Тёмный

FENO FIFALIANA (Cevam) | Joy Overflow by Joe Praize 

cevam network
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 19 тыс.
50% 1

Развлечения

Опубликовано:

 

30 янв 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 6   
@rodarakotovao5008
@rodarakotovao5008 3 года назад
Yes. Yes. Yes. I receive this JOY OVERFLOW in my life and I always live it.
@reginarabemalanto7999
@reginarabemalanto7999 2 года назад
Feno fifaliana ! Feno fifaliana Mitombaka ny Fihainako
@fiononanaravakaniaina6860
@fiononanaravakaniaina6860 3 года назад
Joy overflow! 😊😁😄☺😃
@EvarstinaNice
@EvarstinaNice 6 месяцев назад
Fifalina Mitobaka eo @fiainako Amen !
@tahianalalaina834
@tahianalalaina834 Год назад
Feno fifaliana (Cevam) Refrain : (MILAMINA) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Refrain : (mihetsika) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako 1 Ny fanjakana niaviako Dia ilay tsara indrindra Izay Feno hehy mihomehy , mihomehy Feno fifaliana Tsy misy alahelo Tsy misy ranomaso, Fa mandihy mandihy mandihy. Feno fifaliana Refrain : (mihetsika) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako ….. (Miara-mandihy ho an’i Jesosy) 2 Fifaliana toy ny renirano e Toy ny loharano Mamy ny fiainako Mamy ah, mamy Feno fifaliana Mpandova ny lanitra aho Nambarany tamiko Fa ny fiainako ho lehibe lehibe lehibe Feno fifaliana Refrain : (mihetsika) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Pont (X2) Mahatsiaro sambatra aho Nahazo ny herin’ny fanahy Masina aho ô Mahatsiaro sambatra aho Nahazo ny herin’ny fanahy Masina aho 1 2 Sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay 1 2 3 4 Sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay ôh feno fifaliana ny fiainako ….. Refrain : (mihetsika) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Pont (X2) Mahatsiaro sambatra aho Nahazo ny herin’ny fanahy Masina aho ô Mahatsiaro sambatra aho Nahazo ny herin’ny fanahy Masina aho 1 2 Sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay 1 2 3 4 Sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay ôh feno fifaliana ny fiainako (X2) Refrain : (mihetsika) Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako Feno fifaliana fifaliana fifaliana fifaliana Mitobaka amin’ny fiainako
@pasteurherytianarandriarim9897
@pasteurherytianarandriarim9897 3 года назад
I can joy
Далее
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,1 млн
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 384 тыс.
Я обещал подарить ему самокат!
01:00
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Toe-po Joseph d'Af Live Frankfurt
4:54
Просмотров 7 тыс.
Medley FFP Feon'ny Fiderana Pentekotista
4:34
Просмотров 2,6 тыс.
Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ny fanatrehanao
6:23
Просмотров 737 тыс.
Jaja   Jesosy ihany , Jesosy hatrany
4:48
Просмотров 314 тыс.
Tompo O Ny Foko
5:22
Просмотров 26 тыс.
Ilaiko ny Herinao (version officielle) - Pepe Shine
7:48
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,3 млн
ETO IANAO - Revival Messengers
4:35
Просмотров 134 тыс.
Вот почему 😐
0:59
Просмотров 2,7 млн
20 июля 2024 г.
0:11
Просмотров 2,6 млн