Тёмный

NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video) 

Njara Marcel
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 957 тыс.
50% 1

NJARA MARCEL - IHAFIAKO
Bientôt disponible sur toutes les plateformes de musiques
Réal : La St'ART Project
Abonnez-vous à ma chaîne RU-vid
© Copyright 2023 - Njara Marcel | ARISON ©

Видеоклипы

Опубликовано:

 

28 окт 2023

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 204   
@rakotondrabehajaniainaonim1036
@rakotondrabehajaniainaonim1036 5 месяцев назад
Ny zavatra tsikaritro @ hiranao, tena mandona fo sady miteny ny fiainako mihintsy depuis. Merci d'exister 👌👋 Bonne continuation fa izahay manohana foana ☺
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 5 месяцев назад
Mankasitraka hatrany 🙏
@user-nr9bw8sz5w
@user-nr9bw8sz5w Месяц назад
❤tiko lesy ry njara an....Milay be
@tojofanantenanarandriamana8473
@tojofanantenanarandriamana8473 8 месяцев назад
Mitombo hasina hatrany e. Tena kanto😘😘😘
@marieviviannevolarose1483
@marieviviannevolarose1483 7 месяцев назад
Tiako hira ty merci beaucoup
@herinionyraharimalala837
@herinionyraharimalala837 2 месяца назад
Tsara be e ❤ !!
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Месяц назад
waouh, tiko be, tena tsara be 😍😍😍
@mialyandriamihaja9420
@mialyandriamihaja9420 8 дней назад
Tiko be letsy ❤️
@user-he6ow7vv6v
@user-he6ow7vv6v 7 месяцев назад
Enjana lesy zany tonon-kira izany 🥵
@sidonierazanandrasana808
@sidonierazanandrasana808 7 месяцев назад
Eh bah c'est super👍🏽 bravo👏👏👏
@tanjonaandrianaivomiarisoa8850
@tanjonaandrianaivomiarisoa8850 8 месяцев назад
Ok, Njara ah! Mlay be
@haritianarabezanahary5606
@haritianarabezanahary5606 7 месяцев назад
Je l'écoute en boucle, tena tsara loatra ❤ J'imagine les heures de travail derrière tout ça ... Grand bravo à toute l'équipe 👌👏👏
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
Merci 🙏🙏🔥💯
@estellemichellarajosoa9035
@estellemichellarajosoa9035 6 месяцев назад
Dommage que vous ne mettez pas sur Spotify pour qu'on puisse écouter en boucle sans les pub de RU-vid. Merci pour cette inspiration 🙏
@dinahasinarivo1590
@dinahasinarivo1590 8 месяцев назад
tsara be ilay hira, ilay clip koa tena bonne e ! Milay , bravooo 🤘🤘👌👌
@cecilehanitriniaina7050
@cecilehanitriniaina7050 8 месяцев назад
mankasitraka! tsara be! 😍😍
@JulioAnthony-xr3mm
@JulioAnthony-xr3mm 8 месяцев назад
Tsara be le hira, c'est touchant❤
@FidelisAndria-d7z
@FidelisAndria-d7z 3 дня назад
Milay zandry a tafita ny hafatra
@rafah124
@rafah124 7 месяцев назад
Trop bien sur tous les plans😭
@Me-rk2mg
@Me-rk2mg 6 месяцев назад
Ha rô zalah feonao misy timbre mahatsaratsara mitsotsoka fagnahy, misôtra e 🙏
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 6 месяцев назад
Mankasitraka e🌹
@joellaurlicarols9287
@joellaurlicarols9287 7 дней назад
Tiako loatra❤
@evamalalaniainaandriamamon4298
@evamalalaniainaandriamamon4298 5 месяцев назад
tsara hira ianao (y)
@priscapri5102
@priscapri5102 8 месяцев назад
Waouh!tsara be fa mankasitraka e!
@felana
@felana 8 месяцев назад
C'est touchant❤
@StephanieDaniella-bi2ex
@StephanieDaniella-bi2ex 19 дней назад
Tiako hein😘
@onjarakoto1579
@onjarakoto1579 5 месяцев назад
Trop top, trop touchant et c'est tellement vrai en plus😅
@miharyrakotomalala7079
@miharyrakotomalala7079 8 месяцев назад
J’ai attendu 2h pour l’avoir en entier et la voilà 🥰
@royiavoniaina2498
@royiavoniaina2498 7 месяцев назад
Asio karaoké rangaaa fa tsara le hira ❤❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 3 месяца назад
