aza antsoina hoe bandy mamo zan ah e. fa band rastaman mila love. milay le hafatra ka. aza mba mitsara olon av ivelan ry sipa fa ny ao ampony notena zava dehibe. big up joy
kaza atao hoe bad man zan gyal e..fa bandy rasta man mila love marina zaneee respect man aryone joy c v b le clip lasa hiany ny gasy rehefa manao zavatra mety ai
Aza tsarana ivelany ah wa Za ry kiala kely Somary madiditra za fa mety misy love a Hitondra hamamina Za sy hivimbina tantely Sanatria be resaka sy manao fika nofa Aza maka lagy am resaka fiakanjo Za ne wa tsotsotra fa somary lava volo o Hitanao mba mitaingy tamboho isaky ny atoandro Aza manahy fa bandy zay mahavita mikolokolo o ???? REF : Dia ianao irery *2 Ianao irery anie nahavita nanakiana ah Ianao irery e *2 Mba manana fitiavana ah f'aza tsaràna ivelany ah K'aza atsoina hoe bad man Za gyal e Aza atsoina hoe bad man ndray Le boy Aza atsoina hoe bad man Za gyal e Atsovy hoe bandy Rastaman Mila looove*2 ???? Ekeko fa maha menatra anao Na ny hitantana ny tanako o Rehefa tsika sendra miarak @ akama Za tsy naka lagy Za tsy nanisy olana fa fiainana daholo zany! Ny ao atanàna Aza tsy kopy hoe mba izy ary Le bandy Sao dia mba tanora tsisy ilaivana azy Papa sy mama manakiana fa sao dia simba ny hoavy Zay ne wa lehilahy mba manana anabavy ?? REF Dia! Iaraha malala anie Ianao tsy hikaraka ny ananana e Fa ,na ny papandry Aza mandihy reggae Na ny mamandry Aza mbola mandihy reggae Ka tandremo*3 Aza manambany+3 fa tandremo Dia sahindry ve hoa ny hitondra anah eny am'le papanao sy mamanao aloha ra gyal e Satria Za lazainao nofa, lazainao kofa lazainao rastaa! REF?????????? tononkira.serasera.org/hira/arione-joy/bad-man-2 Tsiky dia ampy