Тёмный

ATON'ICH feat MICKY - EMBONA (OFFICIAL VIDEO 2021) 

MICKY
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 2,1 млн
50% 1

Prod by ATON'ICH 2021
A/C: ATON'ICH
Subscribe , like, comment and share! ;)

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 225   
@maharajanomenjanahary3990
@maharajanomenjanahary3990 2 месяца назад
ndriiiiiii😢 tsara le hira🙏
@anjalalainarazafindrakoto1973
@anjalalainarazafindrakoto1973 5 месяцев назад
Tsy fananiko anefa rah mbola manembona anao 😢💔 Avril 2024 mieno azy fa tiko bé fona Ty hira Ty. Merci MICKY 🙏
@vanessarazafisera
@vanessarazafisera 2 месяца назад
Ndryyyyy 🥹🥹😪
@guigolguineeafrica3050
@guigolguineeafrica3050 3 года назад
J suis guinéens mais j'aime cette chanson ,merci nos frères gasy
@andosoadinarakotonidrina2647
Écouter cette chansons préférées j' aime beaucoup cette chanson de malagasy ❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
@andriambolarakotoarisoa4467
@andriambolarakotoarisoa4467 3 года назад
Tena embona marina!! henoy eny amoron-dranomasina anie..
@tatamorazafy5956
@tatamorazafy5956 3 года назад
Koloy ny talenta ananan'ise Aton'ich,, mahafinaritra
@JuliaFaravololona
@JuliaFaravololona 2 месяца назад
Tena tsara lay hira ka.❤❤zay miteny hoe ratsy......
@hennah483
@hennah483 2 года назад
Sarotra ny hamafa ireo lasa Miserana tampoka fona ireo vita fahiny Tsy afenina fa mbola mitoetra fona Efa niezaka ny hamafa izany Fa mamy lotra ireo niarahana💔 Misaotra akia tsara loatra fa tohizo🥰 Ndriiiii tiko loatra❤💘
@hajarabe2068
@hajarabe2068 Год назад
..tsapako
@JosoaRichardRANDRIANANTENAINA
Tsara be le hira ,nanamarika ny fisarahako t@ olon-tiako mints
@nixfianar6585
@nixfianar6585 3 года назад
Tikou be .😘 Kopa-tanana ho an'i Zoky Micky sy Tolotra ao e😇😇😉avy aty amn cousine Iantso ihany😛😛😛😛🙋🙋🙋
@micky2404
@micky2404 3 года назад
Kopa-tanana eeee 😊😊😊
@stephanjeanjacquesrakotoni3176
@stephanjeanjacquesrakotoni3176 2 года назад
Soa be ny hiranareo 🌈🌈♥♥
@markyinina1710
@markyinina1710 2 года назад
Micky manja be foana, tjs aussi fraîche après toutes ces années wow 😍tsara ny hira
@harisoaanthoniaraharinosy6427
@harisoaanthoniaraharinosy6427 3 года назад
Tiko rangah ty hira ty an 😍😍😍😍
@voahangyraharimanana3717
@voahangyraharimanana3717 Год назад
N'y hiranao rehetra mintsy ry ATON'ICH no tsara b daolo. Merci nareo mianadahy.
