Na ilay fanontanin'i lery oe "Ifanihy ve very tadim-pôtra?" aza tsy mety mihintsy. Be dia be ny allusion sy sous-entendu ao ambadik'izany izay tsy tokony ho tenenina imasom-bahoaka.
Navalona no tsy mahatakatra ny hafatr'Ifanihy ao @ ilay Tsimbazaza dia Ifanihy no lazainy fa nitotongana nefa mazava be ny tian'ny mpanoratra ho lazaina oe tsy nety adinony ilay sipa fa nampahatsiaro azy an'ilay sipa izay rehetra hitany tao.
Décembre 2023, vao eto agnay mijery . Ia koa ro namako vao mijery an'ity? Sady miomana @ hamonjy reveillon voalohany miaraka @ Oladad eto Paris. Tsa mba andry koa fa dia tena efa maika ny hikododo sy hidombe.
Tadidiko tsara zah t@2020 itako NiNi teny anosy de tena nojereko naharitra ozy a any antsaiko we why ity NiNi tsiako na vadiny iny na iza fa ilay vehivavy niaraka t@ny no nandinika be ahy we mijery an NiNi zah
io kay ilay vehivavy ratsy feo be iny ! kay " Landy " no anarany! soloy io ra-Sam fa tsy mamely ê! manimba hira mikikiaka be fotsiny! tena sérieux zah no miteny an'izany! fitiavako ny Tarika Samoela no mahatonga ahy hiteny an'izany! betsaka rangah ny ankizy mahay mihira ao Tanà ao â!
Ndryyy mahatsiaro b ny fahazazako sy ny fahatanorako ahy mihaino ny hiranareo.. tsiahy maro... misaotra betsaka anareo nandrotsirotsy anay ka hatramin izao!