Тёмный

DADA NANOME HERY NY BAREA TETSY MAHAMASINA 

FIRAISANKINAN'ANTANANARIVO RENIVOHITRA
Подписаться 2,3 тыс.
Просмотров 29 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 41   
@RVOVOH
@RVOVOH 5 лет назад
Hafa mihitsy ranga ty président 1 ty marina tena olona positif zany ny olona tokony hitantana Madagasikara tsy maintsy lany enao e!!mivavaka ho anao zahay mba ho lany soa aman-tsara vive dada e!!zay manohana anao hatramin'ny farany
@raharinarivolaou9570
@raharinarivolaou9570 4 года назад
VELOMA ZANY TIM ZANY ETO ANTANANARIVO.
@odettelisinirina2458
@odettelisinirina2458 5 лет назад
MANKASITRAKA Dada! ho tahin'ny Tompo hatrany anie ianao! de mionera be ny lany eeh!😊😊
@matthieuandrew8198
@matthieuandrew8198 3 года назад
2021 vo nahita an'ty video.
@benamadyrotet8030
@benamadyrotet8030 4 года назад
hihhhh ireto taranaka chinoa asie amerindien ireto tena handrava tanindrazany gasy ato am continant afrique
@raharinarivolaou9570
@raharinarivolaou9570 4 года назад
BE FIKA FOTSINY LE RAVALO,MIJAPY MASININA SADY MPIHATSARA VELATSIHY FOTSINY,TSY TIA NY BAREA AKORY TEO ALOHA DE MODY ZAO VO TAY A TAY.
@annechrisbaganian3317
@annechrisbaganian3317 5 лет назад
Courage dada fa tsy ho lany anao satria ianao lay voafidin Atra hitondra ny firenena satria mba efa misy zavatra vita anao tanaty nitondranao paraport lay efa nifandimby teo 🙏
@andrianaisaac8768
@andrianaisaac8768 5 лет назад
Alefa Dada...alefa Barea
@andryatiavinabryan9624
@andryatiavinabryan9624 5 лет назад
Misaotra dada Ravalomanana fa tena mafinaritra bé mihitsy e de henga ane Andriamanitra Manakara pahasoavana homba ny ankohonanao de Andriamanitra no amerina vola niala taminao alefa dada 25 👍👍👍👍👍👍👍
@fidiniainaramananarivo3342
@fidiniainaramananarivo3342 5 лет назад
Aoka tsy atao fitaovana politika ho an'ny tombontsoanao manokana ny fanatanjahan-tena eto Madagasikara eh! Efa izay foana ilay mahavoa antsika h@zay.
@louvarakotobe2941
@louvarakotobe2941 5 лет назад
Propagande io 10 tapitrisa io,am lahady ndray yaourt tiko 1 conteneur de mifidy azy doly ny Barea am 2em tour
@rasoanirina1267
@rasoanirina1267 5 лет назад
Lany dada aaa
@razakatandratolotra1048
@razakatandratolotra1048 5 лет назад
Mahafinaritra e! Hainy mihitsy le mampihomehy kely zay. Tiako le toe-tsainy "isika positif foana hoy izy"
@joetke
@joetke 4 года назад
Afakely ny mpanohana an'dRavalomanana! Erantany rehefa resy ny tena tamin'ny fifidianana dia tsy averimberina intsony ny slogan tsy nahomby! Ravalomanana sy ny kibokeliny dia bancal toa mahazatra! Manifesto hoe manifesto efa tsisy mpiteny intsony! (diso kely aho: i rajoelina no mbola miresaka an'io manifesto io! jereo twitter.com/joetke/status/1173811552186712064?s=20) Toraka izany ny K25 IZAY TSY NAHOMBY nefa mbola hita ambozon'ny kandida ben'ny tanana! Ampio "Lanyyyyyyy" dia tsotra fa tsy ho lany mihintsy intsony io rangahy io! Raha sendra resy tamin'ny janvier 2019 io rangahy io dia tsy nitsahatra izahay nananatra hoe:"AZA MANAIKA AN'IO RÉSULTATS IO!". Inona no hita? NIONDRIKA RANAMANA! NIONDRIKA TOA NY MAHAZATRA! Izao izy mitonatonana manampy ny soavalikeliny etsy sy eroa, fa ny ARRIÈRE-PENSÉE dia mazava! Aza adino aho ry vahoaka! Resaka perso perso io! Ary vendrana izay manaraka azy! Tombany ity: Ny vadin'io rangahy io no MAIRE n'Antananarivo NEFA TSISY VOKANY! Hoy i Lalao maire hoe, raha nanatrika ny fanatotofan-tanimbary tery Betsimitatatra, volana maro lasa izao, hoe:"Ny problème ny fanatotofana ange, tsy hoe tsy hazo hatao fa tsy maintsy "légal"..." SATRIA FATAMBAHOAKA - na aty andafin'ny ranomasina aza - fa "autorisations" avy amin'ny CUA, LÉGALES mahatetika no nazahon'ny karana PRINCIPALEMENT alalana hanatotofana ny tanimbary ny olomadinika! Ny fanontaniana apetrakay amin'ny Laaaaaniiiii dia tsotra:"Ny vadinao maire an'antanarivo aza tsy nahavita zavatra KA ahoana momba an'i Rina etc...? IANAO NO COACH IREO OLONA IREO! AVOHAY NY ZAVABITAN'I LALAO MBA HAHAFAHANAY HIFIDY NY MENDRIKA!"