@tsilavinasoha4203
@tsilavinasoha4203 3 года назад
Haa zalah micky eh ten ts maitsi mihaino hiranao ty za sanandro 😘😍😍😍
@micky2404
@micky2404 3 года назад
🌼PAROLES🌼 ATON'ICH & MICKY - EMBONA COUPLET 1: TANTARA SISA ANKEHITRINY ILAY TSIKA ROA TSY NIFANKAFOY FA NISAMPANA NY LALAN-TSIKA EH... VOARARA ILAY FITIA IZAY NOKOLOINA MAFY ERY VOATERY NAVADIKA ILAY PEJY KANEFA... PRE REFRAIN: NIEZAKA FOANA AHO EFA NIEZAKA FOANA ANIE AHO E HAMAFA IREO FAHINY NIARAHANA NANAO Ô... TE HIFANTOKA @IREO TANJOKO AHO HIBANJINA FIAINANA VAOVAO TSY FANAHINIAKO ANEFA RAHA MBOLA MANEMBONA ANAO REFRAIN: OHHH... SAROTRA NY HAMAFA IREO LASA EH MISERANA TAMPOKA FOANA IREO VITA FAHINY OH TSY AFENINA FA MBOLA MITOETRA FOANA EFA NIEZAKA NY HAMAFA AHO FA MAMY LOATRA IREO NIARAHANA COUPLET 2: NY SAIKO TSY METY MANADINO NY FOKO TSY MBA METY MIONONA FA NA TIAKO AZA NY EO AMPELATANAKO IANAO KOA ANIE TSY FOIKO KA HELOKO VE RA HILAZA FA... TIAKO HIVERENANA IREO FAHINY NA SEGONDRA VITSY ANILANAO D'EFA AMPY AHY PRE REFRAIN: NIEZAKA FOANA AHO EFA NIEZAKA FOANA ANIE AHO E HAMAFA IREO FAHINY NIARAHANA NANAO Ô... TE HIFANTOKA @IREO TANJOKO AHO HIBANJINA FIAINANA VAOVAO TSY FANAHINIAKO ANEFA RAHA MBOLA MANEMBONA ANAO REFRAIN: OHHH... SAROTRA NY HAMAFA IREO LASA EH MISERANA TAMPOKA FOANA IREO VITA FAHINY OH TSY AFENINA FA MBOLA MITOETRA FOANA EFA NIEZAKA NY HAMAFA AHO FA MAMY LOATRA IREO NIARAHANA... REFRAIN:... A/C: ATON'ICH
@razafitsialoninalantonatha7003
@razafitsialoninalantonatha7003 3 года назад
Merci infiniment 💝 💋 💕 💋 💞 💝
@rondroskies3445
@rondroskies3445 3 года назад
P
@arynyainaavotrasariaka7840
@arynyainaavotrasariaka7840 3 года назад
waouhhh ... mlay be le ira fa tokoni tsy nampanovinareo balai kosa atonich fa aleo izi miira iani eee
@sitrakastierstorfer121
@sitrakastierstorfer121 3 года назад
Na mety eo sarokenatra kely le bandy sinon tena mahay mihira
@user-kj5gd9hy2z
@user-kj5gd9hy2z Год назад
Micky 😍😘😘 Juste un fan Merci tam ity hira ity fa tena top Tena manao le Antonich anaty hira saingy tsy mahay mandihy 😂😅
@tolotraraobivelomalala2337
@tolotraraobivelomalala2337 2 года назад
Tsara euh, Nicky kou toujours belle
@Avox001
@Avox001 3 года назад
c'est carré dans l'axe quoi !
@harimrak5456
@harimrak5456 2 года назад
Trop d'émotion remonte quand j'écoute cette chanson. Je kiff trop.
@nassoue8957
@nassoue8957 2 года назад
😢💘💔
@norovololonamichellebeatri9047
@norovololonamichellebeatri9047 2 года назад
😥
@fianaramix8030
@fianaramix8030 3 года назад
Cool, Fa re azo atao de aza dia mandihy be loatra aton'ich 🤣🤣🤣🤣🤣👌👌👌👌
@sitrakastierstorfer121
@sitrakastierstorfer121 3 года назад
Haha zah ko tena latsaka mahita anle izy . Le izy ten mahax mihira izy fa le mandihy kosa aloh tsy cle 🤣🤣🤣
@ykotrkzf7707
@ykotrkzf7707 3 года назад
Zay no maha izy azy ko, mafinaritra ary n mahitan'le fahatsorana 😀
@joharitantelyhaingomampihi2026
@joharitantelyhaingomampihi2026 2 года назад
Trop mimi atonich mandihy!
@ramahandrimananahasinamada6133
@ramahandrimananahasinamada6133 3 года назад
Ndriii..mapalahelo kely le bandy mihira fa miafiafy kely anatrahanao ry Micky!
