Тёмный

Johane - Hanalavitra anao (Rixlaine Production) 

Rixlaine Pictures
Подписаться 22 тыс.
Просмотров 1,1 млн
50% 1

Artiste : Johane
Titre : Hanalavitra anao
A/C : Rixlaine
Image/ son : Rixlaine Production
Autres playlist de JOhane :
Na mbola tia : www.youtube.com/watch?v=Fib4x...
Izy : www.youtube.com/watch?v=_NyJo...
Hanalavitra anao : www.youtube.com/watch?v=nz8Ce...
Mionona : www.youtube.com/watch?v=7o6ME...
HO any aminao : www.youtube.com/watch?v=vinH1...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

2 сен 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 115   
@dagomilay4935
@dagomilay4935 3 года назад
mbola kely mints Johane teo sady mbola naturelle be :)
@mamynyaina
@mamynyaina Год назад
Dia tena oe zavatra hiainako mihintsy!! Misaotra johane ah!
@yrene94
@yrene94 Год назад
😢tena niainako mihtsy Io atramizao😢😢
@maryanne4569
@maryanne4569 2 года назад
Tsy mora ny manadino olona tena tiana. Tsotra ny miteny hoe "tourne la page" fa ny réalité sarotra lavitra...
@saz008
@saz008 6 месяцев назад
😢 je te jure , fohy fotoana niarahanay fa 7 ans Zay lasa tsy mety adino mintsy ,,,
@stellarkartfan
@stellarkartfan 5 лет назад
Ny endrikao mamiratra toa mahalasa saina Ny hanalavitra anao tsy ahavelona ahy Fa voahozon-kitia anao ve zaho sa ahoana Efa olon-kafa no hitsikianao mbola ianao foana Gadra anao ilay foko ao Nomeko anao ilay fitiavako Fa tsy ho voasoloko n'oviana n'oviana Lay toerana nindramiko Hanalavitra anao oa zah Na mety alahelo anao ary zah any Ny foko tsy hiova hitahiry ireo vita Nilentika teo lay masoandro efa hiva Hanalavitra anao oa zah Na misy fitia aza any .. Any aminao Aleo zaho hitia mangina anao Ny antsika voafetra ny fotoana Ny tsiky omenao ahy de lasa sarisary foana Ny tananao mitantana ahy fa ny fonao mbola mitempo ho azy Ny saiko mitady ho sahy Fa ny foko no mahatsiaro marary Mila tsy ho zakan'ny heritreritro fa zay ataonao de toa mampijaly Ny antsika tantara vao niandoha Dia tapitra sahady
@bozybozy2044
@bozybozy2044 5 лет назад
-
@heriniainasolofonirina2738
@heriniainasolofonirina2738 6 лет назад
tsara ilay hira sady mandona ny fo,,, merci Johane :)
@rakotonirainylalamampionon6874
ten hotran nanohina n foko ilay izy a! ts hita f zay no zava-misy! na mis ar n tinao rehef tsy anjara dia izay zany!
@houssefamily1613
@houssefamily1613 5 лет назад
mafinaritra be io hira io😍
@rakotomalalaherytianachrys6378
Tena tsara be ilay hira, mandona be, :'( . Ataovy tsara be tahaka an'izao foana ny hiranao Johane a, za maka anao.
@hasinaratinarivelo887
@hasinaratinarivelo887 2 года назад
Aty antany lavitra aho no miheno ity hira ity dia tohana kely ny foko💔misotra ny mpamorona fa tafita ny hafatra🙏🏻
@tianahdaniella6013
@tianahdaniella6013 3 года назад
Atao ahona fa zay le fiainana e! Ny tinao mety tsy tia anao fa olokafa no tiny ko, de mitia mangina no mety
@michellarakotomalala6635
@michellarakotomalala6635 3 года назад
Oh my god! Mon coeur est toucher
@marienarsama4365
@marienarsama4365 3 года назад
Ce beau être aimer
@miaranarastefano815
@miaranarastefano815 6 лет назад
zay v nohenoiko tsara le tonony :o tsara bee 👏🏼
@lucasmiaritia9592
@lucasmiaritia9592 4 года назад
yeu tena tsara bee j'aime
@rhents2416
@rhents2416 3 года назад
manaiktr b le tonony
@aimeenatacharahariniaina1012
@aimeenatacharahariniaina1012 6 лет назад
tena mandona fo be le hira!!! niainako mitsy!
