Tompo o! Ateriko anio
Ho fanatitra eto anatrehanao
Ho fanajana Anao
Loharanon'izao rehetra izao
Tompo o! Izay ananako
Sy izay rehetra mba an-tanako
Tena manaiky aho izao
Fa avy Aminao
Vohay anio, lanitrao
Raiso izao fanatitra izao
Vohay anio lanitrao
Tompo mba ho voninahitrao
Vohay ny lanitrao
#Source_MRE_WebDiffusion
9 июл 2022