Efa misy ao 🙏
@christophesammane7177
@christophesammane7177 Месяц назад
Tsara bé ❤
@user-du3oh5un5p
@user-du3oh5un5p 25 дней назад
Milay rangah le hira ry Njara
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 20 дней назад
Mankasitraka e
@dodaromualdjuvanio2438
@dodaromualdjuvanio2438 8 месяцев назад
Superbe music 🥰🥰🥰 ...
@ainaramanantsoa6814
@ainaramanantsoa6814 8 месяцев назад
Hira faran’izay tsara indrindra 🙏
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Mankasitraka be 🙏🌹
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 8 месяцев назад
ansooooo❤❤
@manoaranaivo
@manoaranaivo Месяц назад
Tsara ilay hira 👌
@antsaandrianirina-vl2zd
@antsaandrianirina-vl2zd 8 месяцев назад
Tsara beeeee ❤
@MichelAntonioRatolojanahary
@MichelAntonioRatolojanahary 8 месяцев назад
MANKASITRAKA LC ZOKY EEEH TENA HOA ZANY KA HIRA 😍
@user-je6zv5jq5q
@user-je6zv5jq5q 8 месяцев назад
Très belle chanson! Très beau Clip! Chapeau Njara Marcel!
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Merci 🙏🌹
@fifalianainchina-chinesema8407
@fifalianainchina-chinesema8407 6 месяцев назад
Ndryyyyyyyy😢 miditra tsara izany hira izany
@fitahianaramamonjisoa
@fitahianaramamonjisoa 8 месяцев назад
Manao NY le vazo zoky be ah... Manaja 👊
@vonintsoarajaonarivelo6415
@vonintsoarajaonarivelo6415 6 месяцев назад
Tiako e 🥰❤️😍 mandona be le vazo😭 misy i-déprime @zay fa efa misy hira azo anaovana azy rehefa alina 🤣🤣
@andriamifidymeja7858
@andriamifidymeja7858 7 месяцев назад
Kanto loatra na ny tonon-kira na ilay clip 👏👏👏
@MonicaAlson
@MonicaAlson 6 месяцев назад
J adore❤❤
@tianampanarivo2573
@tianampanarivo2573 8 месяцев назад
❤tena milay
@user-hu7jz3yw1r
@user-hu7jz3yw1r 4 месяца назад
Mlay eh ❤💯
@narysamarah3259
@narysamarah3259 7 месяцев назад
Tsi mankaleo Le hira tsara lotra❤😊
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
Mankasitraka e🙏
@Tena12Tena
@Tena12Tena 8 месяцев назад
Tsara ny hira ❤
@user-xy5im6zm8c
@user-xy5im6zm8c 7 месяцев назад
La chanson est très bonne..... Résumé de mon histoire d’amour
@oliscawanja1498
@oliscawanja1498 8 месяцев назад
Tiako sady tsara be bravo
@fitiavanamihajarakotonandr100
@fitiavanamihajarakotonandr100 7 месяцев назад
Tiko daholo ny hiranla 🔥
@nasandratratt.razafindrabe2983
@nasandratratt.razafindrabe2983 8 месяцев назад
Lasa manana hira faneva ny voay
@miranaandria8267
@miranaandria8267 3 месяца назад
mandona be foana ny hiranao 🔥🥰
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 3 месяца назад
Mankasitraka e🙏🔥
@hasindrainyrakotomalala
@hasindrainyrakotomalala 8 месяцев назад
Mandona be baina💪 Le clip koa kiasy be🤛
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Mankasitraka e🙏🌹
@maholyram1995
@maholyram1995 8 месяцев назад
Très très belle chanson ❤ Je vais maintenant faire genre que je déprime 😂
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
Merci 🙏
@Maigalov
@Maigalov 8 месяцев назад
Tsara lotra ❤
@tokyravitoto
@tokyravitoto 4 месяца назад
Bravo l'artiste ! Très bon son et un joli clip pour couronner le tout
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 4 месяца назад
Merci 🙏
@nampoinaranaivosoa6117
@nampoinaranaivosoa6117 8 месяцев назад
tsara be!!!
@user-dd7qt5gg4i
@user-dd7qt5gg4i 8 месяцев назад
Tsara loatra🎉
@ingiahymparany
@ingiahymparany 8 месяцев назад
❤marary lesy eh💙
@user-rp9hh9cd8w
@user-rp9hh9cd8w 8 месяцев назад
Feno tanteraka ny kanto e.mankasitraka
@daddyjose9571
@daddyjose9571 4 месяца назад
