Тёмный

FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA : VOKARINA ETO MADAGASIKARA IHANY NY ZAVATRA ILAIN’NY MALAGASY 

Communication Présidence de la République de Madagascar
Просмотров 6 тыс.
50% 1

Fampandrosoana ho an’ny faritr’i Menabe : Tonga nijery ny orinasa Sucoma teto Morondava, izay nikatona tamin'ny taona 2014 noho ny olana ara-pitantanana ny Filoham-pirenena.
Tsy adino ianareo fa mitsinjo anareo izahay, hoy ny Filoha Andry Rajoelina raha nihaona sy nihaino fitarainan’ireo mpiasan’ny orinasa SUCOMA ny tenany ary nandray fanapahan-kevitra avy hatrany handroso amin’ny asa fanarenana ho famahàna ny olana. Hananganana ozinina iray vaovao fanampiny ihany koa eto, mba hampitomboana ny famokarana siramamy sy hanomezana asa ireo izay mbola tsy an’asa ary hitsinjovana ireo mpamokatra fary eo an-toerana. Amboarina tsy ho ela ihany koa ny tohodranon'i Dabaraha. Fotodrafitrasa iankianan'ny fambolena saingy tsy nisy nijery efa an-taonany maro.

Опубликовано:

 

12 ноя 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 6   
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 9 месяцев назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🤲
@jeanneerikamanitriniaina8811
@jeanneerikamanitriniaina8811 4 года назад
Misaotra Atoa Filoha! Velom-panantenana ny madinika! ALEFA MADAGASIKARA🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@meltineniaina1048
@meltineniaina1048 4 года назад
Mila tezaina mihitsy le toetsaina ka. Asio fanamboarana any amin'ny fototra: le fanabeazana(éducation civique).
@aldorasolonjatovo1280
@aldorasolonjatovo1280 4 года назад
Ny gasy ihany no nanapotilka io orinasa io. Dia zao averina indray @ volabe. Mba mieritrereta amzay e
@priscanana9336
@priscanana9336 4 года назад
Le toetsaina tsika ko mila amboarina mihitsiny ra potehitsika ni orinasa de iza mo vo amizao tsika ihany
@priscanana9336
@priscanana9336 4 года назад
Adriamanitra omba pituavana ombanao prezinda
Далее
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
Просмотров 7 тыс.
Antsam-piderana ho an'ny firenena
5:53
Просмотров 576
БАТЯ И ТЁЩА😂#shorts
00:58
Просмотров 2,6 млн
Угадай МОБА 1 🥵 | WICSUR #shorts
01:00
Просмотров 942 тыс.
Curve Goals That SHOCKED The World
5:35
Просмотров 42 млн
Inside Mark Zuckerberg's AI Era | The Circuit
24:02
US election: can Kamala Harris beat Donald Trump?
24:32
БАТЯ И ТЁЩА😂#shorts
00:58
Просмотров 2,6 млн