Тёмный

Bravo Ravalomanana Marc , Bravo Rivo RAKOTOVAO 

K'onsult & M'erging
Подписаться 3,3 тыс.
Просмотров 13 тыс.
50% 1

Inona moa izany ilay hery politikanareo?

Опубликовано:

 

5 июн 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 28   
@razamanykoto
@razamanykoto Месяц назад
marigny zegny aza asiagna hira malahelo fa araiky manaitra
@Yeshoua-rjdm
@Yeshoua-rjdm Месяц назад
Tena tsy maharaka izahay tonton Fleury mikasika ilay Le Hintsy
@user-sl9mk4mt4x
@user-sl9mk4mt4x Месяц назад
MBA miangavy re Tompoko ô Sazio ny nandika lalana t@ FIFIDIANANA, fa izay resy dia resy n’iza n’osa fa avy eo : Izay mbola mitarika KORONTANA KA mi taona ny vahoaka MALAGASY hidina ANDALAMBE , na hikorontana HANEMBATSEMBAMBANA NY FAMPANDROSOANA KA HITARIKA FANAKORONTANANA , GADRAO I ra8 fa mampahantra ny MALAGASY izay ataony MISAKANDALANA MBA TSY HAMPANDEHA AINGANA NY FAMPANDROSOANA, satria IZAY RESY LAVA , fa tsy mba manaiky SATRIA TE HAMALY FATY NEFA TSY MAHOMBY @ PSDY RAJOELINA FA NY VAHOAKA MALAGASY MARO AN’ISA NO VICTIME KA LASA MAHANTRA VELONA @ fanakanà ndalana FOANA FOANA Efa mi MINANCE I ra8 KA hitarika FANAKORONTANANA = raiso ny ANDRAIKITRA RY MPITANDRO FILAMINANA : afatory @ izay izay MITARIKA FAKAKORONTANANA Efa ela loatra LOATRA NY MAMPANGENGEGNY IREO MPANOHITRA MPANAKORONTANA IREO : leo ADY POLITIKA MAMPAHANTRA : mba mahaiza resy raha resy , mbola tsy nivaly akory ny fitoriana Manaova PARÉ RY MPITANDRO FILAMINANA : jambe no IREO lohan’ny MPITARIKA AZA miteniteny ry be prôna be lambo be ity an ! Tsy MAINTSY miasa mitohy ny fampandrosoana ataon’ny FILOHA n’inon’inona ataon’ ialaha Tandremo ry vahoaka MADINIKA fa higadragadra eo indray
@patrickrazafindrakoto7430
@patrickrazafindrakoto7430 Месяц назад
AN' IZA NY TOLONA ????? : NY VAHOAKA NO TENA TOMPONY TOLONA , RAHA MANANTITRA NY TARATASY FITORIANA ANY @ TRIBUNAL IZAY NY MPITARIKA NEFA AO AN- DAMOSINY ,AFARANY AO TSY MISY OLONA AKORY DIA VAO MAIKA MAMPAHAZO VAHANA NY MPITONDRA ARY VAO MAIKA MANOSIKA IREO MPITARIKA HO SORONA KA HO VIRAVIRAIN' IREO FATIN' OLONA MIHEVITRA NY TENANY FA TSY MATY MANONTA.
@lovarajohnson133
@lovarajohnson133 Месяц назад
Tsy azoko ny zavatra tianao lazaina. Malagasy ve ianao?
@lavasaifoudinefackroudined5272
@lavasaifoudinefackroudined5272 Месяц назад
Fleury svp explique moi ce qui ce passe tena tsy maharaka azafady
@rtsvhgy3589
@rtsvhgy3589 Месяц назад
Any andranonao ny fanahiny ra maty izy de mangina miandry an'izany
@volatahina3978
@volatahina3978 Месяц назад
Io anie efa fantatra fa fifidianana tsy anjary eh!ny forongon'i joelina ihany no ho maro an'isa ao Antsimbazaza ao raha izao ny lalana hitondranareo io ady io! ifamorivory&hifampitaritarika toy izao, tonga dia izay fomba anongotana azy eo @ io fotondrana io no tokony ketrehana! Adabohy any izany "Ara-pomba demokratika izany " fa ny en face "fomba-na jiolamboto" no ho entiny miady
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
Koa naninn no niolomay nilatsaka ??? Ilay Rivo Y Paraina koa no tena sanàna manaiky taon'ny sasany taingimbozona!!! Rhf voadàka manabado angamba vao ho Tonga saina! Tsy mety fay mihintsy!
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
