Тёмный

Bruno Raisner - Kotrobaratra (Cover By Joda Omi & Friends) 

Joda
Подписаться 3,2 тыс.
Просмотров 145 тыс.
50% 1

Midira ho Abonné: bit.ly/jodaomi (misaotra)
"Tantarantsika" en streaming partout: lnkfi.re/tanta...
Cover iray hiraisako amin'ny ankizy maromaro: 3RLJ ( Rojovola, RovaTsou, Roxanne), Fahefana, Julianna, Sarobidy, Anj'ar, Mah Razafy
Hiran'i Bruno Raisner izay hira tena malaza sy tsara tokoa ary mapanembonembona ny taloha. Mihainoa finaritra ary.
Misaotra an'ireo izay nandray anjara tamin'ity cover ity na akaiky na alavitra.
Abonnez- vous
Pour plus:
Facebook: / jodaomi
Twitter: / joda_omi
Instagram: / jodaomi
Soundcloud: / joda-omi-1

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 63   
@JodaOmi
@JodaOmi 3 года назад
Midira ho Abonné daholo o!HO avy ny manaraka manko ho any Joda & Friends ❤️
@carmenrich7171
@carmenrich7171 9 месяцев назад
Tsara be 🎉
@juliafenomestine7343
@juliafenomestine7343 3 года назад
Mafinaritrabe mihaino anareo jiaby ' tsarabe misaotra nizara
@tiita6
@tiita6 3 месяца назад
nefa aretiko iny tsy mahivan-dokotera
@Mendrika
@Mendrika Год назад
Misaotra e ❤
@mboussatoky-hv8vf
@mboussatoky-hv8vf 2 месяца назад
Tsy de maharesy lahatra tsy hoe rehefa mcharme be mihira de tafavoaka ilay kanto
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 2 года назад
Merci beaucoup 🙏🙏🙏tiko be, ♥️♥️♥️♥️♥️tsara be 💚💚💚💚💚💚💚
@georghinoocean7573
@georghinoocean7573 2 года назад
❤😇 tiko be
@eleonoreambrosi9238
@eleonoreambrosi9238 5 лет назад
Mankasitraka anareo fa tsarabe n'y nanaovanareo an le izy
@hanida1384
@hanida1384 4 года назад
Aleoko ty reprise ty toy zay ilay an’Big Mj satria tsy miova loatra lay gado-kira 😍😍
@sochf6930
@sochf6930 2 года назад
Hafa ihany ny original
@andrarezinamafibe1535
@andrarezinamafibe1535 3 года назад
makasitraka reto a
@plouplou1136
@plouplou1136 4 года назад
Ahatsiarovako an'zay olona tiako taloha zay ity hira ity raha sendra mba mandalo eto izy dia mino fa ho tadidiny ny fisiako ndryyy
@Tsykivy
@Tsykivy 2 года назад
Parfait
@christellerakotovao2442
@christellerakotovao2442 5 лет назад
Tena tsara e hatsiarovana ny taloha
@9999unity
@9999unity 2 года назад
Tiako loatra ❤❤❤
@cybermax3122
@cybermax3122 3 года назад
Mankasitraka,
@lucasrabemanantsoa9320
@lucasrabemanantsoa9320 2 года назад
I Anjara ohatrany hoe bedy izany xD Mahafinaritra eh !!
@natsueandrianah9322
@natsueandrianah9322 5 лет назад
Tiako be ny feon'i Fahefana ❤
@remirakotoarimanana5843
@remirakotoarimanana5843 3 года назад
manja kely julianna
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 4 года назад
Trna kanto loatra
@annielu-ann5153
@annielu-ann5153 3 года назад
Très belle interprétation. Bravo !
@FANGATO974
@FANGATO974 4 года назад
MERCI
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 5 лет назад
Tsarabe mankasitraka de miandry Tantara vao2 njai ee💋❤
@sandyharvelle374
@sandyharvelle374 2 года назад
BRAVO
@faralalainalai4566
@faralalainalai4566 5 лет назад
Anj'Ar
@nyhasinaorlandoraharison6502
@nyhasinaorlandoraharison6502 4 года назад
Milay b duo ani sarobidy sy Julianna
@fanaikyfenitra334
@fanaikyfenitra334 3 года назад
Wow tikoooo😍
@salimyoussoufou6161
@salimyoussoufou6161 5 месяцев назад
Msoatrab
@승민-n7t
@승민-n7t 4 года назад
Niga party
@ravololomihantarose5881
@ravololomihantarose5881 5 лет назад
tsara le hevitra fa tsy tokony hira otrzao no natao fa mba hira mélange @ zao otran cover teo aloha reny
@bettyrasse6715
@bettyrasse6715 4 года назад
Tsara be
@brigittamazavatina8077
@brigittamazavatina8077 3 года назад
Magnifique 🎼❤️👏🏽👏🏽👏🏽
@lalinarkt5368
@lalinarkt5368 4 года назад
Bravo ry ireto a tena hoe tsara tsara..😍😍
@julesrakotonirina4607
@julesrakotonirina4607 4 года назад
Mlay beu, Jt'adore Juliana muah
@arielhoward7817
@arielhoward7817 4 года назад
