Тёмный

CHANTAL First love - FTJ PROD (Official video) 

FTJ PROD
Подписаться 2,5 тыс.
Просмотров 671 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 144   
@lazalazaotsimiamboholahy785
@lazalazaotsimiamboholahy785 6 лет назад
NY finaliste piazza pa kids rehetra mahery daholo. Éto dia tena mahavoa I Chantal. Misaotra e
@marinojend8034
@marinojend8034 5 лет назад
Ty l tataranay s voara mbola tiko fon dry ki 1er ako 😍😘😘😋😍😘😘
@razafindramiantasandra7102
@razafindramiantasandra7102 6 лет назад
tsara fa tohizo aky chantal a mampatsiahy anle voloampitia le tononkira mafinaritra ko ny toerana kanto loatra le any an_tanana je kiff !!!!! bisou be ndry !!!
@AntonySany
@AntonySany Месяц назад
Marina mints ee
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 5 лет назад
mbola tsarona fona nade efa simba azy hilahy fitia ankehitriny 😢💘💗!
@oriahdiary5785
@oriahdiary5785 6 лет назад
Ndriu mahatsiaro ny taloha aki za ❤️😢 indrisy mantsy fa efa nindaosin'ny fahafatesana tanora zay olona zay
@servicesfy-tia8383
@servicesfy-tia8383 6 лет назад
ne pleur pas mes fait ta nouvelle vie
@maculgiavoahirana7930
@maculgiavoahirana7930 7 лет назад
atok fa Justin bieber natao teny gasy .. le feo kira ray iany. mais bon j adore😍💓
@maelysrabe724
@maelysrabe724 3 года назад
Inona ki ny titre anle hira justin bieber mba tiko jerena. Merci d avance
@dolpik7171
@dolpik7171 5 лет назад
rariny ao ra matsiaro satria voloam pitia....indrisy mantsy
@SandrineOrnella
@SandrineOrnella Год назад
mbola ato eee 2023 😍😍😍😍😍 tiko loatra ity hira ty, le 1er amour on n'oublira jamais
@evahfarasoa3252
@evahfarasoa3252 5 лет назад
Tiko be daholo hiran chantal
@harenavalisoaandriamparany2437
waouhhh!!!!! tsara beuh!!!!!!!!!!!tena afapo tanteraka akia zah Chantal anh!zah maka andry eh
@juiihicindy1448
@juiihicindy1448 7 лет назад
tsar be dahol aki n hira ndr#chantal a!!tohizo fa tsrar mendrik n atw we artist ndr!!j'adord!!ten tik be mintsy !!mba asio parole akia
@jahsmmirahwarah4342
@jahsmmirahwarah4342 6 лет назад
tohizo f tsar kya!!nice vues
@lestacey932
@lestacey932 5 лет назад
mampatsiaro lotra n taloha be eee😔😉
@junotmichaelfetraharison5833
@junotmichaelfetraharison5833 4 года назад
Tsy ratsy kosa lay vazo okay !
@budelu2461
@budelu2461 6 лет назад
Nanaitra b anah ny feon le zaza, tsara b sady miavak:))
@rasolofonindrinahanitrinia6782
tena tiko Be💓💓
@mialyharinoaraboanary355
@mialyharinoaraboanary355 7 лет назад
❤❤❤💙💙💚💚,waouuh ,
@ratsimbarisonmino3147
@ratsimbarisonmino3147 7 лет назад
Tsara ky fa tohizo neny a!!! zay mankafy andry fona bisous mamy be!!!
@valerierandria8877
@valerierandria8877 6 лет назад
ny anarana chantal fantako manja daholo merci fa milay be le vazo
@diary6787
@diary6787 5 лет назад
Efa ho 2 taona Zao tyh hira tyh ❤
@leoteka701
@leoteka701 7 лет назад
za zany hiteny fonoa ee!! tsara ka
@zhouranaivo5007
@zhouranaivo5007 6 лет назад
Tiako be le chantal sy le hira
@niainaratsitantanana6173
@niainaratsitantanana6173 6 лет назад
ouloulou, tena farakzay tikou
@ainagalfarion9797
@ainagalfarion9797 6 лет назад
Veveriko fa Lil'c no mihira an'it y hira ity!! Tohizo fa milay eh
@mcjayofficiel4745
@mcjayofficiel4745 7 лет назад
Mankasitraka (y) tsara!!! bravo!
