Тёмный

NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY 

RAMAMY CELIN
Подписаться 461
Просмотров 364 тыс.
50% 1

Auteur: SDN - TANORA MASINA ITAOSY
Zohin-dranomaso ve no nasetrinao ny Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana noentiny jesosy taminao
Dia tsy ho zakany ho natao
Hazofijaliana tsy mba manampaharoa
Noentin'izy Tompo sy niafiny tokoa
Koa dia hantra ataony homeo ny entanao
Fa izy efa nanafaka anao
Indro Jesosy ô
Mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho lapanao tokoa
Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina na lalana ombana
Ny finoana ao anatinao azony sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankany
Sady nanamboatra toerana any an-danitra any
Lova sarobidy izay nomeny ho Anao
Raiso izy anio fa tsy hanenenanao
Indro jesosy ô
Mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho lapanao tokoa

Опубликовано:

 

16 мар 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 76   
@voahirananinaranivomanana8870
@voahirananinaranivomanana8870 5 лет назад
Mankasitraka anareo rehetra mpihira. Ho mendrika anareo tokoa anie izany anaranareo izany. Mamporisika ny mpamoronkira hitrandraka hatrany ny talenta nomenn'Andriamanitra azy.
@jeanneramangasoavina248
@jeanneramangasoavina248 5 лет назад
Fiangaviana ty ry ZANAKO MASINA isany o : Mba somary ataovy karaoke misy tonony antsoratra dia mba afaka mihira miaraka aminareo zahay. Zao aho teto nanaraka ny vetsonareo androany hariva tontolo.... Ho ao amin'Jesosy mandrakariva anie ianareo manga feo reo.
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 года назад
1- Raha izay nokasaina hatrizay sy izay rehetra vita izay, no aposaka sy ho tantaraina dia mety ho kivy ianao. Mety hiverin-dalana tsy hanohy ka tsy hahatratra ilay tanjona dia ny eo anilan'ilay Ray. Misy tojom-pahoriana ka tonga dia mamoy fo, tsy mahalala fa ny fiainana efa nalamin'ny Tsitoha. Fa fitsapana mba hanefena ho mafy orina, ka hijoro hatoky Azy any aoriana any. Isan'andininy: Tsarovy fa izay miseho eo amin'ny fiainanao, dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny. Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy. 2- Ankino tanteraka aminy izao fiainanao izao fa Izy Irery no hampandresy ary hahatafita anao. Hazakazaka ny fiainana ka inona indray no andrasana, Jesosy miantso anao. Hianao malahelo io anie dia tsarovy tsara fa voasoratra Ka tadidio ny hevitra hitondrany anao, Hevitra hitondra fiadanana, sanatria tsy loza. Ka aza kivy ianao, Jesosy tsy mandao. Isan'andininy: Tsarovy fa izay miseho eo amin'ny fiainanao, dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny. Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy.
@odetterani989
@odetterani989 3 года назад
Azafady tompoko inona ny lohantenin'ity hira ity, hirain' ny Tanora ihany koa ve? Mino aho fa tsara dia tsara iany koa an......
@andriamampianinafalihery6655
indro Jesoa ,raiso ny tanako! misaotra Jesoa,mankasitraka ny mpihira
@angerajaonarivelo7234
@angerajaonarivelo7234 4 года назад
tsara!! an'AndriamanitraTrinité Masina irery ihany ny voninahitra , ny dera ny laza, izay azy hatramin'i taloha ,ankehitriny ka ho mandrakizay mandrakizay AMEN
@ralalatianahafaliana4858
@ralalatianahafaliana4858 9 лет назад
ny fiainana antany tokoa mandalo fitsapana ...tsara be!
@rasolomampiononahasimpiren4126
Ralalatiana Hafaliana
@jeanclauderandriarimanana272
@jeanclauderandriarimanana272 10 лет назад
Ho tanteraka tokoa anie izany Amen.
