Тёмный

bodo - tsy maninona aho ... 

Подписаться
Просмотров 43 тыс.
% 159

bodo, tsy maninona aho, live, carlton, aug 2011

Видеоклипы

Опубликовано:

 

18 дек 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@lovaandrianasolo5839
@lovaandrianasolo5839 3 года назад
Tsara kanto tokoa. Merci infiniment !
@harenaraj9983
@harenaraj9983 3 года назад
hitanao Misy rano ve Teo amin’ny tavako Saingy henonao Misy feo niloatra Teo amin’ny vavako Dia noheverinao Fa tomany no Tamin’ny tarehiko Dia noheverinao Fa hoe ranomaso No nisolo ny hehiko Diso anefa ianao Piti-drano ilay Tamin’ny takolako Ary tsy toloko Ilay renao teo Fa angolangolako Tsy maninona aho Tsy maninona aho Ianao no voafitaky Ny eritreritrao Izaho tsy mitalaho Izaho tsy mitalaho Tsy ilaiko akory Ny fampiononanao Raha hitanao Eny an-dalana eny ‘Lay olo-malalako Dia mba ilazao Fa tsy izy akory Tsy izy no halako Fa tandremonao Sao lazainao azy Ny amin’ny tantarako ‘Zao dia izao ihany No ho teninao Ka mba hanafarako Diso hono hoe ianao Raha heverinao Fa tomany no ao am-po Efa adino hono hoe Ny momba anareo Efa adino avokoa Tsy maninona aho Tsy maninona aho Efa nionona aho Ilay nilaozanao Izaho tsy mitalaho Izaho tsy mitalaho Tsy ilaiko akory Ny fiverenanao
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Год назад
tiako loatra ❤❤❤
@zafindrabegenevieve7605
@zafindrabegenevieve7605 8 лет назад
tiko be.mankasitraka Bodo a! ❤
@sammyrama2000
@sammyrama2000 8 лет назад
Hira efa elabe (années 70) io navaozin'i Bodo io, tsy tadidiko fa toa i Perle angamba no nampihiraina azy io taloha, tsy haiko iza no namorona azy fa tsara tokoa ny hira.
@zafindrabegenevieve7605
@zafindrabegenevieve7605 8 лет назад
tena tiko ary zah de mankafy ny hirany mints.
@ilayfitia
@ilayfitia 6 лет назад
ABEL andrianarimalala no tompon'ny hira ary i Lisy no mihira azy ity ny lien ahitanao ny mpihira ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-lSiE4PjKMvo.html
@abdelaziz3838
@abdelaziz3838 6 лет назад
Abel andriamalala no fataku tompony hira
@Akataleb
@Akataleb 9 лет назад
Iza no namorona izay hira izany?
@zafindrabegenevieve7605
@zafindrabegenevieve7605 8 лет назад
Bodo
@farahrasoldier7410
@farahrasoldier7410 8 лет назад
Hiran'i Abel ANDRIARIMALALA, rangahy nanoratra lay "fitia tsiambaratelo". Lisy tao amin'ny MR RAZAFY (vadin'i Coco RABEARIMANANA clavieriste) nihira zay hira zay! Mirary fahasalamana ho an'i Lisy, "bon rétablissement" ary misaotra an'i Bodo.
@ilayfitia
@ilayfitia 6 лет назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-lSiE4PjKMvo.html