@herinjakaadolphe8770
@herinjakaadolphe8770 5 лет назад
eny wa ki r chr
@laetitiarakotoarisoa4761
@laetitiarakotoarisoa4761 5 лет назад
Tsara fa tohizo ☺☺☺☺
@karamaben4051
@karamaben4051 4 года назад
Quand j'écoute cette chanson je me sens triste et j'sais pas pourquoi .
@kantorasamoelina173
@kantorasamoelina173 6 лет назад
C'est touchant ❤
@nomentsoacedric9196
@nomentsoacedric9196 4 года назад
Tu peux expliquer le clip ? J'ai rien compris, les deux meufs se ressemblent !
@lovasoa9012
@lovasoa9012 6 лет назад
tiko b le tantara , mley ki an tohizo
@randriamanantenakekely7001
@randriamanantenakekely7001 6 лет назад
forever
@stephanieandrianjaka9087
@stephanieandrianjaka9087 6 лет назад
:) ca me touche beaucoup!! :/ tsara.. :*
@francoisjackyrafitoson4745
@francoisjackyrafitoson4745 6 лет назад
Mahafinaritra bé le hire
@axgrunmcee1462
@axgrunmcee1462 5 лет назад
ça reflète la music de DA "Reine des neige" mais malgré tout C trop touchant
@stephanerabarison7064
@stephanerabarison7064 5 лет назад
le mpihira azy mintsy no tsara!
@miorarasolofomandimby6458
@miorarasolofomandimby6458 4 года назад
Tsara b le tononkira👍👍👍👍👍
@antsaharisalama4048
@antsaharisalama4048 5 лет назад
coeur sur toi💕
@mimaemma1329
@mimaemma1329 6 лет назад
Elle est jolie
@nambinintsoatefy1940
@nambinintsoatefy1940 6 лет назад
f ten nis v io eeee!!! mlay eeee!!!!! :)
@FitaKely-fz4gx
@FitaKely-fz4gx 8 месяцев назад
Jarifa sy rojo
@Tefimalala
@Tefimalala 4 года назад
averiko enoina fon izy ty fa mampatsiahy zvt zai :/ oft. mlay akii Johanne a. tohizo fon
@SuperDoktorlove
@SuperDoktorlove 5 лет назад
Tsara e! fa somary miadana ihany ny rhytme de henoko amn vitesse 1,25 foana))
@mickaelandryanatoandro5187
@mickaelandryanatoandro5187 6 лет назад
malael za ra ts ew anilanaw tson!!! satri hanalavitra anaw za de iletika hatrew ni masoandro mpiainantsika
@mavesatravolo
@mavesatravolo 7 месяцев назад
Vazo miteny
@marvynsiu
@marvynsiu 6 лет назад
Super
@andrisoaarena512
@andrisoaarena512 4 года назад
Tena ratsy koa rangah le faranyyyyyyyy .....
