Тёмный

FIARAHA-MIASA ARA-TOEKARENA PORY INONA MOA NO MBOLA ANDRASAN'NY GASY @ LA FRANTSA ?? ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 9 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 55   
@alainravonjy5133
@alainravonjy5133 Месяц назад
Koto tu as raison mais Andry Rajoelina s'occupe surtout de son portefeuille.
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 Месяц назад
@@alainravonjy5133 peu importe , un jour viendra Toute chose à sa fin Ainga anie ho Samy lava velogno mba ahita ny FIN DE COMMENCEMENT
@Belgianperspective
@Belgianperspective Месяц назад
BIEN DIT!!!
@AngeloRicoeur
@AngeloRicoeur Месяц назад
Tu as raison
@paulrakotozanany8297
@paulrakotozanany8297 Месяц назад
Grave n'y situation RY Koto
@mariorakoto7749
@mariorakoto7749 Месяц назад
zay zay zay merci merci koto aaaaa ,
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 Месяц назад
Oh Ra-KOTO ô manjary miteny ratsy mihintsy ianao amin'io TGV tsy misy "vidiny" io ! tena "marionnette" io ! Ny tiako anontaniana anao Tompoko dia ahoana ny nahafahanao nivezivezy toy izao? Sambatra ianao afaka milaza ny MARINA zay mba tena iraisako aminao !
@MafredwolfArthur
@MafredwolfArthur Месяц назад
Verezin'i Ibrahim traoré lavitra mihitsy raha président ntsika ty. Marionnette😂😂😂
@jonasrazanakoto5471
@jonasrazanakoto5471 Месяц назад
Marina ny resakao Koto a ! Olona tsy manana BEPC no mpitondra an' ny Madagascar. Bado ny Malagasy !
@lolanagel6103
@lolanagel6103 Месяц назад
Ts' vaovao anie ry Koto fa n' prezida tsik'anie ka prezida werawer'eeeeee.
@nanieraharison2008
@nanieraharison2008 Месяц назад
Misy possibilité nantsoin'i Macron izy satria oe niresaka momba ny base militaire any Diego- Suarez , important amin' i la Frantsa izany , misy koa ny fanamboarana ny installation des sites énergétiques ,
@rioz3316
@rioz3316 Месяц назад
Olona mba mahay miaina ve ra tsy hanompa tena tsy mahalala menatra fory nivoahznzo no zimbazimbana
@njandryrabarisoa4387
@njandryrabarisoa4387 Месяц назад
Manana harena bdb tsika fa tsy haitsika no mamadika azy ho lasa vola koa
@saholyramamonjisoa9603
@saholyramamonjisoa9603 Месяц назад
Alefa koto
@user-hk8rn7lj8m
@user-hk8rn7lj8m Месяц назад
WERAWERA PR io koto a
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 Месяц назад
Mbola ho avy ny anjarany Tanindrazagna tsy falafo fa masigny Ambila izy fa mbola ho avy anjarany Ary ho ela velogno izy lera izy efa jamba Abadoagna be loatra Zeo niditry niara-miasa amin’ ny arabo koa Suite ny fa andevo zagny nahazo atsika ela be zay Tsy zay olo mahai teny vaz rde manampahaizagna zegny Abadoagna be loatra aminazy
@dorafanini73
@dorafanini73 Месяц назад
C'est vrai
@firangodenis7618
@firangodenis7618 Месяц назад
Tsaroako fona le ANGANO AFRIKANA : TIGRÀ sy LIONA
@user-ui9kh6dn6b
@user-ui9kh6dn6b Месяц назад
on y va les peuple
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd Месяц назад
Ny marina aloha marina ihany. Lafrantsa izany dia firenen'ny pôlitisianina "sans scrupules par excellence". Samy nanana ny paik'ady nanilihana an'i Frantsa avokoa ireo firenena aziatika sy afrikana afaka tamin'ny ziogany (Rwanda, Mali...). I Madagasikara koa dia nitady ny làlany, saingy tsy nananan'ny Frantsay "état d'âme" mihitsy ny fomba namoretany izay sahy nitroatra (répression sanglante t@ 1947). Marina mihitsy ny hoe tsy nilatsahan'ny Fanahy Masina akory ny mpanjanaka raha nanome fahaleovantena, fa satria miezaka mampiseho endrika "humaniste" (mandrangaranga ny zon'olombelona) ka tsy afaka