trop belle chanson!!!! oh! Anyah! on t'aiiiime!!! merci pour cette chanson! je l'adore!! beaucoup d'émotions!!! :')!!! Bizuuu!! à tous les malagasy et surtout à Anyah!!! xoxo
ranomasina mangeniheny izany fitiavako anao tsapako te itraotra feno dia feno ny fitempo ny ao anatiko ao io ranomasina io mangeniheny ampitondraiko afatro ho anao izy iany no mampisaraka antsika zao ety ianao eny ampita manantena fa indray andro resy ny elan'elan tany iara ibanjina hoavy iray tsy asiana ahiahy satria toky no omenao ahy ifankatia mandrakizay ou ou ..... ranomasina nikija omaly nanjary fifaliana indray asambarana mameno ny fo no nisolo ilay ratra taloha ranomaso nirotsaka omaly ho adinona avalona indray ilay afatro aza tafita soa lavitry ny maso akaiky ny ffo manantena fa indray andro resy ny elan'elan tany iara ibanjina hoavy iray tsy asiana ahiahy satria toky no omenao ahy ifankatia mandrakizay satria toky no omemao ahy ifankatia mandrakizay