@shddhdhddhdhfhfhfh7698
@shddhdhddhdhfhfhfh7698 3 года назад
😂😂😂😂
@voasary4831
@voasary4831 5 месяцев назад
io ary no tena tompon'ny ketrika fa mody miafiafy eo lery
@miramamp3397
@miramamp3397 5 месяцев назад
🤣🤣🤣
@hollanderasoamanarivo9894
@hollanderasoamanarivo9894 Год назад
Tena tiako be koasa ty hira ty sady tsara be 😘
@dimbyherivonjyoelh315
@dimbyherivonjyoelh315 3 года назад
miserana foana ireo rehetra ef vita..........nosta b..mercei e
@miharimanantsoadomoina8551
@miharimanantsoadomoina8551 2 года назад
tsara be , henoiko aty am piasana foana tsy leo mihitsy😀
@franciolinavalona9081
@franciolinavalona9081 3 года назад
mbola ho tsaraina koa ilay mamorona hira mapatsiaro ex mdr. ilaina be ity rehefa hanadroadro namana
@stef6393
@stef6393 3 года назад
En boucle en ce moment... 💗💗💗
@juniorravelojaona9764
@juniorravelojaona9764 2 года назад
je
@mohamadkhodabaccus5569
@mohamadkhodabaccus5569 3 года назад
Tsara be ilay hira jadorre trop 👍😘😘😘😘🤑😘🤑😘
@lionelrazafindrainibe6253
@lionelrazafindrainibe6253 2 года назад
Tena tsara be ty hira ty, bravo be Aton'ich sy Micky! 👏👏👏♥️
@adreeodette5484
@adreeodette5484 3 года назад
Tiko be lay hira❤❤
@diarynarindra434
@diarynarindra434 3 года назад
Waouh, mlay be le hira, 😍😍
@razafitsialoninalantonatha7003
@razafitsialoninalantonatha7003 3 года назад
zani njisy mahay n tantarako hihihi merci micky!!!! ba mila parole e!!
@nasorapiandra656
@nasorapiandra656 2 года назад
atov mamomamo ela miheno anzan hira tsar2 afa2 zan !!!!! f oz ela we oseeee ry fiainana eeeee
@robertinemarinase1131
@robertinemarinase1131 3 года назад
j'adores trop cette chanson, Aton'ich il est tellement timide mais bon je kiffff. gros bisous à vous Deux
@guigolguineeafrica3050
@guigolguineeafrica3050 3 года назад
Et oui un en Afrique on aime aussi
@andrianajaandry8343
@andrianajaandry8343 3 года назад
🤩
@randriamitsiryjessgabriel723
@randriamitsiryjessgabriel723 2 года назад
Ecouter cette musique pendant le voyage, c'est le bonheur
@pisooohmylove7196
@pisooohmylove7196 2 года назад
malaelo an faniry ve njy ndroo
@lalahgastonrandriamananten7296
@lalahgastonrandriamananten7296 9 месяцев назад
Hira fahatsiarovana ny namana taloha ,mandona be
@chayramanadraibe
@chayramanadraibe 3 года назад
alefa Micky et Atonich a,, milay be
@micky2404
@micky2404 3 года назад
merci :)
@jeanpierrehoffman5029
@jeanpierrehoffman5029 2 года назад
trop bien les chansons gasy sont top frisson assuré
@alainramahazoarilala8850
@alainramahazoarilala8850 3 года назад
tjrs mnjkel foan ndri
@nirinarazafindraibe1882
@nirinarazafindraibe1882 3 года назад
❤ efa tena mipetraka ilay maha anton'ich ❤ mankasitraka hatrany e
@priscarakotomalala7813
@priscarakotomalala7813 3 года назад
tiko be ty hira ty!manantena featurine maromaro!BRAVO
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 3 года назад
Tiko loatra ❤️❤️❤️😘
@JuliaFaravololona
@JuliaFaravololona 2 месяца назад
Inn zany tena itiavanao ilay Hira?
@dimbihasinaandrianinarakot8517
@dimbihasinaandrianinarakot8517 2 года назад
Tsara lôtra ♥️
@waterlily963
@waterlily963 2 года назад
Hum…en boucle!
