Тёмный

Saika rava -Pasteur Jocelyn Ranjarison 

NINTSOA
Подписаться 385
Просмотров 56 тыс.
50% 1

Hira izay an’isany nahakasika ahy indrindra t@ fiainako. Satria saika rava aho raha tsy teo Izy. Saika potika raha tsy namonjy ahy Izy.
Hafatra ho ahy sy ho anao: Matokia azy, mifikirà eo Aminy, apetrao tanteraka eo anatrehany ny “ianao” iray manontolo.
Satria eny tokoa, Andriamanintra tsy mahafoy sy tsy mamela anao hatr@ farany, ary mandrakizay.

Опубликовано:

 

18 фев 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 14   
@randriamanampisoaharilala2514
@randriamanampisoaharilala2514 19 дней назад
❤❤❤
@olivaroxanerandriamampandr1082
@olivaroxanerandriamampandr1082 2 года назад
Tena mapitomany ahy ty hira ty misaotra Jeso fa tia ahy tia n ankohonako loatra Ianao mankasitraka bdb🙏🥰🥰🥰🥰🥰
@mamyratsivo1925
@mamyratsivo1925 Год назад
Saika rava aho raha tsy teo ianao, nefa tsy rava Aho Tompo satria Tia ahy loatra ianao❤
@diaryramahatafandry8663
@diaryramahatafandry8663 2 года назад
Misaotra Jesoa aaaa
@Jesusismymaster1
@Jesusismymaster1 2 года назад
Misaotra Tompo nanoloranao ny Ainao hamonjena ahy 😭 Tsy misy fiadanana noho izany mahare hoe "voavela heloka" rehefa mibebaka Aminy ❤
@maholyfali7683
@maholyfali7683 Год назад
Saika rava aho Jesosy ra tsy teo Ianao 😭😭
@originallart8193
@originallart8193 Год назад
amen
@mioraaimeerasamoelintsoa9849
AMEN
@tiavinanjara9117
@tiavinanjara9117 2 года назад
izy irery ihany no tsy mba mandao sy tsy mba manary🥰🥲
@DomoinaA
@DomoinaA 2 года назад
Tena marina loatra! Amen🙌
@ursulasoavita1646
@ursulasoavita1646 Год назад
Amen 🙏♥️
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 Год назад
Mitovitovy ny paroles @ lé Tompo tsy misy raisina aho
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 Год назад
Na ny mélodies koa aza mitovitovy @ lé tsy misy raisina aho
@diaryramahatafandry8663
@diaryramahatafandry8663 2 года назад
Misaotra Jesoa aaaa
Далее
Atsanganao indray
5:29
Просмотров 171 тыс.
GMMC - Ianao mahalala
5:51
Просмотров 60 тыс.
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 1,1 млн
Dada- Pst Jocelyn Ranjarison (Cover)
1:22
Просмотров 8 тыс.
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 219 тыс.
Hatraiza - Reko Fy & His Band (LYRICS)
5:39
Просмотров 24 тыс.
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Просмотров 412 тыс.
Soul'Dera - TSY MISY RAISINA AHO
5:32
Просмотров 18 тыс.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 373 тыс.
Ateriko anio - Pst Jocelyn Ranjarison
6:05
Просмотров 14 тыс.
HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024
5:12
Просмотров 160 тыс.