Iza no tena manao fomban-jiolahimboti sy jiolahimbavy, fa tsy ireo miditra ankeriny antranon'olona, Sady mandrahona, mandoro biraompifidianana ???
@volatahina3978
@volatahina3978 Месяц назад
​@@user-wy8kd6qp9ftena nety mihintsy iny fomba nanaovan"i Maître Hanitra iny! Tonga dia koposorika otran'ireny ny ady atao @ mpangalatra! Miarihary ho hitan'ny be & ny maro en direct toy ireny!izay no hilazako hoe: tsy mila mandany fotoana @na resabe fa mila põhana tampoka ianareo forongona loranjy lou ireo
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
@@volatahina3978 hahaha! Mapme koa nareo osy mainty lany henatra ireto!!!
@volatahina3978
@volatahina3978 Месяц назад
@@user-wy8kd6qp9f NON tsy misy resaka mampihomehy eto fa aoka hazava!Tolona io ! Tsy ilaina resabé ambony latabatra! Efa kilasinareo Osy mainty ihany izahay dia mila sorohana @ daka & toton'Osy ireo biby mitorina mpambotry&mpamarina ankady ny firenena ireo
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Месяц назад
Logique be ny tenin' filoha Marc RAVALOMANANA , satry na olon' volomboasary aza dia atao ny antanan tohatra, mba hafahana, mandefa any @ zay ivelan' Madagasikara Madagasikara raha ilaina
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Месяц назад
Misaotra betsaka andriamatoa Fleury. Tena eran" Nosy lay fomba fangalaran' volomboasary vato
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 Месяц назад
Ity indray le tsy misy atao ity tsy manana asa afatsiny mitsikera olona Makaleo Mba makaiza angaha ny fanahinizity ra maty
@Smymahl
@Smymahl Месяц назад
Efa te hody eto dago izy Haka toerana fa aza omena tsiny avelao izy hiteny
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 Месяц назад
Aza mihaino rehef tsy mahazaka kosa aloha e!
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 Месяц назад
Ka le izy tsy any @ le hoe mahazska sy tsy mahazaka , Fa ianao ve tsy mahatsapa fa mitsikera pour rien Sady misy vahaolana no tsy mba misy bonne resultat
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 Месяц назад
@@hermannstamm5237 henoina foana aloha izay lazainy d dinihana e.
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 Месяц назад
@@zakasoaravi8962 ametraho fanotaniana aloha izy hoe inona marina no tena tsy hasahianao mody aty madà Raha tena tià tanindrazana marina izy na ho voasambotra aza dia mody
@heriniainamamindrainyandri4105
@heriniainamamindrainyandri4105 Месяц назад
Manao fihavananjiolahy fotsiny ireto mpanao pôlifika ireto.tsss!
@ravelojaonanirinaharisoa8676
@ravelojaonanirinaharisoa8676 Месяц назад
Merci @ fizarana
Далее
Marc RAVALOMANANA 70 taona
16:39
Просмотров 3,6 тыс.
Чистка пляжа с золотом
00:49
Просмотров 160 тыс.
РУБИН - ЗЕНИТ: ВСЕ ГОЛЫ
01:03
Просмотров 202 тыс.
TAHALAN-KEVITRA 01 FEVRIER 2018 RIVO RAKOTOVAO
49:11
Просмотров 3,2 тыс.
Matoatoa tao Tsarafara Behenjy
23:14
Просмотров 45 тыс.
DON DRESAKA 30 JUIN 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:24:32
Bé karibonetra be i lery ....
1:25:07
Просмотров 2,9 тыс.
VAOVAO MBS ZOMA 7 JONA 2024
42:55
Просмотров 4,7 тыс.
DON-DRESAKA DU 26 MAI 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:32:50
I-BC NEWS DU 11 JUIN 2024
35:09
Просмотров 4 тыс.
AROVAKO NY SAFIDIKO MBS TALATA 25 JONA 2024
1:36:11
Просмотров 3,4 тыс.
Чистка пляжа с золотом
00:49
Просмотров 160 тыс.