Тёмный

ANTSAN KIRA FIDERANA 'TARIKA ZAH MTF' 

Jean-Jacques ANDRIAMPARANY
Подписаться 2,6 тыс.
Просмотров 49 тыс.
50% 1

Mahafaly ny Fanantenana ho anao indray ny manolotra ny Tarika Zah MTF na hoe Mpamafy Teny Fiainana. Efa ela ihany no nisian'ny tarika ary maro ireo hira nahafantarantsika azy toy ny hoe: :Misafotofoto. Ankafizo ary ireo hira mampahery rehetra izay tanterahin'izy ireo ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany. Hanome hery antsika anie ny famerimberenana ny fijerena izany eto amin'ny Fanantenana ho anao.

Опубликовано:

 

31 июл 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 16   
@user-zy7gz7xm8n
@user-zy7gz7xm8n 2 месяца назад
Makasitraka ralahy ❤🙏🙏🙏🇲🇬👍👍🙋🙋🙋
@sslaher139
@sslaher139 9 месяцев назад
Misaotra fa tena mampahery ❤❤❤
@estilefoucu3906
@estilefoucu3906 Год назад
Tena tsara ny hiranareo. Misaotra betsaka 🙏🙏🙏 🙄🇲🇬🇲🇬
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 7 месяцев назад
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤❤❤❤❤❤❤🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏Amen 🙏
@IaryMioratiana
@IaryMioratiana 4 месяца назад
❤Misaotra fa tena tsara ny fideran mafinaritra be❤❤
@pretapreta4460
@pretapreta4460 Год назад
Mankasitraka Pastera de tahiny Tompo o. Halleluyah
@nirinanirina3242
@nirinanirina3242 11 месяцев назад
Makasitraka e
@christinerasoanantoandro5280
Tsara be le hira de.ny fietsik i le pihira ko! Tena mety fa le pandihy! No mila.ezaka kely! Makasitraka e!
@verosoanirina1571
@verosoanirina1571 Год назад
Aleloia ! Mankasitraka indrindra Pastera !
@user-po4nb2dq6g
@user-po4nb2dq6g 10 месяцев назад
Nono robel
@josephrafalimanana6766
@josephrafalimanana6766 Год назад
misafotofoto loatra Jesosy izany onjam-piainanay ka mila Anao zahay
@miorasoa1959
@miorasoa1959 2 года назад
AMENA
@liliprisca9158
@liliprisca9158 2 года назад
Aleloia deraina MANDRAKIZAY ny Anaran'ny Tompo. Ho AZY irery ihany ny voninahitra,🙏
@radomichelherimbolarandria5532
@radomichelherimbolarandria5532 3 года назад
mankasitraka e
@joiscaveronique5971
@joiscaveronique5971 2 года назад
Misaotr betsak eh
@soloforavelojaona2657
@soloforavelojaona2657 2 года назад
Tsara ny Tompo e
Далее
ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'
50:17
Просмотров 64 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'
1:05:15
Просмотров 75 тыс.
Лепим из пластилина🐍
00:59
Просмотров 178 тыс.
Finger Heart - Fancy Refill (Inside Out Animation)
00:30
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'
56:51
Просмотров 22 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'TARIKA ROJO NY AVO'
42:00
Просмотров 12 тыс.
1h 30 Hira sy fiderana || Seventh-Day Adventist Malagasy
1:32:57
Haleloia-Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana)
4:20
Просмотров 104 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE GIOVANNI PASERA'
52:30
Просмотров 4 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'
49:43
Tena fitiavana - JOSEPH D'AF
5:57
Просмотров 261 тыс.