@divinerahary8352
@divinerahary8352 6 лет назад
za ranga tsy manaratsy anao chantal fa za aloh tsy mino anireny olon miteny hoe bevoka ndry ah c'est pas possible ary za maka nao fon na iza no manaratsy anao
@brenelidacheriezanakaandap9404
Andrea Rahary izy @hirany vao2 iny ar ts bevoka kooo
@weshanderskillah1189
@weshanderskillah1189 6 лет назад
RAHA HO ANAH ZAN VAZO ZAN DE TENA TIKO.IZY TSARA
@1979malala
@1979malala 5 лет назад
Tsara be lay hira
@elodienandrasana8694
@elodienandrasana8694 5 лет назад
milay be le feo tena mipaka anaty fo❤❤
@manitragrace2794
@manitragrace2794 7 лет назад
le hira tsara fa nji v ki ts mbola zaza kely? nefa l hira efa resaka fitiavana ,lol,krkrkrk
@romualdraymond9724
@romualdraymond9724 6 лет назад
mlay e tik beu!!!
@hajaaryrakotoniaina6766
@hajaaryrakotoniaina6766 7 лет назад
Tsara be d mb mangataka le hira mietrika am manarka
@julienandre1256
@julienandre1256 5 лет назад
tsara fa tohizo
@milsonjackyjulio3799
@milsonjackyjulio3799 5 лет назад
Tsara. B. Lay. Chantal
@remiahrazafindrasoa3391
@remiahrazafindrasoa3391 6 лет назад
waouuuu.... 😮😮Je kiff 😍😍
@nasrahgaleb9805
@nasrahgaleb9805 6 лет назад
Trop cool 😎
@thierryfanambinantsoa5599
@thierryfanambinantsoa5599 6 лет назад
Tsara fa tohizo ilay hira eh tena mahafinaritra be ho anay mpankafy.
@fyhyeowang1955
@fyhyeowang1955 7 лет назад
😍😍😍😍 tsara b💖💖 mangatak parole si possible
@geralddavid8705
@geralddavid8705 6 лет назад
le parole atao legende ndray zao zay
@李明-w8x
@李明-w8x 6 лет назад
Fyh Yeowang tsaraakiaaa
@jinnuorfanambinana2157
@jinnuorfanambinana2157 6 лет назад
mbl matadidy v n dr y
@lanamafina2506
@lanamafina2506 6 лет назад
Aona Tsars 😮😮??????????😕😕😕
@natachanayah5753
@natachanayah5753 7 лет назад
waouhhhh,touchant be le parol plus anle rythme j adore
@naryliva6603
@naryliva6603 5 лет назад
@
@harenavalisoaandriamparany2437
Paroles: Lay saingy2 fanaoo antsika ireny Reo teny mamy zay fanao nao ahy Sika roa lay tokan'irery Tsaroko eto nefa zany androany Refrain*Asa enao raha mba mahatadidy F'isika tsy nifankafohy Sendra pitiavana mangidy No nampisaraka ny fo Ka samy tia tokoa Fa na ankehitriny aza dia Mbola ato am-poko ilay fahasambarana taloha Nafana pitia teo anilan-dry Rariny aho raha mahatsiaro satria voaloham-pitia * Nirava nianatra taminizay Sika nifanao fotoana Iny ianao fa nanoroka ahy Hatraminizao akia tsaroko foana REFRAIN Ka samy tia tokoa Fa na ankehitriny aza dia Mbola ato am-poko ilay fahasambarana talooha Nafana pitia teo anilan-dry Rariny aho raha mahatsiaro satria voaloham-pitia Voaloham-pitia 2 fois Lay sangi2fanaoo antsika ireny Reo teny mamy zay fanao nao ahy Sika roa lay tokan'irery Tsaroko eto nefa zany androany Io aloha no misy fa raha misy diso de mba ahintsio am commentairre eh
@servicesfy-tia8383
@servicesfy-tia8383 6 лет назад
alors tu aimes cette sonchons
@tomie1429
@tomie1429 6 лет назад
harena valisoa Andriamparany merci kie 😍💋
@lanamafina2506
@lanamafina2506 6 лет назад
Ai nareo rekany ilay ire😆😆☺☺
@milsonjackyjulio3799
@milsonjackyjulio3799 5 лет назад
Myrvinah. Mahay. Hira. Anao. Harena
@milsonjackyjulio3799
@milsonjackyjulio3799 5 лет назад
Myrvinah. Manao. Marina. Jiaby
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 4 года назад
Tsara tarehy nareo sady tsara ny hira
@marshaytrue
@marshaytrue 5 лет назад
Don’t understand what she’s saying but damn does she have a good voice
@Ainaina98
@Ainaina98 4 года назад
Marshey True she says that our first love will always remain in our heart and we could never forget it, basically she's nostalgic
@solotianarakotonarivo633
@solotianarakotonarivo633 4 года назад
it's autotuned
@vloggasy
@vloggasy 4 года назад
@@solotianarakotonarivo633 avy foana ny gasy tsy maintsy manaratsy ny samy gasy hahaha na autotuned na inona, mahasoa anao ve ny mi préciser anizany eo. pathétique be
@jonathanranaivo298
@jonathanranaivo298 Год назад
@@vloggasymais jtj Then wonder why they are nowhere in life
@zohenri2580
@zohenri2580 5 лет назад
😭😭😭😭 Atsarovako ny Taloha
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 6 лет назад
ndriii
@raniaanissa6079
@raniaanissa6079 5 лет назад
Tsara be
@tianaisrael3217
@tianaisrael3217 5 лет назад
Fa ahoana mo zany ilay izy no tsy azo telechargena??