@astronomiagirl4202
@astronomiagirl4202 2 года назад
Mahafinaritra ahy ilay innocence ilay mpihira Atonich
@bonhera
@bonhera 3 года назад
Bravo eeee♥️ zaho mpankafy e
@natioramalala6684
@natioramalala6684 Год назад
☺ merci micky a
@michaelvida4691
@michaelvida4691 3 года назад
Tena tsara Ranga le hira . mankasitraka bé anareo . Efa ao anaty playlist ndray ity 😉
@Pitsanataloha3921
@Pitsanataloha3921 3 года назад
Tsara le hira fa Micky diso mihinjaka loatra
@tiavinatojoniaina5641
@tiavinatojoniaina5641 3 года назад
Tiko be ilay hira💖
@razafpeno3779
@razafpeno3779 3 года назад
tena milay mints ze andalovan dia ny ATON ICH ka milay le vazo
@ninienivoarinoro5484
@ninienivoarinoro5484 11 месяцев назад
Tiako loatra 👏❤❤❤❤
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 3 года назад
Tena mbola ao tsara ilay Tif a Tif a!! merci e!!
@andrianinamichael8414
@andrianinamichael8414 3 года назад
a ma seule et première amour🔥🔥🔥💔💔💔
@pacodonalde4734
@pacodonalde4734 3 года назад
mety amin'areo roa le mapiara-peo tohizo fa tsara : )
@ericambintsoaa
@ericambintsoaa Год назад
tiko loatra 🥰
@norbertravoninjatovo1931
@norbertravoninjatovo1931 3 года назад
tena oe J'aime Trop!
@zoefaly4541
@zoefaly4541 3 года назад
Tsy fanahiniako anefa...🥰🥰
@anjalalainarazafindrakoto1973
@anjalalainarazafindrakoto1973 3 года назад
waouhh. j'adoreeeeeee
@periclesrafanomezantsoa4984
@periclesrafanomezantsoa4984 3 года назад
Rehefa tsy misy laoka nvary d ity hira d mahasolo laoak e matsiro
@rabenandrasanafanjavololon1893
@rabenandrasanafanjavololon1893 3 года назад
Tsara lay hira 👏
@JuliaFaravololona
@JuliaFaravololona 2 месяца назад
Eny oa ee
@razanadraibesantaclamee54
@razanadraibesantaclamee54 3 года назад
Tsara loatra ilay fiarahamiasa !! Manantena ny hitohizany
@claraandriamiharimanana6356
@claraandriamiharimanana6356 3 года назад
Tsara, tena tsara ny feo.
@jeanyveslauret3547
@jeanyveslauret3547 3 года назад
Mlay letsy tolotra
@hanitrarazafy8708
@hanitrarazafy8708 3 года назад
Tsara foana e !!
@andriamiandrasoatsilavina6436
@andriamiandrasoatsilavina6436 3 года назад
🥰🥰🥰🥰😍😍tiko loatra
@martinonaryvelo5209
@martinonaryvelo5209 2 года назад
J'adore cette chansons🎶❤
@agnesrozan5134
@agnesrozan5134 2 года назад
merci @ lay hira fa tsara , arah ts ho faty ny aign e
@rakotondramananamaminiaina8338
@rakotondramananamaminiaina8338 3 года назад
Tsy mety leo an'ity vazo ity za ,milay e
@samuelzoundi5478
@samuelzoundi5478 2 года назад
C'est quelle langue ça ?? Superbe belle chanson,je ne comprends pas mais je viens de découvrir cette belle chanson toute suite, j'adore,wahoooo ❤️❤️❤️❤️🇧🇫🇧🇫🇧🇫🇧🇫
@plouplou1136
@plouplou1136 2 года назад
Langue Malagasy viens de Madagascar
@lantomalalaeliarakotonariv7422
MALGACHE
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Tsara e. Mankasitraka 😘🎤
@cathyrakotomalala1309
@cathyrakotomalala1309 2 года назад
Très belle chanson💞
@andrylalaina4894
@andrylalaina4894 3 года назад
Tsara be 😊👏🥰
@rovarabesoaanouchka6479
@rovarabesoaanouchka6479 3 года назад
tsara loatra
@mimilord2422
@mimilord2422 3 года назад
tsara be le hira , merciiii !
