Тёмный

Andro iraisam-pirenena ho an’ny aretina Alzheimer 

Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication
Просмотров 319
50% 1

21 Septambra : Andro iraisam-pirenena ho an'ny aretina Alzheimer
Ny zokiolona mihoatra ny 65 taona no matetika isehoan'ny sortir'aretina.
Tsy manaranaka ny aretina Alzheimer.
Ny diabeta, tosidra ambony,… tsy voatsabo ara-dalana no mety mitondra makany amin’ny aretina Alzheimer.
Fisehony: fahaverezan’ny fitadidiana tsikelikely. Mivoatra aingana ny aretina raha tsy misy fitsaboana.
Ny horonan-tsary amin’ny rohy dia ahitanao ny fanazavan’i Docteur Rasaholoarison Nomena, neurologue, ahafantaranao misimisy kokoa momba io aretina io: ny fisehony, ny fitsabona, ny fisorohana ary ny ivo-toerana afaka mandray ny marary.
Ny Centre de Neurologie d’Antananarivo** dia isan’ireo ivo-toerana afaka mandray sy manara-maso ary manome fitsabona ireo mararin’ny Alzheimer.
** 3eme Etage, Immeuble II W 23 Ambodirotra Ankorahotra Antananarivo 101 - Tel: 032 78 814 01 - 033 49 087 73 - 034 61 855 79

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
Просмотров 9 тыс.
ВЫЖИЛ В ДРЕВНЕМ ЕГИПТЕ!
13:09
Просмотров 301 тыс.
ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?😁​⁠​⁠@osssadchiy
00:20
Mcdonalds cups and ball trick 🤯🥤 #shorts
00:25
Просмотров 1,6 млн
Melissa Boudreau's Endo Story & Journey
48:54
Ilaiko ny Herinao (Pepe Shine) - RHEFI Praise
13:35
Просмотров 12 тыс.
Rendez-vous de l'innovation de la CNSA
8:27:51
Sakepaka Marolahay Sakalava
3:38
Просмотров 5 тыс.
ВЫЖИЛ В ДРЕВНЕМ ЕГИПТЕ!
13:09
Просмотров 301 тыс.