Тёмный

Fijoroana vavolombelona Mme Lucette BOTRALAHY (2020) 

Lala RATOVOHERY
Подписаться 2 тыс.
Просмотров 3,7 тыс.
50% 1

Asan'ny Apostoly 1 : 8
"Fa hahazo hery ianareo amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran’i Jodia sy Samaria ary hatramin’ny faran’ny tany."

Опубликовано:

 

12 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 15   
@lazasoarandriamifidy1826
@lazasoarandriamifidy1826 2 года назад
Ho tanteraka amiko Anie izany.Amen
@andryshekinah6427
@andryshekinah6427 3 года назад
mankasitraka tena mahalafy ny mahita fiorenenana ao@ Jesosy kristy
@tsaratendryblandine3144
@tsaratendryblandine3144 3 года назад
Amen, Hoan'Andriamanitra irery ny Voninahitra 🙏
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 4 года назад
AMEN !!! Ho an i Jesosy ny Voninahitra 🙏🙏🙏🙏
@christiang3556
@christiang3556 10 месяцев назад
Daraina Jesosy
@JoHerve
@JoHerve 3 года назад
Tena mampahery ny fijoroana vavolombelona, jesosy anie homba anao hatrany
@christianmalagasy6005
@christianmalagasy6005 2 года назад
Ho an'ireo izay mino mino foana. Tsy misy milaza mihitsy ao anaty baiboly hoe manana droit 3 legions d'anges ny olona, sady izay koa manamarika fa 72000 anges ny legion 1. Mitandrema, fa ny lainga dia tsy avy amin'Andriamanitra. Amin'ny voany no ahafantaranareo ny hazo. Maro ny jezabela mandehandeha mampianantra eny rehetra eny milaza zavatra tsy marina ohatra amin'izany ry joyce meyer, paula white sns... Alohan'ny hanaovanao amen sy haleloia, dia fantaro tsara aloha hoe tena avy amin'Andriamanitra ve izany. Mibebaha fa tsy fantatrao hoe rahoviana no ho avy Jesosy Kristy. Mbola variana mihaino fampianaran-diso hatrany fa tsy mety mandroso sy mitoetra tsara amin'ny Tenin'Andriamanitra dia ny Baiboly izany.
@lazasoarandriamifidy1826
@lazasoarandriamifidy1826 2 года назад
Za maniry mafy ny MBA hafana @ fanompoana izany . Mandroso mihemotra fôna . Mangatak bavaka Aho MBA ho mafy orina. Misaotra indrndra. ( Feno hetaheta ao anatiko)
@mibebahafahoavyjesosy
@mibebahafahoavyjesosy 4 года назад
Amen Isaorana Jesosy Azy irery ny voninahitra
@actionhaha7432
@actionhaha7432 3 года назад
Voninahitra ho an 'i tompo
@pinkorchid8207
@pinkorchid8207 4 года назад
Mirary soa anao ao amin'ny Tompo hatrany Mme Lucette. Mpijery ny émission nao taloha no nahalalako anao. Mahagaga tokoa ny asan'ny Tompo sy ny fiainambaovao omeny. Deraina ny Anarany fa be voninahitra Izy
@danielrandrianarisoa3479
@danielrandrianarisoa3479 4 года назад
Tsara ny Tompo 🙏
@stephanmlayeherilala6598
@stephanmlayeherilala6598 4 года назад
Amen
@mariusraharison8419
@mariusraharison8419 4 года назад
Miarahaba Tompoko, misaotra Ranabavy , tsara n'y Tompo. Ho tahiana ianao s'y n'y ankohonanao. Aleloia
@marina123marina5
@marina123marina5 4 года назад
Iza le nandefa mssage tam telephone nao ??.
Далее
E392 How to Live with Humility with Jamin Goggin
1:12:44
Rojo Ny Avo Temoignage
21:22
Просмотров 11 тыс.
🕊️Valera🕊️
00:34
Просмотров 3,1 млн
Will A Basketball Boat Hold My Weight?
00:30
Просмотров 18 млн
Fijoroana vavolombelona
19:59
Просмотров 2,6 тыс.
Old Age in the Golden Age | Dr. David Jeremiah
25:35
Просмотров 14 тыс.
Mandrava fiarovana mafy
38:48
Просмотров 2,2 тыс.
PSAUMES 51-100 (Bible Louis Segond 1910)
1:46:28
Просмотров 222 тыс.
Torolalana hahazoana tanjam-panahy (2024)
27:10
Ny mahasarobidy ny fanahy maha-olona
22:58
Просмотров 574
MATTHIEU (Bible Louis Segond 1910)
2:47:56
Просмотров 192 тыс.
Mafana, matimaty sa mangatsiaka, aiza no misy anao?
31:58
Nitondra ny rofy rehetra IZY
31:18
Просмотров 2,2 тыс.