hampanao asa anterivozona mivantana intsony (SMOTIG, Corvée...) @ "sujet" (indigène) ka dia nizarazara "fahaleovantena" ho an'ny zanataniny. Misy t@ ireo mpitolona anie tsy nitaky izany "fahaleovantena fahaleovantena" izany e. Ry Ralaimongo dia nitaky fitovian'ny Malagasy fotsiny @ Frantsay (samy citoyen) e! Saingy araka ny voalazan'i Koto dia LAFO ho an'i Lafrantsa izany. Izao i Madagasikara "mahaleotena", saingy Frantsay mitafy hoditra Malagasy no napetrany eo an-tampony (efa nampanaoviny VELIRANO tsy maintsy manao "allégeance" aminy). Dia io amboadia mitafy hodi-janak'ondry io no lakilé hampibabena trosa @ tetik'asa tsy mahomby. Ny banky frantsay mampindram-bola "société générale" no nibitaka voalohany (sazy raha vao miraikiraiky @ échéance, taux d'intérêt commercial...), ny POMA izay efa trotraka araka ny voalazan'i Koto sy ny Colas izay voasazin'ny Banque Mondiale tsy hahazo tsena @ projet vatsiany intsony noho ity orin'asa ity nolazainy fa nanao risoriso teto Madagasikara. Ny tsy itovizan-kevitra kosa dia ny fanaovana lasaka iray ny Kristianina sarintsariny sy ny Kristianina tena izy. Ekeko fa maro tokoa (maro loatra aza) ao ireo Pasitera, Bishop, Révérend, mpitoriteny, misy milaza tena ho ambadadaoron'i Yeoushoua, na i Jesôsy vatany mihitsy aza... ao ireo artista evanjelika (milaza tena ho Kristianina) nefa bizina no tena antony ka mamita-bahoaka etsy sy eroa. Saingy aoka tsy hanao safobemantsina ka hilaza fa izany daholo izay mitonona ho Kristianina, fa "MALEMY" sy "TSY TIA TANINDRAZANA" avokoa ny Kristianina. Milaza ireo mpikaroka manampahaizana momban'ny tantaran'i Madagasikara, (eny fa na dia ireo professeurs hentitra @ fampisarahana ny asa siantifika sy ny finoana aza), dia samy manambara fa nandray anjara mavitrika tamin'ny fanoherana ny mpanjanaka hatrany ny Fiangonana Kristianina. Namaramparana ny fitondrana sôsialista ny fijoroan'ny FFKM izay zary rafitra "incontournable". Rehefa "religion" dia tsy maintsy mampianatra ny mpinony rehetra ho mpanaiky (soumission) izay dingana tratran'ny siansa koa matetika. Iza moa no tsy hanaiky (se soumettre) rehefa hoe "araka ny voalazan'ny siansa"? Satria, ohatra, "scientifiquement possible" ny fisidinana eny @ habaka, dia nanaiky avokoa izao tontolo izao (ny Soviétiques nandany fananana t@ spoutnik) fa nanitsaka ny volana, hono ny Apollo Amerikana t@ 1968? Maro no afaka mahita ny "investigation" nataon'ny mpanao gazety sy ny manampahaizana samihafa manaporofo fa "arnaque du siècle" iny. Tsy hitady porofo siantifika be akory isika fa ny lôjikan'ny toe-tsain'olombelona, ny an'ny tandrefana manokana, indrindra fa ny Amerikana, dia ny mamerimberina sy mamadika iny "exploit" iny ho rehareha sy havadika vola. Nihoarana ny antsasaky ny taonjato, fa tsy nisy akory izany fitsangatsanganana ho eny @ volana izany. Na dia izay afaka hanao bizina matanjaka @ izany toa an'i Elon Musk PDG an'ny SpaceX aza dia mbola manonofy aloha hatreto. Diso adversaires araka izany izany mamatrapatratra fa ny christianisme (Jesôsy) no fototry ny tsy fandrosoan'i Madagasikara. Moa ve tsy efa tao anatin'ny lalam-panorenana malagasy foana ny principe de la laïcité de l'État ? Porofon'izany ny fanomezan-kasina ireo fety silamo namoahana didy ho andro tsy fiasàna. Na dia ho foanana avokoa aza ny antokom-pivavahana rehetra eto Madagasikara dia mbola tsy handroso ihany ity firenena ity satria any @ tsy mivonto no manaintaina. NY TENA FOTOTR'OLANA DIA ANY @ TOETRAN'IREO OLOMBELONA MPITONDRA SY ANY @ RAFITRA.