@yayachristine1988
@yayachristine1988 6 лет назад
Deraina mandrakizay ny ANARAN'IZY TOMPO Amena
@zoaniainajaona9777
@zoaniainajaona9777 5 лет назад
Ny hitako mampiavaka ireto chorale ireto:ny feon-kira sy ny tononkira dia samy mahafinaritra ny sofina ny mihaino azy hany ka mora voaray sy mora tadidy
@bluedana815
@bluedana815 6 лет назад
makasitraka reto aa tena tsara marina tokoa zany fa tsimaitsy mandalo fitsapana daolo rah mbl @,zao fiainana izao nef mbl ao lay jesoa kristy zay mpanafka sy mpanavotra
@ginotrabenandrasana4486
@ginotrabenandrasana4486 3 года назад
tsara sady mampahery ity hira tanora masina ity, merciii bcp
@odetterani989
@odetterani989 3 года назад
Tena manohina ny fo , ary fon'olona maro tokoa ny hiranareo.Mankasitraka sy misaotra ilay Tompo Tsitoha nanome izany anareo. Ary misaotra anareo rehetra iany koa🙏🙏
@tahirx21
@tahirx21 8 лет назад
God is very good . Amen
@hantafaustina692
@hantafaustina692 8 лет назад
tsara be mankasitraka anareo tanora masina zahay aty France ,mitomboa talenta hatrany miaraka am Tompo eh.
@razafimahatratrateddyeugen2667
tsara e! Jesosy hampitombo ny talenta ao aminareo
@gasifille
@gasifille 4 года назад
TONON-KIRA Johin-dranomaso ve no asetrinao ny Tompo Hakiviana lava miampy sento sy toloko Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao Dia tsy ho zaka n'inona hatao Hazo fijaliana tsy mba manam-paharoa Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa Koa ndeha atrakao ny loha, omeo ny entanao Fa Izy efa nanafaka anao Fiverenana: Indro Jesosy ô, mba raiso ny tanako Diovy ny foko ho lapanao tokoa (×2) Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana Maro zavatra sedraina raha lalana ombana Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao Mba hampiray ny Tompo aminao Izy no mitarika ny lalana mankany Sady nanamboatra toerana miadana hifaly Lova sarobidy izay nomeny ho anao Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao Fiverenana
@mbotizandryelissah7444
@mbotizandryelissah7444 Год назад
Mankasitraka indrindra tsara midera Tompontsika . Amen 😘
@razafiharijaonalova62
@razafiharijaonalova62 9 лет назад
Diovy ny foko Tompo ho lapanao tokoa!! Amen
@ginahranjaniaina6482
@ginahranjaniaina6482 6 лет назад
mankasitraka anareo fa tena mahafinaritra daholo ny hira! voninahitra ho an' Anandriamanitra
@violettefanomezan7965
@violettefanomezan7965 7 лет назад
Misaotra Jesosy fa tia anay Ianao . Amen
@vanessamaganda3160
@vanessamaganda3160 6 лет назад
Mitombo talenta ry havana malala @tompo Jehovah anie hitahy anareo tsirairaivy
@volaniangavola7566
@volaniangavola7566 8 лет назад
mahatsiar b ireo chorale nilaozako aho mihaino anareo eto misaotr betsk anareo f ten tsar ♡☆☆☆
@eldakumari3694
@eldakumari3694 6 лет назад
Mahafinaritra be dhl ny hiranareo .tohizo atrany n fanopoana an Tompo fa tsara IZY .
@soamiherinarazafimahaleo4067
@soamiherinarazafimahaleo4067 8 лет назад
mapte itomany mints; i like
@nathymyah3615
@nathymyah3615 5 лет назад
Kanto loatra ❤️😘😍💕
@andrianambininasolofotina6950
@andrianambininasolofotina6950 10 лет назад
Voninahitra ho An'Andriamanitra irey ihany
@newthink8848
@newthink8848 5 лет назад
mafinaritra be ny hira manome hery tsara entinay miasa aty tany arabo fa mankasitraka ee
@michelrazanajatovo860
@michelrazanajatovo860 7 лет назад
tonga de velona trara ny tenanay
@heritianadavidelieandriama6940
Tsara tena tsara
@selvireva8721
@selvireva8721 6 лет назад
MISAOTRA ANAREO NANDEFA
@bebysaholybeby3021
@bebysaholybeby3021 7 лет назад
Mitomboha amin ' ny fahasoavana .