@thierryfanambinantsoa5599
@thierryfanambinantsoa5599 6 лет назад
tiako loatra eh first love jet'aime
@razafjean2351
@razafjean2351 4 года назад
T'en tik b
@i_ame_the_queen4839
@i_ame_the_queen4839 2 года назад
Je kifffff❤❤😭
@tokiniainarakotondrasoa1828
@tokiniainarakotondrasoa1828 5 лет назад
tiako be le hira fa toizo
@anietsimaholy5890
@anietsimaholy5890 5 лет назад
Mampatsiaro ny tan amn lycée 🏫
@fahtsoulegass
@fahtsoulegass 7 лет назад
Tsara ka ;) ef mety ^_^
@gilberterandrianina4827
@gilberterandrianina4827 7 лет назад
Mafinaritra le izy satria miseho hoe efa mivoatra n fomba fitondran.ny ankizy amizao fotoana zao n atao hoe fihetsampo... ts menamenatra tsoun
@miarisoadomoinaraholison3846
@miarisoadomoinaraholison3846 7 лет назад
ndriii... tiko e :) rariny tokoa aho raha mahatsiaro satria voaloham-pitia...
@njarara4399
@njarara4399 7 лет назад
anschooo😍😍coup de Cœur
@jiaro4635
@jiaro4635 7 лет назад
Reveko trop
@jessiekyle5742
@jessiekyle5742 6 лет назад
maka anji zah kia!!!
@jerryneymar7236
@jerryneymar7236 5 лет назад
c'est une belle chanson je vous sa sûr
@virginietia4695
@virginietia4695 4 года назад
Indrisy repose en paix herizo
@dadouraza9278
@dadouraza9278 3 года назад
Tsara loatra,le feonao neny a,le hira koa ,feo tonony,le mpihira ,tsara dolo,tohizo e
@mialysehenorasolomananariv6836
Charmant
@sitrakalalainaraharinaivo8743
@sitrakalalainaraharinaivo8743 6 лет назад
Ndry.mampatsiahy ny fahatanoran tao @lycee Met ky a.tohiz
@eddy3139
@eddy3139 6 лет назад
tiko loatra
@rasamimananadiary8585
@rasamimananadiary8585 7 лет назад
mipetraka tsara zan tonon kirandry zany!
@marinarazanadrakoto7454
@marinarazanadrakoto7454 6 лет назад
j'adore continue sil te plait
@ratsimbathierry467
@ratsimbathierry467 6 лет назад
afaka mba mahazo ny instrut ve??
@merryvideo0110
@merryvideo0110 7 лет назад
tsara kus aiz mu iz no ts alaelo voaloha pitia mu ku tiko be ef milay e
@antsarazafimanantsoa5441
@antsarazafimanantsoa5441 6 лет назад
merry rakotonirina ratsy be les ira
@merryvideo0110
@merryvideo0110 7 лет назад
first love
@naryliva6603
@naryliva6603 5 лет назад
Alva,growing c Rzj
@fandresenanyhaja20
@fandresenanyhaja20 Месяц назад
J'adore ❤
@hantavolaniainarafanomezan4992
Tsara
@nasrineamad8384
@nasrineamad8384 6 лет назад
Tiako be hira nao chatal raha mihaino hira ty zao
@heriniainaratsirahonana7491
@heriniainaratsirahonana7491 7 лет назад
Ndriiiiiii! ontsoooooo! eeeeeeeee! ...