@andryrasoazananoro5759
@andryrasoazananoro5759 5 лет назад
Tsara ilay fanampiana raha tsy misy hambadika politika indray izao ataony izao fa efa malaza amin'izany manko ity kandidà izay ity fa aleo mailo hatrany.
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 5 лет назад
MISAOTRA DADA
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 5 лет назад
@ILAY PRONOSTIC DIA LANY IANAO DADA 👏👏👏👏👏👏
@cynthopeux1072
@cynthopeux1072 4 года назад
dada makafy bola
@floridagasy868
@floridagasy868 5 лет назад
Mercy Dada ee family mahafinatra b
@actionhaha7432
@actionhaha7432 4 года назад
Dada iany n dada e👍
@ally.jaulim1012
@ally.jaulim1012 5 лет назад
Lany dada
@lollylolly4
@lollylolly4 5 лет назад
tafiditra am programanasa n ravalo ko zan n fananganana kianja manarapenitra am propagandy 2em tour
@louvarakotobe2941
@louvarakotobe2941 5 лет назад
Manomboka ny propagande 2em tour,am lahady ndray yaourt 1 camion an'ny Barea de 1 camion an'ny Soudanais !
@universalsoldier8019
@universalsoldier8019 5 лет назад
Alefa Dada ah 🙏 zay manohana foana
@rabeharilalagullaniah5249
@rabeharilalagullaniah5249 5 лет назад
ok les Dada a, zahay mangala nao fu ranga a
@remimarcelrakotoarimanana709
@remimarcelrakotoarimanana709 5 лет назад
Mafinaritra dada à misotr e @ fanapina n'y ekipa malagasy e
@laokaanio2938
@laokaanio2938 5 лет назад
tsotra zany raha rangaha !
@jaotahiana2426
@jaotahiana2426 5 лет назад
OK DADA A! ALEFA DADA IZAHO TSY MIALA AMIN'I DADA! DADA! DADA! DADA IHANA!!!!!
@bezandryalexis4656
@bezandryalexis4656 5 лет назад
OK, M'lay be
@elisaofficiel9528
@elisaofficiel9528 5 лет назад
na maro ny mpandraty ry Dada dia efa ianao iny no anay
@rambaojery1392
@rambaojery1392 5 лет назад
Zao le hoe manao récupération politique! Fa hotrany tsy de nety an!
@hajasoloimo6462
@hajasoloimo6462 4 года назад
teo amin'ny fitondrana tsita zay fanampiana koa rehefa mahatsapa tena fa reraka sy adinon'ny olona dia avy manao recuperation politique amin'ny 2028 indray miaona o
@nororaharimalala7789
@nororaharimalala7789 4 года назад
Dia gaga ialahy .
@raobelinasitia9858
@raobelinasitia9858 5 лет назад
to nifanohitra t@ zay ny zavan'iseho t@ ekipany barea,otrany mapisaina kely le izy!
@ratovoeric4908
@ratovoeric4908 5 лет назад
2 but à 5 mandresy isika
@rakotondraibemanjakafalina7524
lan dada a
@josedylannomenjanahary6750
@josedylannomenjanahary6750 5 лет назад
Ny an rajoelina rugby no ten tiny fa ts foot
@jimistage
@jimistage 5 лет назад
ka le zatra mikilavalava de la baolina lavalava no tiany
@ninsandriah9955
@ninsandriah9955 5 лет назад
Iza ko no iantso io oe dada??? Dadanay efa maty. Twitter @eritona ony mdddrrrrr
@nororaharimalala7789
@nororaharimalala7789 4 года назад
Mbola manonofy foana h@ zao !
Далее
OG Buda - Сабака (A.D.H.D)
02:19
Просмотров 116 тыс.
Andry & Mialy Rajoelina Barea Mahamasina 13 Jolay 2019
2:23:52
How to win a argument
9:28
Просмотров 511 тыс.
5x5=25 Marc Ravalomanana (Jork)
4:22
Просмотров 28 тыс.
KIANJA BAREA
2:54
Просмотров 2,6 тыс.
Ny zava-mahadomelina RORO sy ny fomba fiasany
1:26:22
Просмотров 3,3 тыс.
Andry Rajoelina Barea Mahamasina 13 Jul 2019
17:47
Просмотров 5 тыс.