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd Месяц назад
Ny teny arabo hoe Islam dia midika hoe "soumission" mihitsy.
@user-bp5tw2fy4x
@user-bp5tw2fy4x Месяц назад
Tena reveko ity zoky ity a
@user-sadika
@user-sadika Месяц назад
tena aleo mangina toizay miteniteny foana tohizao.Efa mitapy sy olona kely saina tokoa.Foronona daholo izao rehefra lainga lava izao. tena olona ambany saina nohon"ny amboa raha azo lazaina , fa mpanaratsy,mpakahalana, VENDRA toy ny teninao lava..
@christophedeschler4208
@christophedeschler4208 Месяц назад
Fatigué des patrons revolutionnaires qui critiquent quand ils sont à l'étranger vivant bien confraternellement avec leurs 4x4 resplendissantes .Mais qui se taisent une fois rentrés au pays. L'affrontement politique ne se fait pas sur youtube
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 Месяц назад
Koto Hafa ihany olo nianatra . Matoa minatra mba andaligny bebe kô koa Ninazy tsy zay fa noho izy mahai teny vaza no entiny angalatra ny arenany gasy T’as tout raison koto Zegny refa jiolamboto tsy nandalo fianaragna firy Mamarotra tanindrazagna Masigny ny tanindrazagna Tsy ra zay olo mahai teny vaza jiaby de nianatra dikany zegny . La preuve baka izy ataony io . Abadoagna agnarany koa olo mahavita mandafo tanindrazagna zegny satria tanindrazagna zegny tsy afaka agnaty fo Jusqu’à niany atsika andevo zigny la France
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
@@jobellsybevahiny1996 Ry Koto aza : nariany hatramin'ny tanindrazany, fa natakalony an'i lafrantsa ny tanindrazany koa! Dia faly ery nareo amin'izay ???
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 Месяц назад
Tsy hitako izay manahirana anareo amin'izany, raiso ny toerany raha toa ka mahavita ianareo manampahaizana
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
Hay vé nihaina t@ Macron ihany i Andry Rajoelina, ry Koto mitapy ????
@user-bz1zo4kx3m
@user-bz1zo4kx3m Месяц назад
Koto a ,lasa fankahalana olona fotsiny le vidéo nao ,mampihena ny mpanaraka anao io teny ratsy be io fa ovay le izy e
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 Месяц назад
Salut Koto ❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹
@rakotohaingo6810
@rakotohaingo6810 Месяц назад
Tsara sy mety , ary marina le izy ; fa ny manamaivana azy le teny ratsy sy fa nenjehana fivavahana ty , ................
@livrakoto4654
@livrakoto4654 Месяц назад
Angamba ny hamerenana indray ny base frantsay ao Diego no kozy noresahan’i Rajojo t@ filohany, satria izany indray izao no malaza be.
@dannirandriarimalala7467
@dannirandriarimalala7467 Месяц назад
Marina izany fa faran'izay zokiny ny havendranan'ity filoha maha....
