Тёмный

Fo vaovao (Mage 4) By Ljo  

IVENCO COMPANY
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 40 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

17 мар 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 40   
@hugopetit7882
@hugopetit7882 6 лет назад
Tsara kosa ranga a! otrany cover iany io , tsy misy olana mihitsy na miova ny feony sy gadona , satria izay ilay cover , na koa oe interprétation! mankasiraka fa mlay eee
@adrianaassanaly8590
@adrianaassanaly8590 5 лет назад
Bravo , tsara be 😍😍
@user-nx4rr9vv5q
@user-nx4rr9vv5q Год назад
❤❤❤
@axgrunmcee1462
@axgrunmcee1462 Год назад
bravo LJO fa le autotune no nanimba kely anle izy
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Babo :-)
@biadmvj8246
@biadmvj8246 6 лет назад
lafatra e!! Mankasitraka anareo nizara
@robertaina88
@robertaina88 6 лет назад
Reveko eeee
@hanitrinionyandrianandrain3830
Mankasitraka ljo a, tiko be no nanaovany azy
@lenainaya6152
@lenainaya6152 3 года назад
Il chante très bien la chanson de mes amis dommage qu on ne le voit pas chanter qu il y a seulement une photo
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 6 лет назад
Norme be tena mlay be
@harenaraj9983
@harenaraj9983 6 лет назад
hain'i ljo mihitsy ny angola mahakasika ny atim-panahiko rehetra any, kanto lotra eh!
@hajaniainarobinson1340
@hajaniainarobinson1340 6 лет назад
Tena ilaina mihitsy ve ny nananganana ireto Génération Mage 4 ireto azafady indrindra, tena manimba ilay hira ny fahitako azy
@andriamihajacathucia2984
@andriamihajacathucia2984 6 лет назад
Hajaniaina Robinson miombo kevitra aminao tanteraka aho ^^
@hajaniainarobinson1340
@hajaniainarobinson1340 6 лет назад
Ilay izy tokony hoe tarika efa tsy mihira intsony no hananganana "Génération" fa raha tarika mbola anaty heriny ohatra izao tena hitako tsy mety
@generationrock3901
@generationrock3901 6 лет назад
Hajaniaina Robinson hi3 : marina izany Raprezy à : simba le vazo
@MEJALALAINA
@MEJALALAINA 5 лет назад
GENERATION MAGE 4 tsy atao hanoloana ny mage4 mihintsy akory. fa ra hiaino rock mahazatra atao style dia aleo mihaino mage4 iany . generation mage4 mba miala kely am rock mahazatra ftsn . tsara ho an sasany ratsy ho an sasany tsitako zay maharatsy an izao.
@lenainaya6152
@lenainaya6152 3 года назад
Q
@bojak9957
@bojak9957 5 лет назад
Mapalahelo b le hira, inona ko ary no nihenoako an'leity ?
@mampiononamamiharilala7990
@mampiononamamiharilala7990 6 лет назад
Tsaaaaaaaaaaaara be oh
@donitorene
@donitorene 4 года назад
Merc Bcp #LJo
@tanyarakotondravao8436
@tanyarakotondravao8436 6 лет назад
Tiko
@francescogiovani7237
@francescogiovani7237 6 лет назад
Mitovy ny feon nate tex, saing tsy mety am rock le feo ka ratsy tsy mvoaka
@erickratsarasataharitera5051
@erickratsarasataharitera5051 6 лет назад
Kiii...simba le hira le...
@heri_tokytoukih636
@heri_tokytoukih636 6 лет назад
mitovy timbre vocal amin nate tex s Dlain
@andiolahsilvierah7775
@andiolahsilvierah7775 6 лет назад
mitovy ny feoan D lain mitsy hihi
@sawuliakter4305
@sawuliakter4305 6 лет назад
marikoriko manimba hira tsimisy ilavana azy pelaka
@tahirymanampisoa2802
@tahirymanampisoa2802 6 лет назад
Norma be lesy baina a!
@syray4693
@syray4693 3 года назад
simba b le hira amle autotune
@generationrock3901
@generationrock3901 6 лет назад
Le Rock doit être interprété par un vrai Rockeur svp. Merci
@gasytiamozika2619
@gasytiamozika2619 6 лет назад
tsy voatery aaaa
@generationrock3901
@generationrock3901 6 лет назад
Randriambololona Mamenosoa : copie colle ou Pazzapa oui mais jamais le Metal : Seek and destroy de MetallicA ne sera jamais interprété par Lionel ritchie ou Elton jhon ? Lol
@hugopetit7882
@hugopetit7882 6 лет назад
diso be hianao fa maro ny efa manao azy , amiko aloha dia tsy misy olana mihitsy , sady milay kosa aloha ilay izy e!!mila mba mivelatra koa ny saitsika sy ny sofina
@MEJALALAINA
@MEJALALAINA 5 лет назад
zay leiz hoe ra hiaino rock enao dia mihaino mage 4 iany. ny fisian generation mage4 tsy rock mihintsy ne e !
@antoniotct3910
@antoniotct3910 5 лет назад
simba le hira...
@tsiryherynyainapapy750
@tsiryherynyainapapy750 6 лет назад
ôtry ny masosotra be zany ny miheno ilay izy e.
@sawuliakter4305
@sawuliakter4305 6 лет назад
marikoriko manimba hira tsimisy ilavana azy pelaka
@sawuliakter4305
@sawuliakter4305 6 лет назад
marikoriko manimba hira tsimisy ilavana azy pelaka
@sawuliakter4305
@sawuliakter4305 6 лет назад
marikoriko manimba hira tsimisy ilavana azy pelaka
@erickalain7262
@erickalain7262 5 лет назад
zany ry kindy no atao oe cover pory a kkk ref tsy faly dia mamono tena kkk
@LJOOfficiel
@LJOOfficiel 5 лет назад
Mety Efa mahazatra anao ngamba lay pelaka de.. Everinao mitovy aminao Olo jiaby... Cover zany tsy hitovy Amin'ny original.. Mankasitrakanao nihaino
Далее
Fo Vaovao
6:01
Просмотров 47 тыс.
Te hiara dia (Mage 4) By Yando #GénérationMage4
5:06
РУБИН - ЗЕНИТ: ВСЕ ГОЛЫ
01:03
Просмотров 162 тыс.
🎙СТРИМ на 4 МИЛЛИОНА🍋
3:12:45
Просмотров 1,3 млн
INIAH feat ALLKINIAH - GADRA
6:23
Просмотров 174 тыс.
TEMPO GAIGY - SAMBATRA INDRINDRA (Clip officiel)
4:35
Mage 4 feat Monique Njava - Mausolée (Live Tuléar)
6:23
mage 4_ho iray
5:47
Просмотров 34 тыс.
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
Просмотров 249 тыс.
Tsika 2 Avao
3:51
Просмотров 32 тыс.
Mage 4-Aza itserana
5:29
Просмотров 294 тыс.
РУБИН - ЗЕНИТ: ВСЕ ГОЛЫ
01:03
Просмотров 162 тыс.