Тёмный

Farahtiana Church - MANDRAKIZAY (Clip Officiel) 

Faratiana Church
Подписаться 619
Просмотров 59 тыс.
50% 1

"Miderà an'i Jehovah fa tsara IZY, fa Mandrakizay ny famindram-pony"
I-Tantara 16 : 34
Directed by : Boly RATSIMBAHALIMISA
Choreography : Na'danse
Stylist : Michael VIDA
Makeup : Fabio RANDRIAMAHAZONORO
BIG THANKS TO : MARION & MCCO BOYBAD

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 21   
@hidekela
@hidekela 5 лет назад
Tsara ny Midera an'Andriamanitra e! Tiko be le hira miaraka @ le genre-ny!! Tohizo foana fa tsara be!
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 3 года назад
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao ahy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏mahafinaritra è👏👏👏
@hugopetit7882
@hugopetit7882 5 лет назад
TSARA tena TSARA ranga , hira midera nefa azo henoina tsara ,miova @ ilay évangélique fahita , tsy misy kianina eeee , tohizo fa tsara
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 5 лет назад
Tokony mbha betsaka ny hira evangelique otrzany
@annierajaonarivelo289
@annierajaonarivelo289 5 лет назад
Tsarovy fa i Jesosy dia tsy tonga hitady ny marina fa ny mpanota mba hibebaka!
@joseenirinabouton3914
@joseenirinabouton3914 5 лет назад
Tiako tiako be tohizo Faratiana
@tiavinaandoniainasitrakani7169
@tiavinaandoniainasitrakani7169 4 года назад
tik b lay hir
@malakamala2347
@malakamala2347 5 лет назад
Tsara be akia.
@carolerakotobe3689
@carolerakotobe3689 5 лет назад
Mozika moderne clip tsara !Deraina ny Tompo!!!!
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 2 года назад
mahafatifatyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
@RFDfm
@RFDfm 5 лет назад
Za kw ts hiala am'naz mandrakizay.
@evanstrauss7572
@evanstrauss7572 5 лет назад
La musique que je me lasse pas d’écouter en boucle.
@tikorandriantsoa155
@tikorandriantsoa155 5 лет назад
tohizo fa tsara
@luffygang3926
@luffygang3926 5 лет назад
Revekou b, mba rythme hafa dray nou fiderana. Le clip ça va b, c est cool sans tombe dans la depravation. Tenue ts misy kiana, tsis mini short na string, leh manakiana ita fa misy mauvaise foi. Tohizo fa tsara sady original
@houmadinoudiye130
@houmadinoudiye130 2 года назад
😅✌💯🕺💃
@alsthomdanielradrianirina4035
@alsthomdanielradrianirina4035 5 лет назад
Tsara ny midera ny tompo,,, Tiko be ilay hira raha henoina MP3.. fa ilay (pataloha) misy rovitra somary amboarina fa tsy manome voninahitra an'Andriamanitra. Mankasitraka
@nyainajohnson8892
@nyainajohnson8892 5 лет назад
Tsara ny midera isaorana ny Tompo izany fa ny tsy tsara de atao amin'ny revy ny fiderana Fiderana ny Tompo tsy revy akory fa fanomezamboninahitra an'Andriamanitra amin'ny lafiny rehetra Fihetsika - dihy - fitafy - fiteny Hoy ny sasany Revekou be marina ny azy satria mitovy zareo samy tia revy Raha tena te hidera sy hanompo de ovao ny fanao e
@safidymanda6262
@safidymanda6262 5 лет назад
@fredericherinirina1030
@fredericherinirina1030 5 лет назад
mila mivoatra tokoa ny fiderana ny Tompo. Manaraka vanimpotoana sy izay mahasarika ny tanora. Tandremo nefa fa hafa ny FIDERANA SY NY FITORIANA. Mendrika ho an'ny Tompo ve izao???
@victoriaandrea4929
@victoriaandrea4929 5 лет назад
Cc tsy tokony anao dess troys rehefa manompo any tompo zany. Fa fitafiana motina . Tsara ka
@你被骗了
@你被骗了 Год назад
❤❤❤❤❤❤❤❤
Далее
Farahtiana Church - HAFA IHANY ( Clip Officiel )
4:05
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,6 млн
TRENDNI BOMBASI💣🔥 LADA
00:28
Просмотров 695 тыс.
Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL
5:31
Mahamay Felaniary
5:09
Просмотров 2,7 тыс.
HISY RAHA HISEHO   LES  ADELINE
4:48
Просмотров 153 тыс.
JAWS BAND   TSY VITAKO   Clip Official
4:04
Просмотров 523 тыс.
Mampalaelo ahy - Farahtiana Church
4:30
Просмотров 204
Farahtiana Church   -   FAHASOAVANA
6:15
Просмотров 26 тыс.
jim praise ft Barry's Ny fonao
4:16
Просмотров 115 тыс.