Harena ny fahasamihafantsika, ary ity Nosy malalantsika ity no nampitambatra antsika !
Miavaka ianao RAMALAGASY !
Ndao ary hanandratra avo ilay Madagasikarantsika !
#IsikaMalagasy #IsikaIray !
🇲🇬❤️💚🤍
Ho fotoana mamy iarahantsika rehetra mifaly ny Asaramanitra !
20 июн 2024