано:

 

18 июн 2012

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 38   
@nyainaraoelina3435
@nyainaraoelina3435 11 дней назад
Tsara hatrany
@larissaraharisandy8319
@larissaraharisandy8319 5 лет назад
Tadidiko tsara tantara taloha ny amin’i Zakaiosy eh! Mpanankarena, mpamory hetra, tena fetsifetsy eh! Nalaza ratsy tamin’ny mpiara-belona tao an-tanàna Fa havanana tsara raha resa-bola sy fanambakana Indray andro nandalo an’ny Jeriko Jesosy Tompo oh! Handeha hitondra vaovao mahafaly ho an’ireo mpanompo Roso any anaty vahoaka maro Zakaiosy kely eh! T’ambony aviavy izy fa te hijery eh! Ny Tompo niantso: “Midina faingana ety ambany, Tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao anie aho androany Anio no hananarako anao ilay ondriko izay nania» Fa fandalovana ihany ity tany ity Mailaka ery Zakaiosy hampandroso an’ity vahiny Poa toy izay dia nilaozany ny hazo nilingirany Nimenomenona ny hafa izay sendra ny lalany Lehilahy mahery io hiantrano amin’ny olo efa halany Niova tokoa ary Zakaiosy ka sahy niteny Ny harenan’ny hafa nalaiko honerako avo efatra heny Indro ny antsasam-pananako omeko ny malahelo Hafoiko daholo e ireny eh! Ny Tompo namaly am-pitsikiana sy ampahendrena: “Ho tonga amin’ity trano ity anio ny famonjena Zanak’i Abrahama koa no anarany” Izay no fandehan’ny tantara Moa hampiova ny fonao tokoa ve izany hira izany? Sa raisinao hoe hira fe hira eny fotsiny ihany Tandremo sakaiza fa mandalo ihany izao tontolo izao Indro ny Tompo efa ela no niantsoantso anao! Mandiniha eh! Antsoiny ianao Mibebaha eh! Ho zanany ianao Miandry anao foana e ny Tompo
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 года назад
Manksitraka tsy raisaina ho hira fotsiny eritreretina s'y dinihina
@Mimi12350
@Mimi12350 4 месяца назад
Tsara be le harmonie sy le mélodie 🎼 🎶 anle hira an 🤍🤍🤍
@felixrabotojaona502
@felixrabotojaona502 2 года назад
efa misy ny ezaka. Tohizo fa tsara. Itaro mba ho hitan'izao tontolo izao famanana talenta isika malgasy
@josesombindrainy8974
@josesombindrainy8974 10 лет назад
Na be aza ny ratsy vitanao sy vitako raha amin'ny izao aho no mifidy hiaraka amin'ny Tompo dia ho avy izy. Miandry anao fona koa izy.
@femmefatale9740
@femmefatale9740 Год назад
2022 mbl hato fona isa maraina alohany andeha hiasa♥️
@herilazadanielnasoloson2728
@herilazadanielnasoloson2728 10 лет назад
Mlay Toky Andriamisaina !! grand !!
@hanitraravelo5949
@hanitraravelo5949 4 года назад
Tsara tena tsara
@marieprecia7747
@marieprecia7747 5 лет назад
Malasa saina ana be mitsy ty hira ty 😢😢😢😢😢
@ralalarisoacedrina7912
@ralalarisoacedrina7912 3 года назад
tiako be zay
@maminirinarandrianatoanina1220
@maminirinarandrianatoanina1220 3 года назад
mankasitraka eh
@kroupskayah5812
@kroupskayah5812 6 лет назад
Tena tiko ti hira ty 😍
@elisonanjaratiana2924
@elisonanjaratiana2924 11 лет назад
bn continuation ry zareo a
@julienrajerison3327
@julienrajerison3327 7 лет назад
Tsara rangaha le izy a!derao amin izay talenta eo antanano ny tompo!
@tokyandriamisainaipetitpie9798
Julien Rajerison meisotra eee ☝️
@julienrajerison3327
@julienrajerison3327 7 лет назад
Eny rse a!tsara ny Tompo
@marieprecia7747