@yvettekowang2769
@yvettekowang2769 9 лет назад
ka ny Tompo efa nisedra ny fahoriantsika ,fitsapana daolo zao retra zao fa ankino aminy ary matoky Azy ,misaotree
@jean-michelgillot8768
@jean-michelgillot8768 7 лет назад
C'est formidable le cœre
@kantoliantsoarazanakolona6437
@kantoliantsoarazanakolona6437 5 лет назад
Misaotra fa tena mampahery ahy manokana ity hira ity. Raiso tokoa Izy fa tsy hanenenanao :)
@aktarally8238
@aktarally8238 4 года назад
Mankasitraka, tena mapihetsi-po tokoa
@mamyandrianirina4429
@mamyandrianirina4429 3 года назад
Zany ny hoe talenta nomen'Andriamanitra ka nentina nanome voninahitra azy mpanome. Tsara ary manome aim-panahy daholo ny hiranareo. Indrisy dia nandao antsika sahady kay zany io bandy manga feo be io. Efa nahavita ny fihazakazahanao tooa ianao. Jesosy anie hitsena anao eo amy vavahidin'ny lanitra ka hitondra anao ho any aminy. Mankasitraka ny mpamoron-kiranareo. Andriamanitra anie hampitombo ny fahasoavany ao anatinareo ahafahanareo mitombo ao amin'ny asa fanompoana ary any koa hitondra aim-panahy ho an'ny ondrin'Andriamanitra.
@soasorea8037
@soasorea8037 6 лет назад
Aroo zay hira tiakow mankasitrak anreow fa mampitombo finoaka sad mosav ny alahel
@mmemahefasoa1594
@mmemahefasoa1594 9 лет назад
namerina nijery ity clip ity impiry aho vao tia azy,izay vao henoko ilay hira nefa dia tsy afaka am-bavako ilay feony, indrindra eo @ ilay refrain.....nampahery ahy sy entiko mampahery ireo mandalo fitsapana Indro Jesosy o! mba raiso ny tanako Diovy ny foko ho lapanao tokoa ........................................ Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao Mba hampiray ny Tompo aminao MAHEREZA HATRANY!!!
@jeanmarcelrazafindrabe528
@jeanmarcelrazafindrabe528 4 года назад
de hotahin andriamanitra atran am asa fitorian ee
@wilirakotomanan7390
@wilirakotomanan7390 9 лет назад
Tsara loatra
@razafindrakotovola4967
@razafindrakotovola4967 7 лет назад
Misaotra an'Andriamanitra ary mampahery anareo. Mahefa be amin'ny asa fitoriana an-kira.
@tigregeant5285
@tigregeant5285 4 года назад
Tiako sady misy lesona tsara , misaotra betsaka anareo
@melodiedah9130
@melodiedah9130 3 года назад
Tena tsara no misy lesona marina Misaotra nareo ny homba anareo
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Merci ! Tohizo tsara dia mahefa be .
@mihantarakoto6545
@mihantarakoto6545 2 года назад
Amen
@ainamandimby839
@ainamandimby839 7 лет назад
deraina mandrakizay Ianao RAY
@badigielis3281
@badigielis3281 9 лет назад
Misaotra e de mba asio tonony de mba afaka mihira ko zahay e
@manoisoarantotiana9332
@manoisoarantotiana9332 9 лет назад
tsara foana eu!!!
@michelrazanajatovo860
@michelrazanajatovo860 7 лет назад
mankasitraka anareo tompoko
@tahinafynatachia264
@tahinafynatachia264 6 лет назад
Mankasitraka indrindra ry tanora masina an ! mahefa be atrany @ asan"ny tompo fa tsy fona tsy akory ny fikelezanareo aina ao @ tompo , tena voray tsrara mintsy ny tononkira nareo
@nirinaolisoaravolololoniai6588
@nirinaolisoaravolololoniai6588 3 года назад
Mandria am-piadana Mihaja RAKOTOARIMANANA, ilay manao solo.