@saholyramamonjisoa9603
@saholyramamonjisoa9603 Месяц назад
Marina mihnts zany koto
@ndzatou
@ndzatou Месяц назад
Dokafan'ny olona koa lelenty dia mikapokapoka : politika e ! Mozika e ! Sasa vilia
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Месяц назад
Tena marina daholo ny lazainao Koto.
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f Месяц назад
@@Margue-er5sw Marina hoan'ny mitapy sy jiolahimboto!!!
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Месяц назад
Ka i Andry Rajoela olona aotra ny fisainany ho an' malagasy. Fa ny ataon' DJ dia manaravy nybankiny sy i frantsay
@rioz3316
@rioz3316 Месяц назад
Aza b fialonana fa avelao ny president hiasa eanga hidio ny vavapo…… nareo
@jeanmarcravonin2478
@jeanmarcravonin2478 Месяц назад
Kindin dren t'y wa dia tsy maty ambavany mihintsy fa manao revy Tsisy saina por Ialahy angaha Efa Mba naha fohy vola hoan i 🇲🇬 Madagascar Tsy Invité izy @ialahy Tsisy saina io. Rehefa vasoka n'y Lainga dia Mba marenina r ilay Gidro be kibo t'y â
@RicabrunoTovonirina
@RicabrunoTovonirina Месяц назад
Gasy vendrapory reo koto a!
@gervaismarieratsimbazafy4355
@gervaismarieratsimbazafy4355 Месяц назад
Koto a, lazao fotsiny ny hevitrao fa tsy tokony hisy teny ratsy sy fanenjehana fivavahana kristianina.
@carlarose6797
@carlarose6797 Месяц назад
Président 150 kasai n'i SEM Macron ho raisina. Ao à andro iray 24h. Rà mizara mitovy ny temps de SEM, 5 minutes ny an'ny SEM iray. Ilay totakely anefa tsy misy poids à Macron. Omeny 1 minutes, ... Bref fakana sary no marina, courtoisie.
@user-rd1hp8ot7o
@user-rd1hp8ot7o Месяц назад
Azaحزma wa ...tsitan tony ve sa tapenana mits ny maso @avendranana e
@nyavotrarandriamalala4642
@nyavotrarandriamalala4642 Месяц назад
Lasa adala sy marary saina @ fankahalana an'i Filoha Rajoelina i Koto nefa dia invité soa amantsara ny Filoha Rajoelina ary nisy fihaonana manokana tamin'i Macron
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 Месяц назад
Tena voandona mafy indray ry zareo fa aza omena tsiny 😂😂😂
@williamjones9811
@williamjones9811 Месяц назад
ty koa bado mioatrany Dj
@carlarose6797
@carlarose6797 Месяц назад
Tsy mbola nahitana éclairs d'esprit i totakely hatr eto. Foutaises no hany avoaka nny vavany.
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr Месяц назад
Lasa Luc Hervé KO Ty Koto Ty ....@ teny ratsy .
@carlarose6797
@carlarose6797 Месяц назад
Fiarova n'i totakely ny fitombeny no nakany nationalité. Ny fitombena n'ny gasy isaky ny mi hetsika, velari n'i totakely à zandary vaseline. Eny : zandary = vaseline n'i totakely. Le comble : toa mahit tsirony ny gasy. Kkkk.
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Месяц назад
Aza laroana teny ratsy betsaka ry Koto .
@HarimangaJohn-c7f
@HarimangaJohn-c7f Месяц назад
Encore un pauvre type qui fait le malin !!! Mr koto se croit intouchable !!!!
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 Месяц назад
Mahafinaritra ery zany paysage zany ❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹❤️‍🩹
Далее
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
11:28
Fake watermelon by Secret Vlog
00:16
Просмотров 7 млн
Itondray tsikitsiky
4:41
Просмотров 1 млн
MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
35:20
E-SEE MAGAZINE |  PAYSANS CHERCHEURS
15:03
Просмотров 824
Sheylah - Fa tsy Afaky (Toliara, Madagascar)
4:26
Просмотров 31 тыс.
TVM EMBONA | NANAHARY
21:17
Просмотров 67 тыс.