@marieprecia7747 5 лет назад
I love song
@nirinakwel2590
@nirinakwel2590 7 лет назад
tena tiako mihitsy ity hira ity! vazo miteny avy hatrany
@dorisrandriamanampisoa3393
@dorisrandriamanampisoa3393 2 года назад
QA⁸
@alphosesafety7287
@alphosesafety7287 8 лет назад
Sariny Lazarosy no atao clip nefa le hira mombany Zakaiosy afa2 ?
@tahinaherizorandrianasolo2328
@tahinaherizorandrianasolo2328 11 лет назад
jaim
@ravelonarampiandra3861
@ravelonarampiandra3861 6 лет назад
Tsara ny hira , fa ny nampalaelo de D-lain lasa nanambady lahy
@priscilllarakoto9117
@priscilllarakoto9117 4 года назад
Tsy nijoro hatr@ farany izy, vao nankany andafy dia lavon'ny fakam-panahy na efa tsy nanana ny fanahy masina mihintsy fa fisehosehoana no betsaka
@masinera2387
@masinera2387 4 года назад
@@priscilllarakoto9117 mampalahelo
@rondrorazaiarinirina9265
@rondrorazaiarinirina9265 2 года назад
Zanaka adala. Enga anie hiverina amin'ny Ray
@AlainCovers
@AlainCovers 8 лет назад
salut grand je suis amateur en vidéo, dis tas réalisé sa sur mac ou pc... ce clip
@lydiasaharah28
@lydiasaharah28 4 года назад
😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤
@floretteminosoa2297
@floretteminosoa2297 5 лет назад
Fa de nahoana loatra le clip no tss!! Ny hira anefa tena raitra fa le clip puff
@djadmimi34
@djadmimi34 10 лет назад
mba tsis instru nga izy ty e!!na karaks :p jaim e
@elijahbriar3734
@elijahbriar3734 3 года назад
I guess I am quite off topic but does anyone know of a good website to stream new movies online?
@bentonhugo2541
@bentonhugo2541 3 года назад
@Elijah Briar Lately I have been using Flixzone. You can find it by googling =)
@brettcarson2590
@brettcarson2590 3 года назад
@Benton Hugo yup, I've been watching on FlixZone for since march myself :D
@elijahbriar3734
@elijahbriar3734 3 года назад
@Benton Hugo Thank you, I went there and it seems like they got a lot of movies there =) Appreciate it!!
@bentonhugo2541
@bentonhugo2541 3 года назад
@Elijah Briar You are welcome =)
@rachelandrianandrasana2476
@rachelandrianandrasana2476 6 лет назад
Raha le hira fotsiny no henoina de tena tsara b ny tononiny mandona ny fo hibebaka tokoa hanatona an'iJesosy .Fa rehefa mahita an'le clip de otran ts de mahatorotoro fo
@marieprecia7747
@marieprecia7747 5 лет назад
Kkkkkkkkk
@yourniciamamy9028
@yourniciamamy9028 2 года назад
Tsar Ilay hira f Ilay clips ts mifanarak @lhz
Далее
NY ANARANAO - JAOJOBY ft TGC
5:31
Просмотров 15 тыс.
Anao ny dera - Tana Gospel Choir OFFICIAL
4:20
Просмотров 358 тыс.
Efa Lera(JAWS BAND)
4:52
Просмотров 606 тыс.
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Просмотров 1,9 млн
PLAYLIST GROUPE TENIMANA (COMPILATION VIDEO)
33:12
Просмотров 34 тыс.
Aza manadino ahy - Tana Gospel Choir
10:01
Просмотров 102 тыс.
Ny Onja - Izay mino sy matoky
5:21
Просмотров 128 тыс.
TGC - Ny Fanatrehanao
4:47
Просмотров 75 тыс.
'Lay Jesosy Fitiavana
4:45
Просмотров 1,3 млн
TGC - Mandrakizay
4:38
Просмотров 373 тыс.
Tana Gospel Choir - Lehibe Jehovah (Live)
4:04
Просмотров 236 тыс.
Janona
4:09
Просмотров 1,6 млн
Big Baby Tape, Aarne - Supersonic
2:44
Просмотров 774 тыс.
5УТРА - Белая полоса
3:13
Просмотров 516 тыс.