ANDRIAMANITRA no omemboninahitra amin'ny Fahatsarany . Tena tsara sady kanto no mampahery. Misaotra ny antokompihira Ny Koraïta mitory ankira ny Filazantsara hatrany hatrany ary koa mizara talenta. Mahefà be amin'ny asampanompoana.
Ekentsika tokoa ny fandaharaNY satria tokoa manko manana ny hevitra hieverana ho antsika IZY dia hevitra mitondra ho @ fiadanana fa tsy loza, Manakasitra ny Koraita fa tena manan-taletam-panompoana loatra ianareo