Maro ny mpihira vahiny no makatahaka ny hira gasy na ireo vakodrazana fa voahaingony feon-java maneno hafa dia tsy voatsikaritra ary indrindra tsisy gasy masaky manakina fa rehefa ny gasy no mba mamoaka ny hirany dia veti2 dia voalaza fa tena nakatahaka sns... hevitro io🤔😊