misaotra eh =)
@colinroosevelt1660
@colinroosevelt1660 4 года назад
milay be
@sarikaarison1433
@sarikaarison1433 4 года назад
waohhh tiako be ehhh
@jamesandrianjafy8016
@jamesandrianjafy8016 4 года назад
Des voix de ouf...
@talyzafysoa3116
@talyzafysoa3116 4 года назад
Misy mahalala ny chaine youtube na fb Julianna v :)
@Akartisful
@Akartisful 5 лет назад
Eo amin'ilay izy 3 vavy miara-miditra no ao tsara (y)
@leiyarabe7482
@leiyarabe7482 3 года назад
Tena soa! indrisy somary heno be loatra ilay auto-tune ka manjary tsy heno tsara ny hakanton'ny feo natoraly nareo, fa amin'ny ankapo-be tena tsara! ❤️
@salamasolofo
@salamasolofo 3 года назад
Lasa otran onitiana realy kiala rojovola.
@lydiavololonihanta761
@lydiavololonihanta761 4 года назад
top! , tsara feo daôly narew !!
@lazaandriamalala9383
@lazaandriamalala9383 4 года назад
vous êtes magnifiques
@derainarakotomalala5118
@derainarakotomalala5118 4 года назад
Fa iza daholo reo e, ankoatran'le Pazzapa?
@teddyrabary4808
@teddyrabary4808 4 года назад
Ankafiziko tsotra izao
@anjara
@anjara 4 года назад
Raitra 😊👌🏽❤️
@harenaraj9983
@harenaraj9983 4 года назад
Kotrobaratra_(BRUNO RAISNER) tsy digniko arô , tsy digniko edy eh ny tsy ahita anô agnatin'ny andro maramaro jerijery anô mafy zaho rô malalako ka izegny no mahatonga zaho mamangivangy anô matetika. (2x) Ref: mafin'ny herim_pitia arô hitanô fa na dia mahizign' andro na kotro-baratra arahina oran'andro tsy ataoko sakana tsy andeha atô efa tsy tantin'ny foko fa aminô fogna ny eritreritro (2x) fitiavako anô,donc efa dila loatra arô zaho koa tsy mahita anô kara mararira nefa aretiko io tsy mahivan-dokotera tsisy olo afak'izy fa anô reka fanafodiny. (2x) ref (2x) ... iehehe. +ref
@minelablanchegasy6273
@minelablanchegasy6273 4 года назад
Tsarayy tiko be ❤❤❤❤❤❤❤
@Bootakill
@Bootakill 3 года назад
pas mal
@bigtox4062
@bigtox4062 5 лет назад
Tsara e !
@ralisatarojo1036
@ralisatarojo1036 5 лет назад
I like it
@alisoninestodisoa5340
@alisoninestodisoa5340 5 лет назад
Tiako ^.^
@rakotosehenoandri9470
@rakotosehenoandri9470 5 лет назад
tena tsara✌️👏
@solofonambininacopernic6064
@solofonambininacopernic6064 4 года назад
tsara, d aiza no mety ahazoana maka io video io
@FeytchNyrwinRan
@FeytchNyrwinRan 4 года назад
Hay ve i Jeremy Morel mihira koa e 😁😂
@sardonyx7777
@sardonyx7777 3 года назад
tsara lay zavabita raha eo @ lafiny feo sy fandaminana (arrangement) sady harmonieux lay izy. kanefa raha @ maha mpitendry sy mpihaino mozika malagasy dia accoustique gitara no nandrasako satria izay no nahazatra hatr@ mbola kely ka diso fanantenana ny sofiko @ lay accoustique piano. azafady
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 3 года назад
😍😍😍😍
@rockenstarenergasy5317
@rockenstarenergasy5317 4 года назад
am manaraka cover merina iani atao oragnandro fa ts oranandro
@FeytchNyrwinRan
@FeytchNyrwinRan 4 года назад
@manaraka ovay ilay fomba fisaina fa old be loatra
@lililili5005
@lililili5005 4 года назад
Ambilao agny @zay le Toetsaigna tsimampivotra an i Madagascar io .Ny Arenantsika malagasy dia ny fananantsika "Diversité " Maro Be .
Далее
ANJ'AR - Akeza anao (Cover Denise)
4:48
Просмотров 250 тыс.
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,7 млн
Собираю Маню к осени ✨
00:48
Просмотров 1,2 млн
FAHATSARANAO
9:28
Просмотров 408 тыс.
Black Nadia - Aleo duo (Joda Omi vs RovaTsou)
5:22
Просмотров 62 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 101 тыс.
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Просмотров 448 тыс.
North & Center -Mahatsiaro
4:53
Просмотров 174 тыс.
Spydee  - Tsy mila hafa (Official music video HD)
4:55
Просмотров 169 тыс.
Theo RAKOTOVAO - Zaho Natsanganao (You rise me up)
3:48
Za fa tsy afaky  -  Princia  ( Cover by Ravaka )
4:38
Просмотров 3,7 млн