@anthonyprosper8187
@anthonyprosper8187 3 года назад
Tsara bé e! Mankasitraka e! 👏👏 🥳🎊💖💖
@yuridilallo4800
@yuridilallo4800 2 года назад
Swalla
@raheriniainamamitiana9908
@raheriniainamamitiana9908 3 года назад
Anton'ich Mafatifaty
@malalaratolojanahary2392
@malalaratolojanahary2392 3 года назад
Tsara b😇🤩🤩😍😍😍
@meteonosybe8866
@meteonosybe8866 3 года назад
Maka tsy taitra mintsy Aton'Ich mihira an,milay e
@hajahajatiana3081
@hajahajatiana3081 Год назад
Hira jijy
@viendoanvanbien7015
@viendoanvanbien7015 2 года назад
Très belle chanson
@livaniainaharizoraharimala1900
@livaniainaharizoraharimala1900 3 года назад
Misaotra hatrany mampiaina sy mampikorina ny Mozika ato anatinay o 🌹
@rakototahiry8154
@rakototahiry8154 10 месяцев назад
@rademsrado5842
@rademsrado5842 3 года назад
mahay mihira ty bandy pm ty le sipa ef tsy tenenina tsony e bravo anazy roa jaloux ze manaratsy anty clp ty
@ravelosonambinina510
@ravelosonambinina510 3 года назад
tsara tareh be micky de le hira ko tiko
@haritiananotahianarazafind1085
@haritiananotahianarazafind1085 3 года назад
tsar be mints le hira sady mba mandy ony aton'ich
@haingoandriamialisoa9225
@haingoandriamialisoa9225 Год назад
❤❤❤❤❤❤❤
@minosoarakotonirina7778
@minosoarakotonirina7778 3 года назад
Mr Saida
@johnnysdioramaanddiecastra7432
@johnnysdioramaanddiecastra7432 3 года назад
tiako la musique gasy
@Hassina980
@Hassina980 2 года назад
Tiako be le hira
@zoahlain1023
@zoahlain1023 3 года назад
tsara aloh ty vazo ty❤ j'kiff trop👊😍
@tokyrandria5655
@tokyrandria5655 3 года назад
Zero and your browser
@andryniaina
@andryniaina 3 года назад
tsar abe le ira..tiko beu
@ainaloraine8417
@ainaloraine8417 3 года назад
Tiko loatra 😍😍😍
@noahcapybara921
@noahcapybara921 3 года назад
zah koa a a be anio hira 😘😍😍
@rondroskies3445
@rondroskies3445 3 года назад
@@noahcapybara921 ä
@verohanitravonjisoa3367
@verohanitravonjisoa3367 3 года назад
Tsara eee!
@rabakoliarifetravero7291
@rabakoliarifetravero7291 3 года назад
Tiako loatra ty hira Ty zareo a ! Misaotra e
Далее
TIF A TIF - AZA MANADINO (Prod by Aton'ich Miuzik)
4:15
Mario - Lamban'akoho
4:48
Просмотров 674 тыс.
ANDRESS PLAYLIST (VIDEO COMPILATION)
37:53
Просмотров 80 тыс.
Nashan Feat baba sham : aleo ajanogno
4:24
Просмотров 8 тыс.
TIF A TIF   MAHAZO MANDEHA
4:30
Просмотров 297 тыс.
Aton'ich ft Micky - Embona [ Lyrics by Kami ]
4:22
Просмотров 41 тыс.
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Просмотров 2 млн
AGRAD -  ZANAK'I DADANAY  ( Officiel video 4K )
3:55
Просмотров 1,1 млн
TSIAMBARATELO - MICKY (Official video 2021)
4:27
Просмотров 137 тыс.
NAEL - JARINA  (Official video 2020)
4:12
Просмотров 4 млн