Тёмный

AngAroA - ZARAO FITIA (Peace and Love) 

AngAroA Ofisialy
Подписаться 271
Просмотров 17 тыс.
50% 1

AngAroA 2017, Album: Rock'Andro
Zarao Fitia lyrics:
Isika rehetra, izay miaina ety
Samy manana fo, mitempo fitia
Na ianao izay, be fankahalana io ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana
Zarao Fitia ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy ho lany
Ho an'ny rehetra
Ao amintsika, no misy ilay
Fitondran-tena iray, maneho fahendrena
Ny adalana, na ny haratsian-toetra
Tsy anjaka eto izany, rehefa io no mitoetra
Zarao Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny atsarana hanjaka, ny aratsiana andao
Fa tsy hitoetra

Видеоклипы

Опубликовано:

 

13 июн 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 26   
@nirinahenikaja3805
@nirinahenikaja3805 5 лет назад
Gaga am'le olona mbola sahy miteny aho hoe ny Rock sy Metaly mitarika ny olona ho ratsy toetra, brutal sy ny sisa... Ny tena marina dia mitsara ivelany ireny olona ireny ary tsy fantany akory fa ny mpiondana mavesatra no anisan'ny olona sociable sy ouvert... Anisan'ny manaporofo an'izany ny tarika AngAroA. Tena tsara ny hiran'lisany lesy. Misaotra betsaka manome hira milay toy izao. Na ny feony na ny tonony dia tena ao amin'ilay hilavana azy mihitsy.
@heriniainaratsirahonana7491
@heriniainaratsirahonana7491 7 лет назад
le tsiky kelin' le zaza voalohany no mafinaritra kely! Msaotra e! mankasitraka!!!!!.....MIZARA FITIA..
@randrianasolosantatra5940
@randrianasolosantatra5940 6 лет назад
Zarao fitia ny olona manodidina anao, aza asiana fetra...
@angaroaofisialy8541
@angaroaofisialy8541 7 лет назад
Fisaorana mitafotafo ho an'ny rehetra. :)
@heninkajarakotomanantsoa4631
@heninkajarakotomanantsoa4631 7 лет назад
Tiako be namana a ! mirary soa hatrany dia tonga va amin'y ambony indrindra ! Izany no hafatra tokony hovoizina mafy ain'izo fotoana izao !!
@christineschmid6216
@christineschmid6216 3 года назад
BRAVO ! TSARA BE. NY ANTSIKA MALAGASY DIA NY FIFANKATIAVANA 🙏. MISAOTRA BETSAKA
@falynantenainaraholiarivel5543
@falynantenainaraholiarivel5543 4 года назад
Mlay zalah aa, mizara fitia hatrany. YEAHHHH
@christineschmid6216
@christineschmid6216 3 года назад
TSARA BE NY TONON-KIRA😃👍👍👍
@kimilee7836
@kimilee7836 7 лет назад
Manome be ity vazo ity ;)
@christineschmid6216
@christineschmid6216 3 года назад
Te-hody aho izany maheno ilay hira❤❤❤👍😃
@naryraza
@naryraza 7 лет назад
Milay ry zalahy a :)
@vonjinirinatanjonaandriama8588
Mlay, mankasitraka.
@mancco2011
@mancco2011 7 лет назад
Manja é !!
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 7 лет назад
milay bandy eh mankalaza eh
@holly2175
@holly2175 6 лет назад
Lafatra bé ity hira ity !! mankasitraka be Dia be ❤
@lantoniainafannyrasoamiara2099
Mankalaza!!!!
@jo9042
@jo9042 7 лет назад
okay! mlay rangah
@titichou5076
@titichou5076 6 лет назад
tsara loatra ..
@tolojanaharyrakotomalala8389
@tolojanaharyrakotomalala8389 6 лет назад
Tiako be lay hafatra fonosin'ny tonokira sy lay gadona
@andyveilsevencorest6496
@andyveilsevencorest6496 6 лет назад
milai foana lisanii e
@miharilazaandrianja2716
@miharilazaandrianja2716 5 лет назад
Mlay les thommy sy Jim a!
@charwinchris
@charwinchris 4 года назад
👍👍
@rakotondramananamanantsoa909
@rakotondramananamanantsoa909 5 лет назад
slt!!iza kay no afaka manome ny anaran ilay bandy rasta io azafady fa mpiaramianatr tamk fahiny d zay njay vo itakko!!merci an'ny ANGAROA
@NumerixStudio
@NumerixStudio 5 лет назад
Jeremy
@rakotondramananamanantsoa909
@rakotondramananamanantsoa909 5 лет назад
msotra betsaka topoko@@NumerixStudio
@christineschmid6216
@christineschmid6216 3 года назад
Angaha nareo tsy manana hira hafa??? Tsy manana album??? Dommage , vous êtes de très bons musiciens👍👍👍
Далее
AngAroA - DIZINA
4:20
Просмотров 45 тыс.
ALKINIAH - Setrin'ny fahotana (OFFICIAL VIDEO)
4:22
Просмотров 36 тыс.
УРА! Я КУПИЛ МЕЧТУ 😃
00:11
Просмотров 810 тыс.
AngAroA - Mpaka Fanahy (Lyrics)
4:48
Просмотров 2,6 тыс.
Ianao no tiako - KAMBANA METAL
5:01
Просмотров 83 тыс.
Angivy clip
4:06
Просмотров 407 тыс.
dillie tsy irery  ianao
3:54
Просмотров 44 тыс.
DEKAPY' S BAND nouveau clip 2018 "NOTONGAVANAO"
3:52
AMBONDRONA MEDLEY 2024 - Louvto company
5:18
Просмотров 73 тыс.
Indray andro, Rakoto
4:21
Просмотров 342 тыс.
Kiaka: Ilay mahantra
2:57
Просмотров 91 тыс.
Apost - Diso Ianao (Raindimby cover)
4:25
Просмотров 122 тыс.
ANGAROA ILAY  HAIZINA by namanaproduction
3:21
Просмотров 4,9 тыс.
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 535 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 138 тыс.