@rerehenrisolofonirina7738
@rerehenrisolofonirina7738 6 лет назад
milay be eh
@jeanperlinrasolofondrabe9542
@jeanperlinrasolofondrabe9542 5 лет назад
cooojlll
@orelieenomesoa8346
@orelieenomesoa8346 4 года назад
tiko loatra merci
@tojonirinacelestine7944
@tojonirinacelestine7944 2 месяца назад
Tiko be
@koulyro4737
@koulyro4737 4 года назад
💘💘Irina
@hassanrajonson1312
@hassanrajonson1312 6 лет назад
Antrayii😶😶😢😢😢😢 Zavatr ms amn fanaku😢😢😢
@francoisjackyrafitoson4745
@francoisjackyrafitoson4745 6 лет назад
Milay be
@gabbybailey6185
@gabbybailey6185 5 лет назад
Marary zan e
@imagenia8016
@imagenia8016 5 лет назад
Mahay le acteur/actrice
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 4 года назад
@hajaaug-song823
@hajaaug-song823 6 лет назад
za maka anao foana e 😆😊
@ramboniarisolobeby6467
@ramboniarisolobeby6467 6 лет назад
Mamoa hira afa fa Tsara be
@jeannoeljaonarivelo8847
@jeannoeljaonarivelo8847 2 года назад
Ce bien
@sitrakaleboss9208
@sitrakaleboss9208 6 лет назад
mlay rang le vazo ah.....tohiz fon eh
@andrianambininamananjina2352
@andrianambininamananjina2352 6 лет назад
marina zan eu mialy mis iz ka
@raharilantonjakanasandratr9485
Ndry aki manja sady tsara feo , manaova foana "exercice vocal" fa tsara be "grave"
@victoriafelicia1899
@victoriafelicia1899 5 лет назад
Tsara be ilay hira ee
@maminiainayvete1755
@maminiainayvete1755 6 лет назад
Sara be le hira
@irenefaramalala9679
@irenefaramalala9679 2 года назад
😘✌🎁
@betamanitrarak7170
@betamanitrarak7170 5 лет назад
Tena marary be foko miaino anty hira t'y fa de tena marina
@htrsylvanno9140
@htrsylvanno9140 6 лет назад
sur e mlay ndry
@armandinemalaza8956
@armandinemalaza8956 8 месяцев назад
❤❤❤❤❤
@chanciaetoutjeancinne
@chanciaetoutjeancinne 10 месяцев назад
@tsiahafoyrasolofoson3077
@tsiahafoyrasolofoson3077 6 лет назад
tsara fa tohizo
@rabisonantsa2034
@rabisonantsa2034 6 лет назад
Mlay ehhh
@rasoambolanorohasinavalona7438
Tsara be
@sophielorenna8604
@sophielorenna8604 6 лет назад
tsara loatra
@ninahrakotobe2280
@ninahrakotobe2280 6 лет назад
tiko be le style
@francoisjackyrafitoson4745
@francoisjackyrafitoson4745 6 лет назад
Mahafinaritra b
@nyavojedidia2119
@nyavojedidia2119 5 лет назад
tiako loatra ilay feon'ilay hira
@fitiaratsirarson6781
@fitiaratsirarson6781 2 года назад
Fa manina mbola tinao ilay olona???? Maninona mitahira lopo???? If I was you I would be just turned the page and start another life..with a guy who really likes you and only you!!!!
@mamindrainyfred7439
@mamindrainyfred7439 6 лет назад
Mlay e!!
@sariakaravelomanantsoa1260
@sariakaravelomanantsoa1260 6 лет назад
tiko loatra
@byoandrianina3235
@byoandrianina3235 5 лет назад
Sod misy mahafantatra kay hoe iza io sipa (le lasa) zafady???
@miniella733
@miniella733 4 года назад
Tena mampalahelo loatra fa tohizo
@lantoist
@lantoist 5 лет назад
Tsara kosa ilay clip
@universalsoldier8019
@universalsoldier8019 6 лет назад
Pic kely fotsiny : le ho vadinla lasa tsy manenjika akory ela 😂
@andorandrianasolo4045
@andorandrianasolo4045 5 лет назад
Ratsy sain tena
@laetitiarakotoarisoa4761
@laetitiarakotoarisoa4761 5 лет назад
Lol 😂😂😂😂😂 tsapako
@ra_salimo2260
@ra_salimo2260 5 лет назад
Ka satria ilay anakiray hafa ary no tiany
@nyavojedidia2119
@nyavojedidia2119 5 лет назад
normal satria taitra elah dia tsy hitan lah izay atao
@michaellaclain7649
@michaellaclain7649 6 лет назад
Tiko b
@arsenetsoa3215
@arsenetsoa3215 4 года назад
😭😭😢😢😢😢😭😭
@sandyrakotondriana1571
@sandyrakotondriana1571 6 лет назад
Tiko lotra kia
@fyfy777
@fyfy777 4 года назад
😔😔😔
@heryhafa9193
@heryhafa9193 4 года назад
tokony tsy natao vst le guitar , raha mitady soliste mitenena
@TaniahAngelvital-bs6mj
@TaniahAngelvital-bs6mj Месяц назад
Franchement moi je suis pas en colère contre le gars mais plutôt contre sa meilleure amie car elle l'a trahis sans gêne 😒😰
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 4 года назад
Manja kos rzareo sipa
@zoniainamampiona9114
@zoniainamampiona9114 5 лет назад
Mafinaritr b l vaz .tik b
@roberthopozina4928
@roberthopozina4928 5 лет назад
Tsara letsy ra RIX a
@sambatrabrinon9420
@sambatrabrinon9420 4 года назад
Tsar ee
@nadiaramiandrisoa9076
@nadiaramiandrisoa9076 5 лет назад
@ilay clip tokony mb natao tsara noho ny taloha ny solony
@camilleofficiel7392
@camilleofficiel7392 5 лет назад
Çava b kia
@andrytiana7040
@andrytiana7040 3 года назад
Tsara fa toizo
@lionelfayed4113
@lionelfayed4113 6 лет назад
Gay3 .... mlay ee (y)
@hillaryyshah8829
@hillaryyshah8829 6 лет назад
DJ Titeuf
@nick-jv7nu
@nick-jv7nu 6 лет назад
586 norm
@moniquearimananarak.5885
@moniquearimananarak.5885 4 года назад
Tsara feo bee tohizo aki a!
