Тёмный

Bodo Isaoranay 

Hira malagasy Cassette
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 124 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

25 мар 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 22   
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Isaoranay ny Anaranao @ n'y andro any rehetra. Nomenao saina mahay mitraka. Nandresy n'y Fitiavana. Misaotra Tompo. Dera, laza , hery , laza ho Anao Ilay itokiako. Amen
@sarahandriamihaja5661
@sarahandriamihaja5661 6 лет назад
Ny zavatra rehetra Ray ô ! dia Isaoranay Anao avokoa ! Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira fa tena kanto loatra !
@gervaisrafatro3498
@gervaisrafatro3498 3 года назад
Afa hiany I Bessa rehefa mitendry PIANO maestro depuis les années 60 (ses Débuts et j ai tout de suite adoré :Sa manière de jouer et le feeling musical qui en ressort, ç est un Instrumentiste Génial... issu du Jazz avec les improvisions fantastiques et les accords sophistiqués.... Vive les Jazzmen donc. Une fois qu on est fort en jazz, on est fort en tout. Ça il faut le savoir absolument pour les musiciens géniaux...
@gervaisrafatro3498
@gervaisrafatro3498 3 года назад
Tu as raison parfaitement mon cher. Le rêve de tous musiciens est de maîtriser parfaitement le JAZZ (et la musique CLASSIQUE aussi, bien entendu.)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Isaorako Andriamanitra amin'ny androko rehetra. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Isaoranay Ianao Andriamanitra @ n'y androany rehetra. Nisy namana nositraninao nomenao fanahy mitraka. Matoky Anao ao am- po aho Andriamanitra Mahery. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Isaoranay Ianao Andriamanitra Tsitoha 🙏❤️
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 Год назад
Kanto koa raha kanto ❤
@lovaandrianasolo214
@lovaandrianasolo214 4 месяца назад
Izay hinoako ho fahasoavana Nokatsahiko hatrizay Ny fahasambarana notadiaviko Ny bitsiky ny foko ao Ny tsiky iainan’ny fisiako Ny hehy irian’ny fifaliako Nomenao ahy daholo izany Tamin’ny androm-pahoriako. Fiv : Hisaoranay ianao Andriamanitra Tsitoha Ny fanahinay izao Injao miainga, tafafoha Ny talenta avy Aminao Mipololotra tsisy fetra Hisaoranay ny Anaranao Amin’ny andronay rehetra. Misy namana nitsabo Nositraninao fony narary Nampiononinao teny am-pamohizana Sy tamin’ny ora nampijaly Nomenao saina mahay mitraka Tamin’ny fotoan’ady Ny fitiavanao nandresy Tsy mba folaka angady. Voa tsinampy kely ihany Ny finoana izay ananako Nefa dia ho ezahiko mba hitombo Izany ary ho tanako Izaho izay, ilay manantena Omenao valiny tokoa Amin’izay fiainako ho avy Matoky Anao aho ao am-po.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Misaotra n'y Anaranao @ n'y andronay rehetra izahay. :-)
@charafata
@charafata 3 года назад
Belle chanson ❤️
@ernestrajemisa525
@ernestrajemisa525 5 лет назад
Bessa dia mpamoron kira mahay tokoa: misaotra
@mianjaaina6686
@mianjaaina6686 3 года назад
Tiko loatra sady hatsiarovako n'y fahazazako sy n'y fahasambarako Téo akaikin'ny dada s'y Neny.
@rahonintsoahharisoapatrick2698
Isaoranay tokoa Ianao ry Tompo @ andronay rehetra,Mankasitraka ny mpamorona!
@alisoaandrianina601
@alisoaandrianina601 6 лет назад
isaoranay ny anaranao, amin'ny andronay rehetra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
💓
@bodoarisoafaramalala1111
@bodoarisoafaramalala1111 6 лет назад
isaoranay Ianao ry Ray ,tiko loatra ty hira ty
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@andrianarisonnjato1667
@andrianarisonnjato1667 4 года назад
tiako loatra ny mihira ito iray ito... fa nianarako notsifina saxophone raha te hihaino ianao namako de indro ny link ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-LrCJft3NIL8.html
@mampsrakoto2434
@mampsrakoto2434 5 лет назад
Tsara loatra ilay hira
@fitiacute1340
@fitiacute1340 6 лет назад
Hira NY isany samalaeolo any Mora Sa lsarino cs
@hajarajosefa8687
@hajarajosefa8687 5 лет назад
Andriamanitra ô, tena marina teo @ fiainanay tokoa ny fiahianao sy ny fitahianao tsy hay tanisaina. Koa dia isaoranay Ianao @ andronay rehetra !
Далее
ISAORANAY (Bessa)  - Cover Ginà-Malala-Ando
5:04
Просмотров 125 тыс.
Bodo Razafindrazaka-Miandry anao(Lyrics)
6:08
Просмотров 22 тыс.
Воскресный утренний стрим!
1:00:16
Ianao no heriko - Bessa & Haingo
2:57
Просмотров 293 тыс.
Tompo O Ny Foko
5:22
Просмотров 27 тыс.
Tsy hisy ve Njakatiana
4:43
Просмотров 27 тыс.
Bodo - Ankino (Madalyrics)
5:00
Просмотров 8 тыс.
Bodo & Poopy - Medley
9:14
Просмотров 2,6 млн
Isaorako STK TIA Andraisoro Feat. Bodo
4:34
Просмотров 46 тыс.
Ny Avo & Bodo Ny Mifankatia Live
4:22
Просмотров 8 тыс.
Ampamoizo - Bodo ✅
4:12
Просмотров 2,1 тыс.
Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)
6:39
Просмотров 105 тыс.
A&M Amorony fo madio-NY MPITORY.wmv
5:18
Просмотров 1 млн