@tojosidonie7789
@tojosidonie7789 4 года назад
J'aime 😍😍😍😍
@mandresyfiononanarakotoari7518
milay e !!!
@mujahiddafaallah5096
@mujahiddafaallah5096 7 лет назад
Justin bieber ...pray le feony le hira .. Fa na zan milay eh
@hassanrajonson1312
@hassanrajonson1312 7 лет назад
J kiff trop 😻😍😍😍😍😍😍
@lucasmiaritia9592
@lucasmiaritia9592 5 лет назад
tsara
@richardclaudio3670
@richardclaudio3670 5 лет назад
1ere tour,de vita dada !hahaha
@fitiavanamims3374
@fitiavanamims3374 4 года назад
J❤ B
@Faxim_Ofisialy
@Faxim_Ofisialy 7 лет назад
ummmm mlay be kia ah,tiko be io hira io
@henintsoamaminiainaramaher4304
@henintsoamaminiainaramaher4304 4 года назад
😍😍😍😍😍😍
@mihajaramanakoraisina219
@mihajaramanakoraisina219 7 лет назад
Arrangement, parole, feo, clips, tena tsar ka!!!tiko be!!!
@lanamafina2506
@lanamafina2506 6 лет назад
Tsy azoko mitsiny le ire 😮😮
@hobynantenainarandriamiada9734
kkkkkk
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 2 года назад
💘
@derarakotoh744
@derarakotoh744 4 года назад
Chantal est dans ma famille
@rabemananjarafelaniaina3506
@rabemananjarafelaniaina3506 7 лет назад
tonga de ni telecharge aki za va niheno voalohany a
@azertysonyxperialt25i54
@azertysonyxperialt25i54 4 года назад
Milay tiko be
@varunahrandriamanajara7881
@varunahrandriamanajara7881 5 лет назад
😘❤
@fanjakoto2434
@fanjakoto2434 6 лет назад
Ztsara be rise a
@davenomenjanahary2396
@davenomenjanahary2396 6 лет назад
tan tsar rets aaa
@selenaselena5397
@selenaselena5397 5 лет назад
J'adore
@asmerlamandraisoa868
@asmerlamandraisoa868 27 дней назад
❤❤❤
@lnkurt1376
@lnkurt1376 6 лет назад
Ndriiiii 😢
@ericmae8961
@ericmae8961 6 лет назад
its ok!
@newkuwait3206
@newkuwait3206 5 лет назад
Merci lie tsara be
@loisytaty6588
@loisytaty6588 4 года назад
mampalahelobe le hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
@andrianjafymahery7593
@andrianjafymahery7593 7 лет назад
tohiz atran f mlai
@dominickhajaniaina1692
@dominickhajaniaina1692 6 лет назад
ça va B mintsy
@derarakotoh744
@derarakotoh744 4 года назад
C’est vrai
@nasrineamad8384
@nasrineamad8384 6 лет назад
❤️💖💕😍💚👩‍❤️‍💋‍👩😻😘
@Partypooper-a
@Partypooper-a 7 лет назад
Tsar kyah :*
@boloyoungandrianiaina8141
@boloyoungandrianiaina8141 6 лет назад
vo mtsiry ony
Далее
PERFECT PITCH FILTER.. (CR7 EDITION) 🙈😅
00:21
Просмотров 3,4 млн
Women’s Celebrations + Men’s 😮‍💨
00:20
Просмотров 3,3 млн
Sitraka   Matokia ( FTJ PROD )
4:51
Просмотров 107 тыс.
Mr SAYDA  -  MBA MARINA ANIE (Official Vidéo 2017)
3:58
Efiko parsi_ RAK ROOTS Clip Video
4:11
Просмотров 1,3 млн
BEST OF WENDY CATHALINA ( VIDEO COMPILATION)
23:58
Просмотров 97 тыс.
CHANTAL  -  AVERENO ( Clip Officiel 2023 )
4:00
Просмотров 17 тыс.
RIJADE feat. JIOR SHY - Fisarahagna (Clip officiel)
4:41
CHANTAL 2018 ( Fitia Dia ampy)
4:53
Просмотров 18 тыс.
Willy & Tinah - Mbola hifakahita 2.0 (Official Video)
5:14
Johane  -  Hanalavitra anao (Rixlaine Production)
3:59