Тёмный

Fara Andriamamonjy - Ny vavako 

Antarmiel Rakoto
Подписаться 1,2 тыс.
Просмотров 19 тыс.
50% 1

hira fiderana, fivavahana, malagasy

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
@LalasoaVivianeRAZAFIMAHEFA
@LalasoaVivianeRAZAFIMAHEFA Месяц назад
Misaotra indrindra fa tena tsara ary mampangorangoraka fo sy fanahy. Mankasitraka Fara Andriamamonjy.❤
@tonyvonison794
@tonyvonison794 5 месяцев назад
Ny vavako mbola hilaza Hihira Ilay fitiavanao, fa Na maro aza 'reo hira efa Mankalaza Anao dia Mbola mamiko hatrany Ny hihaino sy handre Ilay fitiavanao tokana an-tany Fa raha izaho no tokony ho faty Noho ny otako, noho ny otako Dia indro Ianao nanolo-tena hijaly Mba ho soloko, mba ho soloko Na mafy aza ny hazofijaliana Natolotrao ny tànanao hofantsihina Niaretanao ny fara-fahoriana Nahatonga Anao nilaza hoe : "Ray ô, nahoana Ianao no nahafoy Ahy ?" Na mafy aza ny hazofijaliana Natolotrao ny tànanao hofantsihina Niaretanao ny fara-fahoriana Mba hahatonga ahy handova ilay Fiainana, Fiainana mandrakizay Na mafy aza ny hazofijaliana Natolony ny tanaNy hofantsihina Niaretany ny farafahoriana Mba hahatonga anao handova ilay Fiainana, Fiainana mandrakizay Fiainana M A N D R A K I Z A Y !
@rajaonariveloranto9433
@rajaonariveloranto9433 Месяц назад
Mercii Tony
@sitrakaandrianomenjanahary3401
@sitrakaandrianomenjanahary3401 3 года назад
Misaotra Fara mampatsiahy, tsaroako ny fiarahantsika mihira ho an'ny Tompo
@MegaDrala
@MegaDrala 4 года назад
Natolony ny tanany hofantsihana.
@ramalainjose4514
@ramalainjose4514 4 года назад
Kanto loatra ty hira ty! isaorana ani' Andriamanitra!
@vatosoaonjaniainafitahiana4942
@vatosoaonjaniainafitahiana4942 4 года назад
ny vavako mbola hilaza
@joanyrafidimanana1103
@joanyrafidimanana1103 2 года назад
Tsara be !!!
@mampsrakoto2434
@mampsrakoto2434 5 лет назад
Tena tsara ilay hira
Далее
Ny mpitory - Amorony fo madio
5:47
Просмотров 84 тыс.
Velona Jesosy- Fara Andriamamonjy
4:05
Просмотров 9 тыс.
Marka 16: 15 - Raiso i Jesoa dia hiova ny fiainanao
12:38
MISY IRAY - Fara Andriamamonjy (with lyrics)
5:01
Просмотров 11 тыс.
Jocelyn Ranjarison - Tsy neniko
5:36
Просмотров 39 тыс.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
Jocelyn Ranjarison - Ambany elatrao
4:47
Просмотров 40 тыс.
Jocelyn Ranjarison - Tompo ô! tiako foana!
4:40
Просмотров 215 тыс.
Fara Andriamamonjy - Velona Jesosy
5:05
Просмотров 46 тыс.