Mba jejojejo letsy fa bandy ry bassiste a tsssss otran akoho vokapoka ve letsy nefa kanto no lalaovina, tsy kiana fa toro hevitra zany fa nareo otran noforcena ftsn hitendry an'io vata io
Mahay lisany fa tsy afa-po aho amin'ilay son letsy, Rico koa rehefa mitendry dia mbà miaina tsara fa ohatran'ny hoe mikombona be ise , tohizo ry zalahy aaaa