@harintsoarazaiarihaja1987
@harintsoarazaiarihaja1987 7 лет назад
tsara be !
@sesr6490
@sesr6490 5 лет назад
misaotra an'areo e.
@rakotoarinivochristian585
@rakotoarinivochristian585 6 лет назад
J'aime bien
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 Год назад
🙏💟💟🙏
@rabehnambinintsoa8801
@rabehnambinintsoa8801 6 лет назад
Tena tsara
@andriamasinorofitahiantsoa7021
Hitako Ilay tonony, tsara Ilay clip. Merci !
@andribe2002
@andribe2002 7 лет назад
6
@mioranirinaherindrainy9860
@mioranirinaherindrainy9860 4 года назад
❤❤❤🙏🙏🙏
@ambohimanarinaostie5180
@ambohimanarinaostie5180 10 лет назад
iza oa l SDN e?mahay mamorinkira b a!
@lovaniainaandrianarintsoa3715
@lovaniainaandrianarintsoa3715 8 лет назад
+ambohimanarina ostie RANDRIAMITANTSOA SEDINIRINA fa afohezina hoe SDN jereo ao @FB ao e!! Chef de choeur Tanora Masina hatramin'izay
@rakotonindrinarivo3485
@rakotonindrinarivo3485 9 лет назад
efa midera sy mankalaza milay be eh!!!
@mamyheriniaina2141
@mamyheriniaina2141 9 лет назад
Mfnartr e! Mb andefaso version "notes + solfa + tonony" mo agnay mba hampianarinay ny chorale agny ambanivohitsa agny ô! hihih ! Tena mampahery le izy e! Mrar anarw havita be @ Wn'ny Tompo e! Mb asio clip n'le MATOKIA iny ko mo d le SAMBATRA ko fa le ts6 an'i Bodo fa narw TM iany no mafnartr e! Mr6
@lalainaramanoelina315
@lalainaramanoelina315 8 лет назад
tsara loatra ilay hira
@tantelyr8092
@tantelyr8092 6 лет назад
tiako loatra
@ainarabenoro8790
@ainarabenoro8790 3 года назад
Mandria ampiadanana zao feo manga be zao
@mamyandrianirina4429
@mamyandrianirina4429 3 года назад
Vao haingana aho naheno hoe kay efa nantsoin'ny ray hody any aminy kay izy io. Mi-admirer ny feonao foana aho ralah refa miheno ity hira ity. Andriamanitra tokoa no manome ary izy koa no mandray. Matoky aho fa efa nahavita ny fihazakazakahanao ianao. Enga anie ireo namanao hanohy sy hahavita be amy asa fanompoana an-kira
@laingonirinanarindra4275
@laingonirinanarindra4275 8 лет назад
(y)
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 7 месяцев назад
🥹❤️
@hantafaustina692
@hantafaustina692 8 лет назад
tsara feo be le Monsieur misolomaso .
@mirandahnjaka5571
@mirandahnjaka5571 8 лет назад
mahafi naritr e
@tantelyr8092
@tantelyr8092 6 лет назад
tiako loatra
@tantelyr8092
@tantelyr8092 6 лет назад
tiako loatra
@tantelyr8092
@tantelyr8092 6 лет назад
tiako loatra
Далее
Fitsarana /Tanora Masina Itaosy
4:19
Просмотров 876 тыс.
Kettim gul opkegani😋
00:37
Просмотров 439 тыс.
Maybe a little TOO much gel 😂
00:12
Просмотров 9 млн
Базовый iPhone 16
00:38
Просмотров 377 тыс.
U TAWNA'N MAMI A HMANGAIH # BASED ON TB AWARENESS
15:16
Anjara masoandro (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy
5:17
Просмотров 467 тыс.
ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana
4:34
Просмотров 1,6 млн
ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'
1:05:15
Просмотров 75 тыс.
Matokia  TANORAMASINA ITAOSY
4:30
Просмотров 119 тыс.
MATOKY ANAO HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA
4:47
Просмотров 1,5 млн
Kettim gul opkegani😋
00:37
Просмотров 439 тыс.