@nehemiahmortel6452
@nehemiahmortel6452 5 лет назад
C'est vraiment triste ta chanson Johanne pourquoi ta meilleure amie t trahit
@sardonyx7777
@sardonyx7777 5 лет назад
c'est pas sa meilleur amie, regarde à la minute 3.28 tu verras que le mec sortait avec l'autre quand il a rencontré celle qui va se marier avec lui, et c'est cette dernière qui se rend compte au moment du mariage qu'il aime toujours celle-ci même s'il se marie avec elle. en faite le clip raconte l'histoire à partir du mariage mais il revient petit à petit vers le passé, en mode compte à rebours pour qu'à la fin tu te rends compte du pourquoi du début
@audilonmbelson5086
@audilonmbelson5086 4 года назад
Aiso parole
@njackmiravo7024
@njackmiravo7024 5 лет назад
maitre be le vazo fa ts amp matrakazy
@minouchkamacmoon2460
@minouchkamacmoon2460 2 года назад
Zay aloha eo ihany fa otrany mampite hamelaka bé zani le sipa naman'ilay mariée io 😂. Non mais quel culot🙄🙄
@solofotianafehizoro3293
@solofotianafehizoro3293 6 лет назад
(y)
@athenaravelonandro6242
@athenaravelonandro6242 5 лет назад
Tsara bé😍😍
@nomenarandriamampionona1679
@nomenarandriamampionona1679 5 лет назад
tsara a...tsar feo be njy
@RoHan-ik1so
@RoHan-ik1so 5 лет назад
tsara ilay hira fa lay figurants tsy mba misy faly mihitsy fa otran olona andevina
@rixlainepictures8975
@rixlainepictures8975 5 лет назад
ka leiz ne hira mampalahelo fa ts hira faly e :'(
@anjasarira5397
@anjasarira5397 4 года назад
Milay b an
@asminrakotoson572
@asminrakotoson572 3 года назад
66yum
@zolyrahery1754
@zolyrahery1754 6 лет назад
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-g04EZTTnDLY.html asio maso
@kingdragon3642
@kingdragon3642 2 года назад
Tu n'a pas honte de tromper une fille 😭
Далее
Fast and Furious: New Zealand 🚗
00:29
Просмотров 17 млн
JOHANE - SAFIDY (Official Video)
3:50
Просмотров 306 тыс.
Tsy Miova - Nate Tex & Micky , spectacle "Tsimiavo"
4:17
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Johane  - Ho iray (Rixlaine Pictures)
3:31
Просмотров 559 тыс.
D-Ryan Feat Johane /Efa anao(Prod by Deft)
4:03
Просмотров 110 тыс.
Za fa tsy afaky  -  Princia  ( Cover by Ravaka )
4:38
Просмотров 3,7 млн
JOHANE & BIG MJ - TSISY DEFAUT (Official Video 2023)
3:29
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 1 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 58 млн
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 166 тыс.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,9 млн