Tsara b eiay inspiraka!!! mandona be ny son sy ny Clip! mlay less
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 4 месяца назад
Misaotra e🙏
@nirinamickaelratsimbazafy6318
@nirinamickaelratsimbazafy6318 8 месяцев назад
mankasitraka e ❤
@nyclaudiasrakotonirainy8136
@nyclaudiasrakotonirainy8136 8 месяцев назад
zany zokinay zany❤
@HaimgotianaGinnah-ye1ts
@HaimgotianaGinnah-ye1ts 7 месяцев назад
Ity kosa aloha ❤❤❤❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
🙏🙏🌹
@wullyrahary3913
@wullyrahary3913 8 месяцев назад
Mankasitraka fona zoky be a Makanao hatrany Respect
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Mankasitraka e🙏🌹
@sarahrakotondrabe2193
@sarahrakotondrabe2193 7 месяцев назад
Tsara be ❤
@armellevolajan7817
@armellevolajan7817 8 месяцев назад
Toujours au top ❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Merci Armelle 🥰
@nivoverin5056
@nivoverin5056 8 месяцев назад
Tsara havako oh❤❤❤❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Mankasitraka e🙏🌹
@FlaurandRakotozafy
@FlaurandRakotozafy 2 месяца назад
❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥
@user-kx8ze6gr3q
@user-kx8ze6gr3q 8 месяцев назад
Tsara loatra❤❤
@bintisarah-di7fq
@bintisarah-di7fq 7 месяцев назад
Amazing 👌congratulations !
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
Thank you so much 🌹
@innovatekMG
@innovatekMG 8 месяцев назад
Respect zokinay :)
@jaozarasarah27
@jaozarasarah27 6 месяцев назад
Tiako loatra ❤ na ny arrangement na inona... Tout ❤🎉
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 5 месяцев назад
Mankasitraka e🙏
@nanahannick9043
@nanahannick9043 3 месяца назад
All the times I always listen that song ,
@dimatistrading
@dimatistrading 4 месяца назад
Milay be, misaotra eee
@user-nr3ej7qy2d
@user-nr3ej7qy2d 8 месяцев назад
♥️♥️ merci e
@diaryambinintsoa9530
@diaryambinintsoa9530 7 месяцев назад
Tsara 😊
@louiseulrch9524
@louiseulrch9524 8 месяцев назад
Tena marary ka🥺🥺
@hermanntsiverihasy7183
@hermanntsiverihasy7183 8 месяцев назад
encore bravo
@user-lw6ip8zz1j
@user-lw6ip8zz1j 4 месяца назад
Tsra be❤
@tsoutsourazanamalala
@tsoutsourazanamalala 8 месяцев назад
❤‍🔥👏🏼
@christinajarrysanson279
@christinajarrysanson279 8 месяцев назад
Tsara be mintsy ty hira ty 🥹🥹❤❤
@mtrak8178
@mtrak8178 6 месяцев назад
Kanto lotra ❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 6 месяцев назад
Misaotra e🙏🌹
@jeannickrafanoharana2817
@jeannickrafanoharana2817 8 месяцев назад
Bravo tsara be foana ❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Merci 🙏🌹
@user-uv4od7jk1h
@user-uv4od7jk1h 6 месяцев назад
J'adore tout simplement ❤❤
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 6 месяцев назад
Merci 🙏♥️🇲🇬
@user-xn3xo5tw3v
@user-xn3xo5tw3v 6 месяцев назад
Cool ❤❤😮🎉🎉
@user-qg3km5zx8f
@user-qg3km5zx8f 8 месяцев назад
Tiako b!
@user-es8rc3sg1q
@user-es8rc3sg1q 8 месяцев назад
Tiako avy hatrany ❤ mankasitraka indrindra
@onyrabary-pg2fh
@onyrabary-pg2fh 8 месяцев назад
Mankasitraka ny @ kanto❤️mamy 🔥🔥sasa-niandry
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Mankasitraka e🙏🌹
@YvannahOnesmos
@YvannahOnesmos 8 месяцев назад
Mangataka parole azafdy Snn tena tsara ❤️
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 8 месяцев назад
Ihafiako | Tononkira (parole) Madiditra fiakanjo, mandona fijery Mba faniriko loatra raha ianao ho ahy irery Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh Ampidiro ny akanjo f’ianao efa misy miantso Madiditra fiakanjo Toa tsara fijery Efa namboariko ny foko oe ianao tsy ana irery Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh Ampidiro oa ny akanjo mba raiso izy f’efa miantso Ranomasom-pifalina ny ahy fa aza manahy Ekeko oe za tsy tompony fa mpindrana Ianao tsy mandeha tokana f’efa misy anazy Marary e Aleo fa Ihafiako… (2x) Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao (2x) Tsy anjara ny amintsika efa hita hatrany amboaloha Mba mila fanampina re fa tady amohy fo Te hiantsampy mafy anao f’ianao raozy efa misy tsilo oh Raha jaly izany efa mahazatra ihafiako ihany na mandratra Ranomasom-pifalina ny ahy fa aza manahy Ekeko oe za tsy tompony fa mpindrana Ianao tsy mandeha tokana f’efa misy anazy Marary e Aleo fa Ihafiako… (2x) Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao Oh zaza iny e, aza atao anio zaho oh Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao (x2) Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh Kiala ratsiko iny e, fa raparapa oa ny foko aminao A/C: Njara Marcel
@hajaandriamanjarisoa6610
@hajaandriamanjarisoa6610 5 месяцев назад
MANKASITRAKA E! MILAY BE
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 5 месяцев назад
🙏🙏🙏
@sarahralaiarisoa
@sarahralaiarisoa 7 месяцев назад
Nanaitra ny sofiko ilay onja entin'ity mozika iray ity, manositosy anao hiaina, hiaino ny tiana ambara, tsara firindrana, tsara lanja ilay instrument, ao tsara ilay feo, tsara petraka ny tonony, ataoko hoe "mozika" amiko, mifanaraka amin'ny vanim-potoana tsara, mahafinaritra ny mihaino azy, bravo ny ekipa.
@NjaraMarcel
@NjaraMarcel 7 месяцев назад
Mankasitraka e🙏
@elinalexoliv
@elinalexoliv 8 месяцев назад
Mahay isika malagasy kah' Tiako be
@user-vt4jw9ir4n
@user-vt4jw9ir4n 3 месяца назад
Tena tsara
@user-jg1fb1lo1e
@user-jg1fb1lo1e 7 месяцев назад
Tsara be ilay hira🥰 Fa zah hoa manana impression foana hoe otran'ny cover zany ny anaovanao le hira , sa zany mintsy ilay style😋😋
@miranaandria8267
@miranaandria8267 3 месяца назад
ndriiii 😥🥺
@rojoniainasarahamalalasoar8763
@rojoniainasarahamalalasoar8763 8 месяцев назад
Tsara lotra🥹❤️
@user-jf4ne4fv3m
@user-jf4ne4fv3m 8 месяцев назад
Babo ae ❤
@kazmirahmarieflorencia2483
@kazmirahmarieflorencia2483 7 месяцев назад
Mandona be mitsy
@user-gy5wi3vf1v
@user-gy5wi3vf1v 8 месяцев назад
Mankasitraka zokinay ah
@hobisoaandriambelaranaivo1477
@hobisoaandriambelaranaivo1477 8 месяцев назад
Tsarabe ❤❤❤
@FandresenaNdimbiarisoa
@FandresenaNdimbiarisoa 3 месяца назад
This a good article
@patriciaainafy7390
@patriciaainafy7390 8 месяцев назад
❤🔥
@faratianarakotovao9828
@faratianarakotovao9828 8 месяцев назад
tiako foana eh
Далее
SAINO IHANY - JACQUIS RANDRIA & NJARA MARCEL
4:02
Просмотров 1,2 млн
Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)
3:45
УНИТАЗ В ЛЕСУ?? #shorts
00:24
Просмотров 537 тыс.
Adisanina Valala
1:18:42
Просмотров 596 тыс.
Ayam - Mbay any (Clip Officiel)
2:54
Просмотров 680 тыс.
NOSY ROSE - ZAHO TIA (NOUVEAUTE GASY 2024)
4:14
Просмотров 10 тыс.
NJARA MARCEL - LATSAPAKA (Official Video 2022)
4:11
Просмотров 286 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,6 млн
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Просмотров 614 тыс.
Zah Sa Izy
4:35
Просмотров 155 тыс.
Young Fella - Rihtlang Mv (prods.... by smiley)
4:53
Stray Kids <ATE> Mashup Video
2:17
Просмотров 912 тыс.
BABYMONSTER - ‘FOREVER’ M/V
3:54
Просмотров 54 млн
Big Baby Tape, Aarne - Supersonic
2:44
Просмотров 835 тыс.
5УТРА - Белая полоса
3:13
Просмотров 542 тыс.
Басстер - Салони BMW | 2024 | comeback
3:49